aza mivady @ arabo ry zavavy a
1. Naliy
(
25/10/2005 14:13)
Miarahaba anareo
Handeha hihaino radio aho dia misy pub hoe Arab sex
Meet Tens of Thousands of Muslim Singles for Love or Friendship.
www.MuslimFriends.com ao anatinilay pejy, na fahalalahana aza no iainantsika raha ny fandinihako azy tsy mbola zakan´ny malagasy ny manambady silamo tena ilay lazaiko hoe hanambady silamo any @ tany pur silamo. Tsy manavaka aho fa mety ho vavahady ny danger ho antsika io. Efa betsaka ny tantara ny ankizy na firenena aiza izy na aiza fa raha sendran´ny ireny mangeja ireny dia tsy tafaverina na tafavoaka n´ny firenena silamo misy azy intsony ramatoa kely.
Hevitra ny ahy fa raha mifanohotra aminy ny anao dia esoriko ny teniko fa raha mitovy ny fieritreritritsika dia mba tohano e.
Misaotra antsika rehetra namaky.
Nahitsin'i hery

répondu par fijo le 02/12/2005 22:58
4. menakely
(
25/10/2005 15:00)
Naliy,
Fanotaniana ny ahy fa aza tezitra enao,enao ve efa niaraka na nanambady Arabo na silamo na namanao ankaiky?
Fanotaniana ny ahy fa aza tezitra enao,enao ve efa niaraka na nanambady Arabo na silamo na namanao ankaiky?
7. angelgirl
(
25/10/2005 16:16)
marina zny ,ny arabo tsy fivady,ny arabo hitako zao de agressif no tsy manisy hasina an'izany atao hoe vehivavy
8. yonikafopl
(
25/10/2005 16:44)
Miarahaba anareo rehetra. Voalohany kalou dia tiako ny manamarika eto sao diso hevitra ianareo ny amin'ny mahasamihafa ny arabo sy ny silamo. Ny we arabo dia race, fa ny silamo dia religion. Ny arabo dia toy ny we afrikana sy eoropeana, fa ny we silamo dia toy ny protestanta sy ny katolika sy ny sisa.Ka hono ho aho ry Naliy, ny arabo am maha arabo azy ve sa ny am maha silamo azy no ampitandremanao mba tsy hovadiana?Raha ny we arabo manko dia tsy omeko rariny ianao, ny olombelona rehetra dia ao ny ratsy ao ny tsara, tsy ny gasy rehetra akory no mampijaly vady, tsy ny arabo rehetra koa no tsy manaja vehivavy, samy manana ny heviny ny amin'ny resaka fitiavana, resaky ny fo io, tsy azo iadian-kevitra.
angegirl, zany ve??? za nefa sahy milaza aminao fa mahita arabo manana ny tena atao hoe fitiavana, mahay manaja ny maha vehivavy, arabo izy fa tsy silamo kosa kalou fa kristiana, asa izay ngamba ve no mampiavaka azy? marina fa ny lohan'arabo dia manahirana ny miaina miaraka aminy, nefa miankina amin'ny tsirairay ihany io.
Izaho dia tsoriko fa manambady arabo, ary dia mahatsiaro sambatra ato anatin'ny tokatranoko.
Misaotra anareo.

9. fasaly
(
25/10/2005 17:08)
mandrindra :
kou feno ity sizé ity partout kou! zà efa namaly ary amin'ny iray ary e!:wink:
kou feno ity sizé ity partout kou! zà efa namaly ary amin'ny iray ary e!:wink:
12. estine
(
26/10/2005 08:31)
isika gasy anefa ara tantara taranaka arabo tsy hifanambady tsony 'zany tsika
misara @vadinareo avy sy ny sipanareo avy 'zany nareo de ndao hanambady sonegaly=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
misara @vadinareo avy sy ny sipanareo avy 'zany nareo de ndao hanambady sonegaly=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
14. xxx
(
26/10/2005 09:10)
ny vadinao arabo kristianina dia sambatra ianao tsara be, mety nizeneralizeni mpanoratra ny arabo sy ny silamo fa mety hoe silamo no tiany tenenina angamba, nefa manjary lasa mikritika finoana dia tsy mety. Fa rare ny silamo manambady tokana sy manisy valeur ny vehivahy fa izaho manokana efa nahita maso fa tsy tafaverina intsony rakalakely ary tsy afaka manao na inona na inona ianao satria any @ taniny, ny lalana any no miteny fa tsy lalanao @ maha gasy anao.
15. Naliy
(
26/10/2005 09:16)
Tsy tezitra ka fa efa nipetraka iray taona tany @ firenena silamo aho tsy nanambady fa niasa fa hafa be ny culture nireo, matetika ny vehivavy tsy misy dikany @ ndry zareo fehifeheziko fa tsy afaka mivalapatra be aho. Fa rha hoe raikipitia @ ndry zareo dia aleo aloha miantra tsara ny fombandry zareo lhl sy ny fomba fitondrany ny vhv alohan´ny hidirana sao mamoifohy na diso eritreritra. Tsy tiako ny miresaka finona sy race fa ataovy analyse tsara aloha ny zvtr rehetra vao miditra. Mazotoa. Cas na amerikana nanambady iraniana no hitako fa mamay be.
16. majakely
(
26/10/2005 10:48)
Ka izao ko ange le olana e! isika hampifangaron-tsika ny arabo sy ny silamo nefa samy hafa tokoa !!
17. fasaly
(
26/10/2005 11:34)
de zà zao vao mahalala an'izany hoe tsy rehefa arabo rehetra de ho silamo avokoa, ny fiheverako azy de hoe rehefa arabo de silamo avokoa va de misaotra tam fanazavàna rehetra fa nazava, fa zà klou de ny arabo hitako aty aminay aty de tsy mendrika ny ho tiavina dooly e! ny hitako sy ny fantako io an! (izany hoe tena feno ny haratsiana rehetra) , jerena zay tratra amin'ny fangalarana sns.. de injeo fa arabo dooly! hay izany mba misy ny arabo manana ny hatsarany.
18. menakely
(
26/10/2005 19:26)
salut,
za tsy miditra resaka ara-pinoana fa ny maha-tavaratra azy mitsy no efa mampatahotra,
eny eh,misy tsara fa rare tena rare
@ko raha vao tavaratra ilay olona dia juste bonjour tsy mila mihoatran'io mba hi- eviténa @ olana,
maro2 mantsy ny hitako zay ka aleoko mangala droit.

19. booboo
(
26/10/2005 20:45)
ny tavaratra tsy arabo fa afrikana tavaratra. Ny arabo mponina any @ iny péninsule arabique retra iny. Ny iraisan-dreo (ny ankamaroany) dé ny finoany (silamo).