Toa izao ny fetin'ny namana dago

21. Veloo ( 24/10/2005 20:37)
zany an:^)
22. notron ( 28/10/2005 12:34)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
23. lo ( 03/11/2005 04:32)
mbo andeh amzay koa za :)
24. naritsimba ( 03/11/2005 05:22)
zay mandeha foana raha mbola manana tongotra andehanana ka salama tsara e!
25. HeryLo ( 03/11/2005 06:07)
:roll:
26. naritsimba ( 03/11/2005 10:45)
tongava malaky 'ty andro malaza e!
27. fijo ( 04/11/2005 23:20)
kay le.izay iny vao hitako.milay ka.taiza iny rahery a,
28. HeryLo ( 08/11/2005 05:41)
:roll:
29. naritsimba ( 08/11/2005 10:36)
manasa re lahy manasa
manasa hiara-hihinana

valala iray aza ifanapahana e
30. HeryLo ( 09/11/2005 13:52)
Ary ny vitsika ray ahona .?
31. fijo ( 09/11/2005 21:21)
miara hitsahana
32. HeryLo ( 10/11/2005 08:04)
fijo > ho tonga ve nareo hanomanana seza manokana é ?
33. fijo ( 16/11/2005 23:07)
za aorian'ny dec vao mety lasa ka.mety mars na fev
34. HeryLo ( 17/11/2005 05:50)
kyyyyyy !!! njaso fa asina injay ny any fa aza taitra é
35. fijo ( 17/11/2005 21:45)
mba te hiaraka mifaly amin'ny tary rehetra any mihintsy aho rehefa tonga any ka.ravato ihany izao no efa hitako.
36. HeryLo ( 18/11/2005 04:36)
Zany vé ?
nga mou nareo tsy efa taty t@ lé fivorina tao ampefilojha inn klé ?
37. fijo ( 18/11/2005 22:33)
an an kitjo sy ikaretsaka no tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1604