glady

1. boubounezy ( 20/10/2005 18:44)
ho antsika zay glady be otranà na kely2 no za; na lah na vhv andao mba hiresaka momba ny tavy, dé zé afaka manoro hevitra kou mou dé afaka miresaka @nay fa hevitra ho any glady no ilaina eto.
répondu par ariel le 26/12/2005 19:01
2. Herimiafina ( 22/10/2005 15:16)
Tsara ny matavy fa tohizo. Za zao ny tanjona de ny mba hihaglady anjo aman'alina.
3. kally ( 22/10/2005 16:48)
Aaako aloha mihinana ny rehetra fa aaako tsa matavy.Tsara mahitsy zay hevitran-droky hoe ahena ny menaka zay, dia ny sira koa aza tia sira fa io mitazona rano be.Ary shou androky dia mihinan-kena be loatra?Firy gramma ny hena ho hanin-droky isan'andro?Ny aaako tsa mihoatra ny fahefany (250gr) isan'andro.
Raha tena te-hahia anareo rankizy dia maraina indray misakafo be,asio hena sy voankazo sy lasopy maraina fa voky be anareo dia miasa mandio trano sy mandehandeha tsara ny atandro.Dia mihodina tsara ny vatana amin'izay, dia ny atoandro mofo kely fotsiny dia aza tia misotro coca na jus de fruits fa rano ihany schefa mangetaheta.Tsary te-hihinan-kanina be intsony anareo raha io no ataonareo.Dia ny hariva, vary sosoa sy laoka.
4. Herimiafina ( 22/10/2005 16:52)
De maninona nefa zao raha glady be otsanaah e?
5. sipagasy ( 22/10/2005 21:10)
teto kosa tsy naha lava resaka an'i Herimiafina kleee, toa mivaza oul ndreky izy izany annn
6. Herimiafina ( 23/10/2005 02:10)
hehehehe, tena mitady resaka lava be ra-sipagasy marina, raha voaboasako eo anie io hevitra io ka ho lava ny andro vao voavakinao e, hehehe:-D:-D:-D
7. kally ( 23/10/2005 11:14)
Herimiafina:

De maninona nefa zao raha glady be otsanaah e?



Torohevitra omena raha misy e!
8. boubounezy ( 23/10/2005 14:32)
tsara ho any zé tia azy fa ny anako ny fasalamana no tadiaviko


Herimiafina:

Tsara ny matavy fa tohizo. Za zao ny tanjona de ny mba hihaglady anjo aman'alina.



9. boubounezy ( 23/10/2005 14:38)
aako njay talou tena minakena bé maintsy fa za efa tena niaina be ny finanako hena eo @ 100gm isanandro eo, fa lé mihinana maraina alou dé tsa vita io ry kally a! mando aako ra vo misotro ronono velona reny na misakafo bé ny maraina na kely aza sady avy eo aako marary ando bé knou!! ra minana aako dé céréale kely2 na jus naturel, na thé na ronono en poudre écrémé zay iany no zakako fa ny mofo dobera zany alou dé tsy midina a@ko mintsy e!



kally:

Aaako aloha mihinana ny rehetra fa aaako tsa matavy.Tsara mahitsy zay hevitran-droky hoe ahena ny menaka zay, dia ny sira koa aza tia sira fa io mitazona rano be.Ary shou androky dia mihinan-kena be loatra?Firy gramma ny hena ho hanin-droky isan'andro?Ny aaako tsa mihoatra ny fahefany (250gr) isan'andro.
Raha tena te-hahia anareo rankizy dia maraina indray misakafo be,asio hena sy voankazo sy lasopy maraina fa voky be anareo dia miasa mandio trano sy mandehandeha tsara ny atandro.Dia mihodina tsara ny vatana amin'izay, dia ny atoandro mofo kely fotsiny dia aza tia misotro coca na jus de fruits fa rano ihany schefa mangetaheta.Tsary te-hihinan-kanina be intsony anareo raha io no ataonareo.Dia ny hariva, vary sosoa sy laoka.



10. vale ( 23/10/2005 18:33)
boubounezy> amiko alou na milanja firy na firy ny oul iray rehefa manendrika an'azy ihany dia izay! ny tarehy no jerena fa na filiforma aza nefa ratsy endrika tsy mamely kno!
Injy izao tena itako fa "mignone" fa asa !
11. Herimiafina ( 24/10/2005 03:46)
Mila manao zavatra tsy tiana de miferin'aina foana dia mihena.
12. fasaly ( 24/10/2005 06:18)
boubounezy!
tena surpoids be anjoky zany an! mila manao effort be mahintsiny manary any amy 20kg au moins 15kg.
io vary sy laoka io nge ky tena maha ngeza be e! surout laoka be saosy ireny.
ovay ny sakafo hanina de itandry ,ny zavatra matavy, sucrerie hajanony avy hatrany, fa raha iray trano tsika roa de tena nety tsara, zay haniko no hanindriko de mihena ho azy ndriko.
13. Herimiafina ( 24/10/2005 06:24)
De aza be torimaso kou fa manjary manao anabolisma le vatana de matavy be avy eo e.
anabolisma=fiforonan'ny nofo sy tavy sns any amin'ny olombelona.
catabolisma le ilaina=mandoro ny nofo sy ny tavy, sns any amin'ny olona noho ny effort ataony.
14. fasaly ( 24/10/2005 06:25)
ié marina ny lazain'i kally io, izà ny maraina dia mihinana tsara fa afaka mi tenir ny journée zà, fa mihinana ihany alou ny midi e! legume (salade) na fruit+yaourt, tsy misotro rano afa tsy rano tsotra
de ny hena fadio ny hena mena (viande rouge)
hena fotsy hanina viande poulet ohatra, de ny hariva kou fadio le mihinana be dia be satria indry handeha hatory de tsy mi dépense firy de tsy voalevina le sakafo de lasa mapatavy any fotsiny, fa mba mi renseigneé-va aky lay regime draconienne reny à ! à base na patte fa toa efficace be io, any amy diéteticien mandeha
15. boubounezy ( 24/10/2005 12:46)
zay alou e! ny toetra sisa no tsy hay a! ho itanjy eo iany kia ry vale a!


vale:

boubounezy> amiko alou na milanja firy na firy ny oul iray rehefa manendrika an'azy ihany dia izay! ny tarehy no jerena fa na filiforma aza nefa ratsy endrika tsy mamely kno!
Injy izao tena itako fa "mignone" fa asa !



16. boubounezy ( 24/10/2005 13:01)
IZA NO AMPIJALINAO @ ZANY EO RY HERIMIAFINA? f'anga ra glady dé mendrika ny ampijalina zany?


Herimiafina:

Mila manao zavatra tsy tiana de miferin'aina foana dia mihena.




17. boubounezy ( 24/10/2005 13:04)
tsy mazo mahandro sakafo njay zany za ve? ka za tsy minana matavy na sicrerie tsy tiko ny sira za no minana kely fa lé vary sy loka alou tena tsy hay na ho afaka na tsy e!


fasaly:

boubounezy!
tena surpoids be anjoky zany an! mila manao effort be mahintsiny manary any amy 20kg au moins 15kg.
io vary sy laoka io nge ky tena maha ngeza be e! surout laoka be saosy ireny.
ovay ny sakafo hanina de itandry ,ny zavatra matavy, sucrerie hajanony avy hatrany, fa raha iray trano tsika roa de tena nety tsara, zay haniko no hanindriko de mihena ho azy ndriko.



18. boubounezy ( 24/10/2005 13:06)
sambatra androky ka! mazo minana zé tina nefa tsary matavy akory so aza ndroky misy kakana mihinana lé kaly be ho ani njy?


kally:

Aaako aloha mihinana ny rehetra fa aaako tsa matavy.Tsara mahitsy zay hevitran-droky hoe ahena ny menaka zay, dia ny sira koa aza tia sira fa io mitazona rano be.Ary shou androky dia mihinan-kena be loatra?Firy gramma ny hena ho hanin-droky isan'andro?Ny aaako tsa mihoatra ny fahefany (250gr) isan'andro.
Raha tena te-hahia anareo rankizy dia maraina indray misakafo be,asio hena sy voankazo sy lasopy maraina fa voky be anareo dia miasa mandio trano sy mandehandeha tsara ny atandro.Dia mihodina tsara ny vatana amin'izay, dia ny atoandro mofo kely fotsiny dia aza tia misotro coca na jus de fruits fa rano ihany schefa mangetaheta.Tsary te-hihinan-kanina be intsony anareo raha io no ataonareo.Dia ny hariva, vary sosoa sy laoka.



19. boubounezy ( 24/10/2005 13:15)
zay alou e!
fa itanjy nisy namako tena glady be no za izy a dé nanatona dièt, 6 mois tena lasa taille fine dé vita ny fanaovana régime 3 après, lasa glady bé no lé téo alou satry ra manao régime draconien dé mirécompenser lay tsy noanina avy eo. nisy kou sipa 1 zay ndray manambady amanjanaka, nanao lé régime a base de légume choux bouillie, 1an et demi izy nanao fa nihena be mintsy, fa lé peau @zay ary a! tena otrany reny lamba fripon reny mintsy dé tsy ita iany kia zé tena ho ataoko fa sady matahatra iany kou aako. aako zao nanao draconien teo dé tonga dé tsy ampy ny magnésium bé mintsy. fa inn lé pate ve misy calcium sy snsn?...


fasaly:

ié marina ny lazain'i kally io, izà ny maraina dia mihinana tsara fa afaka mi tenir ny journée zà, fa mihinana ihany alou ny midi e! legume (salade) na fruit+yaourt, tsy misotro rano afa tsy rano tsotra
de ny hena fadio ny hena mena (viande rouge)
hena fotsy hanina viande poulet ohatra, de ny hariva kou fadio le mihinana be dia be satria indry handeha hatory de tsy mi dépense firy de tsy voalevina le sakafo de lasa mapatavy any fotsiny, fa mba mi renseigneé-va aky lay regime draconienne reny à ! à base na patte fa toa efficace be io, any amy diéteticien mandeha



20. fasaly ( 24/10/2005 14:13)
ka izy zany aky tonga de niraparapa fa tsy hoe vita ny regime de mince de hihinana ny fihinana taloha njay fa miezaka ny mitàna azy hatramy farany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8268