Akamantatra
1. nanourand
(
25/10/2005 18:21)
Nitsoraka tao anaty rano hono ny Karana dia lasa océan indien le rano
Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir
Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge
Dia nitsoraka ny gasy ary dia lasa inona?
:@
Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir
Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge
Dia nitsoraka ny gasy ary dia lasa inona?
:@
répondu par Veloo le 28/10/2005 16:42
2. tafita
(
25/10/2005 19:22)
de lasa rano............saika nolazaiko le izy fa aleo aloha hiandry ny hevitr'i herimiafina indray
3. Herimiafina
(
25/10/2005 20:06)
=))=))=))=)) Zah mbola mitady le valin'ilay ankamatatra iray ao iny kou, hehehehe=))=))=))=))
5. Veloo
(
25/10/2005 20:39)
io ve ny valiny tsisy afatsy toka ve? tssssssss:roll: aza mba aran-tsina ny gasy fa matiko nareo an:-D:-D:-D
6. maditra
(
25/10/2005 21:43)
lasa canal de mozambika. l0l. Halako ankamantatra io fa mampiasa saina efa reraka ity fotsiny no mba vitany. Tsy misy an'ireny blague mampiomehimehy tsy mila lalinina ny dikany ireny any? :-D
7. dadabe
(
26/10/2005 03:39)
ary raikitsa kay ny :@:@ ato le ,
ce ki implik lasa ranon'anosy zany :°)
ce ki implik lasa ranon'anosy zany :°)
13. lita74
(
26/10/2005 10:24)
nanourand:
Nitsoraka tao anaty rano hono ny Karana dia lasa océan indien le rano
Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir
Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge
Dia nitsoraka ny gasy ary dia lasa inona?
:@
lasa rano maizina
14. sasa
(
26/10/2005 11:28)
o lety frera xxx mba lalina kou izany sain'lah izany klé, :-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. dadabe
(
26/10/2005 11:30)
mety less io zama a, fa iny koa toi raha hamely :@:@:@fa zay hoaaa ranon'anosy io :@
19. diamondra27
(
26/10/2005 12:11)
tsy ekeko kosa zany lasa glou glou zany e! aona no manao suicide ny gasy. Ny gasy nge malaza be aty andafy fa kristiana e!