aza mivady @ arabo ry zavavy a
21. menakely
(
28/10/2005 14:43)
salut,
ny ahy zao raisiko ho tavarata = arabo: marocien,algerien,iranien,iraquien,libanais,sirien,sns @ toerana arabo

22. mirabel
(
28/10/2005 16:25)
menakely
ny tavaratra dia fitambaran'i algérie, maroc, tunisie raha ny fahafantarako azy raha diso dia ahit sio e

23. Veloo
(
28/10/2005 16:34)
raha misy azo atao ry reto a dia ny gasy ihany a.... za mahita aty fa tena mijaly ny vavy miaraka @ arabo ary betsaka mihitsy. Tena ataon'ndry zareo otran'ny esclave mihitsy ny vavy
24. vale
(
29/10/2005 18:01)
booboo:
ny tavaratra tsy arabo fa afrikana tavaratra. Ny arabo mponina any @ iny péninsule arabique retra iny. Ny iraisan-dreo (ny ankamaroany) dé ny finoany (silamo).
Ie marina io fa fomba fiantsoana an-dry zareo fotsiny ilay hoe "tavaratra"! fa enao aiza ho aiza aty ivelany no mipetraka???
25. xxx
(
29/10/2005 19:10)
nanana experience kely aho - niara-niaina tamin'ny olona avy amin'i firenena 18 eto Afrika nandritra ny 1 taona.
TSY NISY OLANA mihitsy ny fiara-miaina tamin'ny ankapobeny - na lahy na vavy. Nisy olona maro avy any Sudan - Maroc - Algeria - ... olona iray ihany no hita hoe problematique tao ... vehivavy avy any algerie. noho izany tsy afaka miteny amin'ny ankapobeny aho hoe ratsy ny arabo na silamo.
marihiko nefa fa tsy nanana fifandraisana manokana tamin-na bandy silamo na arabo aho.
mety be kokoa fotsiny ny chance hahavanona ny tokantrano miaraka amin'ny gasy - fa tsy vitsy ny bandy gasy mbola ... njinja anie fa le misotsosotso reny :-D:-D:-D

jhouhlambout:
conclusion: gasy ihany no tsara
mety be kokoa fotsiny ny chance hahavanona ny tokantrano miaraka amin'ny gasy - fa tsy vitsy ny bandy gasy mbola ... njinja anie fa le misotsosotso reny :-D:-D:-D
26. yonikafopl
(
30/10/2005 13:06)
Na ny hazo tokana aza samy hafa ny tsiron'ny voa mivoaka avy aminy, ary ny saonjo iray lohasaha hono tsy ilaozan'izay iray maninn mou fa tsy azoko tsara??:-P
Naliy za manana ny boky mitantara io amerikana nanambady iraniana io, Betty Mahmoody ,Jamais sans ma fille ny titre ny.
Asa klou eee, samy manana ny tiany ny tsirairay. Za manaja ny safidin'ny hafa, mba hanajany ny safidiko koa. Raha gasy no tiany hovadiana, dia mizaka ny vokany ao izy, raha vozongo, na sinoa na karana na arabo na frantsay na amerikana na inn na in io, dia anjarany ny mizaka ny vokany ao, raha safidy tsy noterena ataoko fa hitana ilay we pour le pire et pour le bon izay nekena.

27. fasaly
(
30/10/2005 13:26)
marina be alony zany yonika a! araka ny filazan'ny vazaha azy hoe" la vie est une question de destination ce qui va arriver qui arrivera"
izay mahatojo ilay fitiavan'ilay olona ihany io e! olombelona mitempo nofo sy rà dooly na avy aiza na avy aiza.

32. xxx
(
31/10/2005 21:13)
tafatsoaka ihany ilay sipa niaraka tam zaza, zay ny faran'ilay film ry Veloo
sw
sw
34. yonikafopl
(
01/11/2005 12:13)
cutie, le film mbola tsy hitako fa ilay boky no tsy mety mankaleo ana ny mamaky azy:wink: ,
fasaly annie :) zay njinja
fasaly annie :) zay njinja
40. nani
(
02/11/2005 20:36)
Salut daholo nareo e!
Mba manana experience keli momb aizay aho satria efa nanana sipa avy any Maroc ,ary efa niara niaina 1 an . Fa ni afaka lazaiko de hoe tsy mora ilay olona roa sami hafa kulture no miaraka ,sarotra b tamiko ilay izy .Efa zai kulture-ny zai no natsofoka tao anaty ati-dohani foni izy mbola keli ka de mijiriziry aminizay foana izy refa lehibe .Fa ni tena problem nai aloha indrindra teo @ ilay resaka finoana e ,noho izy muslim zani io .Za tsy afaka hanaratsy ni azy ,ary izy koa tsy avelako manambani ni finoako ka lasa nienjana b ty tady !
Naily ! Mafy loatra kosa angamba ilay teninao hoe aza mba manambady arabo e ,fa io safidy io ary fitiavana no mitondra azy sy tsy azo baikona ,ary tsy voatery izy rehetra anie no ratsy e fa samy manana ni anjarani io ka , fa za aloha tsy nahatanty e E e ! ahona no hampilamina ni saiko hoe ity olona miaraka amiko anie ka mbola afaka miaraka @ vehivavy hat@ 4 rah ilainy zani !!!
naleoko nanaja tena