Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8?

1. nanourand ( 25/10/2005 16:54)
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8? sa ny sala-pahavitrihana no ho kandida ifanandrina aminy?

répondu par jentilisa le 01/11/2005 13:21
2. nanourand ( 25/10/2005 16:55)
i Sarkozy :°)
3. Veloo ( 25/10/2005 16:59)
Tsy misy lesy izy ihany no afaka mama ny olana :P
4. xxx ( 25/10/2005 17:39)
enao ty ko ry nanourand tena enjana
=))
=))
=))
5. nanourand ( 25/10/2005 18:04)
iiiiii mayol :°)
6. SOLTAKER ( 25/10/2005 20:04)
MAIHLOL ALOHA FAVY AMIZAO EH ARY MIOMANA ZAY HIFANINANA AMINY!! 8-)
7. zakilinina ( 25/10/2005 20:24)
Mbola tsy matotra ny mpanohitra eto amintsika.
Tokony ho fanomanana ny fifidianana no atao fa tsy fanonganana (fananganana tetezamita). Mba manàna stratégie ê !
8. jajaf401 ( 26/10/2005 04:27)
sûr amizay ve nareo ry zakilinina ah?
9. pika ( 26/10/2005 05:07)
raha misy marina moa ny mangarahara @ fifidinana maninona:roll:
10. jentilisa ( 26/10/2005 06:59)
nefa manahy mafy aho fa na hisy aza ny 2° tour mety tsy ao anatiny ravalo. Raha izao ataony izao no mitohy an! lasa manana ny aretin'ny olona lasa mapanankarem-be: tsy mihaino ny hevitry ny olona intsony fa ny hevitry ny tena ihany. Sa tsapanareo fa mihaino ny fitarainam-bahoaka ihany Ravalo?
mety ho Pety sy Ratsirahonana ary Mailhol no hifaninana ny 2° tour. Aza hitako aza mahita ahy!
11. pika ( 26/10/2005 10:03)
efa milliardaire tao anatin'ny taona vitsi2 ireny ry jentilisa
ny mety ho candidat mety ho betsaka fa ilay vinavina izany no mbola tena sarotra olombaovao no mety ho tian'ny olona fa tsy ireo efa ..... ao koa ny miandrandra an'i P.....
12. ravatorano ( 26/10/2005 10:48)
za alohan dia mahita fa tsisy candidat potentiel izany ny mpanohitra eto.Iza tamin'ireo no tsy efa teo efa nanana andraikitra nitondra ity firenena ity ary taiza izany firenena izany tamin'ny nandalovan dry zareo teo ?
Izao koa aza hadino fa ny malagasy anie ka sahirana eh mbola mora rebirebena amin ny fanomezana indray andro d ho very dimy taona.
Izay no tena mahavoa rehefa misy fifidianana ary mahatonga ny fitrenenana hoe voavidy nyb safidim bahoaka.
13. Herimiafina ( 26/10/2005 15:46)
Ny olondrehetra de potentiel daholo any Madagascar.(l)
14. zakilinina ( 26/10/2005 17:34)
Diso izany ry Herimiafina !
Manjaka ny toe-tsaina lomorina eto amintsika.
Ao ny manao kirin'antitra kanefa tamin'ny tanora tsy nahavita afa-tsy fanakorontanana.
Ao indray ny zanaky dada tsy mahafantatra afa tsy ny mangorona satria izay no nanabeazana azy.
Ny tena potentiel amiko dia ireo zaza teraka anio raha toa ka atomboka atao tsara amin'izay ny fitaizana.
15. nanourand ( 26/10/2005 23:21)
Nenah zao zay mahavita mananjanona ny delstazy alohan'i hatongavako any ihany no ho fidiko!

Na y Maiol aza, ... fa i maiol ve klou nationalité malagasy e?
16. maditra ( 27/10/2005 01:00)
Herizo no hitako fa olona matotra sy mahay mandinika tsara ny economie-n' ny firenentsika. Zah tsy leader fanilo an, fa raha dinihiko iny ranamana iny dia hitako fa sady olona mahay iny no manam-panahy, ary manan-karena koa. Tsy azoko fotsiny ny ahazoan'lery vato kely io.:cry: mbola tsy mahay mifidy isika.
17. Veloo ( 27/10/2005 16:52)
18. Herimiafina ( 27/10/2005 17:01)
zakilinina:

Diso izany ry Herimiafina !
Manjaka ny toe-tsaina lomorina eto amintsika.
Ao ny manao kirin'antitra kanefa tamin'ny tanora tsy nahavita afa-tsy fanakorontanana.
Ao indray ny zanaky dada tsy mahafantatra afa tsy ny mangorona satria izay no nanabeazana azy.
Ny tena potentiel amiko dia ireo zaza teraka anio raha toa ka atomboka atao tsara amin'izay ny fitaizana.


Ianao izany toa tena potentielle mahintsiny an. Ny olona refa tonga saina toy izany de lasa potentiel kah. Nareo ngah miheritreritra fa tena tsisy conscience ireny oolona mangalatra sy mano ny ataony ireny. Efa tonga saina daholo ny gasy izao, de lasa potentiel daholo ze mipoitra eo.
19. zakilinina ( 27/10/2005 17:28)
Tonga saina ny Gasy hoy ianao kanefa ireo mpanohitra mahavory vahoaka ireo anie ka efa mba teo amin'ny fitondrana ary tsy nahavita nampandroso firenena ê !
Tsy vao izao akory ny Gasy no miaina anatin'ny fahantrana lalina.
Amin'izao fotoana izao kosa dia hita ny fivoaran'ny tanàna sy làlana. Mety misy antenaina kokoa raha ampitahaina amin'ny an'ny fitondrana mifandimby teo aloha.
Avelao aloha Ra8 hamita ny mandat satria sarotra ny fitsaràna ny zava-bitany raha voahelingelina amin'ny asany izy.
Raha atao fanao izao fanembatsembanana mpitondra izao dia voahozona tsy handroso i Madagasikara satria n'iza n'iza handimby an-dRa8 eo dia ho voatsembatsembana sy ho voahongana hatrany : instabilité sy immaturité politiques.
20. Veloo ( 28/10/2005 17:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502