glady

21. kally ( 24/10/2005 15:31)
Tsa misy kankana izany aaako kia boubounezy a!
Izaho tsy manao régime fa izaho aloha tsy mahay mipetrapetraka izany fa dia misy atao foana, izaho koa anefa be torimaso. Aza manao régime be izany ho'a fa vao mainka loza fa mahereza mihinana salady dia voasary makirana indray no ataovy vinaigrette, aza atao be menaka be fa ataovy antonony tsara fotsiny, iny mandevona tsara ny sakafo.Dia mihetsiketseha, manaova raharaha foana, rehefa mandro aza mandro rano mafana be loatra.
fasaly> Tsary vita kôschany zany tsy hihinana afa-tsy akoho izany kah!
fa marina ilay saosy, aza tia saosy fa mivoraka avy hatrany, hena endasina na atono zara no tena tsara, saosy maivana raha manao fa aza manao saosim-bazaha isan'andro.
22. Herimiafina ( 24/10/2005 15:52)
boubounezy:

IZA NO AMPIJALINAO @ ZANY EO RY HERIMIAFINA? f'anga ra glady dé mendrika ny ampijalina zany?


Herimiafina:

Mila manao zavatra tsy tiana de miferin'aina foana dia mihena.







Tsy zah le mampijaly kah, omeko karazana fijaliana ve i toi? Tara aman'olona ohatra de mijaly be.
23. Veloo ( 24/10/2005 18:03)
Boubounezy a,
Ny ahy indray zao no mba hanatra omeko anjy. Manova sakafo maraina tsara, sy ny atoandro ataovy maivana mihitsy ny alina satria injy an-hatory. Io no mampatavy be... Izay sakafonao tianao dia hohano @ maraina sy atoandro fa tsy ny hariva. Ny mamy aloha dia eviteo e ataovy kely fa tsy ny alina no mihinana azy. Misotro rano betsaka manala ny toxine sy ny zavatra en exces rehetra, manova fanatanja-tena na dia mande tongotra ary dia efa mety an... Dia matory tsara @ alina raha tsy matory tsara @ alina indry dia tandremo tsara ny tension a fa tena tonga dia miakatra be an.. Arak'izay lazain'ny sasany teo aloha oe aza manao tsakitsaky anelanelan'ny fisakafoanana. Mihidina be ny poids njy rehe manaraka an'io injy ( adiniko eviteo ko ny zavatra matady be) hihihihih Dia bonne chance aky a
24. boubounezy ( 31/10/2005 20:52)
merci kia velo a! @ torohevitra fa anomboka za rampitso dé ho itanjy @ sary eo iany ny valiny. misotsa ny retsa zay nanome havitra ana kou zany e!^:^^:^^:^^:^^:^^:^



Veloo:

Boubounezy a,
Ny ahy indray zao no mba hanatra omeko anjy. Manova sakafo maraina tsara, sy ny atoandro ataovy maivana mihitsy ny alina satria injy an-hatory. Io no mampatavy be... Izay sakafonao tianao dia hohano @ maraina sy atoandro fa tsy ny hariva. Ny mamy aloha dia eviteo e ataovy kely fa tsy ny alina no mihinana azy. Misotro rano betsaka manala ny toxine sy ny zavatra en exces rehetra, manova fanatanja-tena na dia mande tongotra ary dia efa mety an... Dia matory tsara @ alina raha tsy matory tsara @ alina indry dia tandremo tsara ny tension a fa tena tonga dia miakatra be an.. Arak'izay lazain'ny sasany teo aloha oe aza manao tsakitsaky anelanelan'ny fisakafoanana. Mihidina be ny poids njy rehe manaraka an'io injy ( adiniko eviteo ko ny zavatra matady be) hihihihih Dia bonne chance aky a



25. fijo ( 03/11/2005 22:21)
mihazakaza kia boubounezy an.ahako efa hitandroky,fa raha taloha ahako ro hitandroky,dia gaga androky ho ina re ity e.
efa very 16kg ahako hitandroky iny.
tsa mifady kally zao ahako,fa dia mihazakazaka isanandro ro ataoko.
26. ariel ( 26/12/2005 19:01)
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa
raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB
nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia izany loatra
sao koa misy sakafo tokony ho hanina na tsy tokony ho hanina :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5577