Toa izao ny fetin'ny namana dago

1. hery ( 20/10/2005 11:37)
Sendra nijerijery ny zava-misy tany ho any aho dia nahita zavatra maromaro :-) anisan'izany ny fihaonan'ny Namana Serasera Dago tany Antsirabe. http://serasera.skyblog.com/ ange e. Dia angamba hamparisika izay mbola tsy nisoratra anarana amin'ilay Fitsangatsanganana sy Cabaret dancing io an.
répondu par fijo le 18/11/2005 22:33
2. ravatorano ( 21/10/2005 08:37)
ary saika tsy fantatro zà kle sa ilay todikivoho:oops::oops::oops:
3. ravatorano ( 21/10/2005 08:52)
mmisy amin ireo sary ireo kosa tsy tany Bira fa tany amin 'ny namana anakiray izay nampiatrano teny antanimena tteny .
isaorana izy sy izay namana rehetra nadray ny namana serasera hatramin 'izay eh ary mbola mamerina ny fanasana ny main ny fety manaraka indray .=D=D^:^^:^
4. naritsimba ( 21/10/2005 09:04)
Milay foana e!

Dobodoboka fomban'aponga
Tabataban'ny maro kilonga
Asakasareo tsy ho tonga

Tsiky dia ampy!:D
5. ftma ( 21/10/2005 09:20)
Tena hita fa mifaly ianareo any! tsara ilay sary saingy reraka ny saina manisy anarana ireo sary be de be ireo!!!
zoky ravatorano sy naritsimba ihany no mba fatatro ao.
tohizo ny fifakatiavana fa tsara e !
6. HeryLo ( 21/10/2005 10:06)
:?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?:
7. HeryLo ( 21/10/2005 10:07)
Misaotra betsak eh !!
8. ravatorano ( 21/10/2005 10:13)
Hery_Lo
9. naritsimba ( 21/10/2005 10:19)
ftma> hay ve zà mba misy mahalala e!
ravatorano> tsika razoky tsy miafina zany a, asakasak'izay te hiafina e!
10. Veloo ( 21/10/2005 14:17)
tena tsara aloha ny nataonareo eee sambatra nareo mihinana masikita kle mmmmmmmm
11. Herimiafina ( 21/10/2005 19:01)
Tena maha-te hody izay izany marina mafy.
12. Veloo ( 21/10/2005 19:13)
ie wa ry hidden power
13. sipagasy ( 21/10/2005 19:24)
kay e!!!! mahafinaritra beeeee e!!!!
14. Herimiafina ( 21/10/2005 20:36)
Andao tsika sy Veloo mba hody kely hanao vacance amin'ny krismasy e?
15. ravatorano ( 22/10/2005 09:15)
herimiafina
16. chipie1 ( 22/10/2005 12:22)
ravatorano > hisy hanao tsenjery zany ao refa tonga ny noely ? :-D:-D
17. Herimiafina ( 22/10/2005 13:44)
Ho avy mintsy ravatorano an. tena ho avy mintsy.(l)
18. ftma ( 23/10/2005 09:33)
Ravatorano: njy zoky tonga dia fatatra an
naritsimba: njy ko efa malaza mila manao solomaso mainty ny vao mety tsy ho fatatro:wink:
HeryLo: very dray hihihihi tara train foana ela fa lozana ...
Tonga dia homano izany ny tsianjerinay Ravatorano fa hoavy izahay an
19. ravatorano ( 24/10/2005 07:29)
mazava ho azy fa tsy maintsy misy foana ny tsianjery rehefa fetin'ny noely.
Zà aloha defa miomana ny aminin'izay eh:idea:
20. sasa ( 24/10/2005 11:00)
milay be e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5879