Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8?
21. jentilisa
(
29/10/2005 13:36)
Fa tsy azo tononina ve ilay hoe P? tsy Pierrot ve no tian-kolazaina? Sa misy sivana raha miteny izany?
22. kitjo
(
30/10/2005 10:06)
Sa za zany refa tsisy? hahaha
aleo anaovany azy ihany aloha dia mitohy ny asa efa natomboka fa sao ol ts mahay nin nin kory no ho avy eo dia rava ndray izay natomboka...
aleo anaovany azy ihany aloha dia mitohy ny asa efa natomboka fa sao ol ts mahay nin nin kory no ho avy eo dia rava ndray izay natomboka...
23. xxx
(
31/10/2005 01:13)
aleo anaovany azy ihany aloha dia mitohy ny asa efa natomboka (delestazy, fanidina fengonana, fandrarana produit laitier tsy hivoaka an'i Vakinankaratra, fibaikona solombavambahoaka, fitrosana be dia be, fisondrotan'ny vidim-piainana, fanapenam-bava (intimidation), fidongina marché public tsy misy appel d'offre, ...) fa sao ol ts mahay nin nin kory no ho avy eo dia rava ndray izay natomboka...:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina
(
31/10/2005 01:25)
Amiko aloha tsy dia important loatra izany asana président izany e. Ny tokonybho izy dia ny Praiminisitra no mitondra ny baolina.
Donky, n'iza n'iza apetraka eo tsy tokony hametraka olana, potentiel daholo izany, raha toa ka mamela ny Prem hiasa favy.
Donky, n'iza n'iza apetraka eo tsy tokony hametraka olana, potentiel daholo izany, raha toa ka mamela ny Prem hiasa favy.
25. xxx
(
31/10/2005 01:44)
fitiavamboninaitra nidirany eo ka mena praiministra aona ndray e! :-D:-D:-D:-D
ze tia voninaitra rehetra dia potentiel dahol
ze tia voninaitra rehetra dia potentiel dahol
26. Herimiafina
(
31/10/2005 01:54)
xxx:
fitiavamboninaitra nidirany eo ka mena praiministra aona ndray e! :-D:-D:-D:-D
ze tia voninaitra rehetra dia potentiel dahol
Nefa tezitra refa henjehina hoe tia voninahitra ohatrin'ny maizina ka manjakazaka refa omena toerana, hehehehe, ohabolana herimiafina vaovao io.
jereo any Afrika de hitanao ny fitiavan'ireny prezida maizina voninahitra, hehehe, otsan,ireny de tena tafa be reny ery.
27. xxx
(
31/10/2005 02:05)
tsy mila mijery lavitra hery a! :-D:-D:-D:-D ny antsika alo jerena.
tadidiny toi ve oatra le masoivoho atsy Canada nametra-pialana? voakina nedala fa tsy notereny ho tonga tany amin-dramose be voninaitra ny panao gazety vaza :-D:-D:-D:-D
ary le tamin'ny asa-tanana (mahamasina) le hoe "tena tsy faly aho!" fa tsisy protocole :-D:-D:-D:-D

28. jentilisa
(
31/10/2005 07:07)
dia inona koa izao izany fitenenana maizina izany? fa angaha misy an'izany miditra foana?
31. jamal
(
01/11/2005 06:46)
Sylla io aloha mety hilatsaka e (à 60 sûr)nefa pro-frantsay loatra ka hanoma vahana ndray ny vazaha.Ny anisan'ny tsara t@ leity anie dia ny fanakanany ny vazaha mba tsy ho lasany daholo e.Zazah nga tsy hiverin'eo @nareo.
Tsy hisy opposition zany eo fa olona ni-cultiver dry ratsiraka sy ra8 ihany ( sylla,zazah,pierrot,herizo,...).
Hifanarahana anie ny ho filoha fa formalités ihany ny élection e!
Tsy hisy opposition zany eo fa olona ni-cultiver dry ratsiraka sy ra8 ihany ( sylla,zazah,pierrot,herizo,...).
Hifanarahana anie ny ho filoha fa formalités ihany ny élection e!
32. jentilisa
(
01/11/2005 13:21)
Fa ny fidiran-dRavalo aloha tsy neken'ny frantsay mihitsy e! nisy sarina fahaleovan-tena nipoitra kely ihany izany tamin'izay!