manaratsy foana!

1. majakely ( 24/10/2005 09:49)
Misy olona iray izay ato amin'ny namana I X no pseudo -ny hahafantarako azy(tsy haiko marina hoe iza izy io ??),mametraka tsikera betsaka izy ao amin'ny sary rehetra !!!Tonga lafatra hono izy,manequin sns sns;;; ka haratsiny daholo izay olona hitany ao!! Ankoso-bolamena ianao ry X ka mamiratra jerena,tsy tiko ny pasiny!!
répondu par kally le 09/11/2005 11:36
2. sipagasy ( 06/11/2005 17:42)
majakely annn, tsy ilaozan'ny 1 tsy hahay hiaina akia ny tany & ny fiaraha monina annn, avelao any e!
3. bozimanga ( 09/11/2005 07:33)
mba mana - potoana handinihana izany koa hianao .
4. kally ( 09/11/2005 11:36)
Iza koa izany kaondrana izany?Mba tsy voamariko indray izany kah! aza miraharaha an'izany akia ry Majakely fa mankararirary ny fony sy ny sainy indry matoa haratsiany a!
Aza asiana sira fa lamôria dia vao mainka marary ny an-dohany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7215