Mandray anjara ihany ny Mpanohitra

1. jajaf401 ( 15/10/2005 15:25)
Misy milaza fa fanakorontanana ihany ny an'ny Mpanohitra, laviko tanteraka zany eh!
Voalohany mi-critique ry zareo zay ezaka vitan'ny Gouvernementa 'mpitondra) ohatra de zay zany no andrasana aminy, satria manome lesona ihany ry zareo zany eny @ tsikera ataony. (ohatra : retard eo @ fandraisana andraikitra eh, mbola vitsy ny tetik'asa eh, mbola tsy mandroso eh ,sns...) zany rehetra izany no ilaina refa manao zavatra mba ahafahan-tena manao auto-évaluation; de miova famindra refa avy eo.
Ny faharoa raha mitabataba izy @ amnistie sy ny fihavanam-pirenena dia ilaina zany ahafahana maka reference amin'ny zavatra tokony ilaina na tsia;
donc hoatrahoatran'izany no mba fandraisanan'ny Mpanohitra amin'ny fampandrosoana ny tany sy ny firenena ka mba tsara ihany ny fisiany zany eh.
Ary @ fiainana manontolo de tsy maintsy misy foana io coté opposé io, sahala @ hoe tsara sy ratsy, mena sy fotsy, ngeza sy kely, , eny na ny lahy sy vavy aza. Ka aza dia atositosika zany ny Mpanohitra fa ilaina izy eh!!! :-D:-D
répondu par Herimiafina le 22/10/2005 03:26
2. Solofoniaina ( 15/10/2005 16:21)
Ilaina ny mpanohitra, ilaina tokoa mba ho arofanina, fa ity antsika anie tsy arofanina, fa mamily lalana hafa mihintsy e!
Nefa asa aloha e!, Politika io koh!!
3. Herimiafina ( 15/10/2005 17:41)
Jereo fotsiny ny ataon-dry zafy mamafy adimpoko mivantana be etsy sy aroa de hitanao fa tena manjay anjara tokotrany ny mpanohatra, hehehe :-D:-D:-D
4. maditra ( 15/10/2005 19:04)
Ilaina aloha ny mpanohitra e, olona tsy mahatanty jeux politiques ny olona tsy tia mpanohitra. Ny strategy ampiasain'ny mpanohitra Malagasy koa dia tsy voatery hitovy amin'izay ataon'ny mpanohitra any ivelany satria firenena samy manana ny foto-pisainany io. Aty Amerika ohatra dia tsikera an-gazety fotsiny dia efa ampy ampatahorana ny fanjakana satria ny opinion public no tena manome vahana ny Politika. Any Dago anefa tsy mety izay. mila ozongozonina mihitsy ny olona eo ambon'ny seza vao taitra satria efa renoky ny torimason'ny vola sy voninahitra.
5. Herimiafina ( 15/10/2005 19:07)
Eeeeh mon ami maditra, za zao mpanohitra nefa zah tsy tia ilay ataonareo hoe mpanohatra any amintsika satria tsy tena mpanohitra ireny hitanareo ireny fa dahalo fetsy ratsy mitady seza jiaby.

Ny mpanohitra toa anay dia manakiana ny tsy mety ataon'ny fanjakana fa tsy mamono fanjakana tsy akory. eeeeeeh. Mon kamarady.
6. maditra ( 15/10/2005 19:19)
Herimiafina> Dia inona no mba fiantraikan'izay fanoheranao izay amin'ny firenena? Misy akony kely mihitsy ve? Ary raha ohatra ka toa an'la izany doly ny mpanohitra dia tena misy ilana azy ve?
7. Herimiafina ( 15/10/2005 19:22)
Izay mihintsy no ilana ny mpanohitra, misy ihany ny tena antsoina hoe mpanohitra any amintsika any saingy vitsy an'isa de tsy dia afa-mihetsika loatra.

Fa le ataon'ny olona hoe mpanohitra any de le tsy mifankaiza amin'i Bob Denara ireny e, le manankorotana mba hiakarana amin,ny seza de manabe kibo de tsy mety miala raha tsy mahafeno vola anaty Kontenera.

Aretina mahavo an'i Afrika manontolo io.

Za zao de tena vitsy an'isa fa tsy misy mitovy hevitra amiko mintsy de tsy mety misy atao akama mpanohitra.

Mety manova zavatra ihany angamba io fomba fanoherana lazaiko io raha tena misy olona iray mahfantatra tsara ny toerana tokony hisy azy.
8. jajaf401 ( 15/10/2005 20:04)
Ry herimiafina ah, asehoy ho hita we ilay endrika entinao manohitra eh!
satria zaho koa manohitra fa tsy mbola nampiseho zany ety ivelany, ny antony anoherako dia misy heritage t@ mentalité-n'ny AREMA sasantsasany ny an'ny mpiara-dia @ Mpitondra amizao : toy ny hoe aleo koa mba hinananay eh, sns... , io no tsy mety amin'eritreritro.
Fa raha samy madio eritreritra izy retra tsy hihevitra afa-tsy ny fampandrosoana ny tanindrazana dia hialako ilay manohitra fa hiaraka indray. :-D:-D
9. Herimiafina ( 15/10/2005 20:09)
Ny mpanohitra anefa no asa tsara indrindra eo amin'ny fitondrana ny tany iray, tany tsisy mpanohitra dia tany tsy manakatokona intsony fa entin'ny avy any ivelany.

Tadidio fa Ratsiraka tsy mba nihaino ny conseiller-ny fa ireo mpiara milalao beloty amin'i nedala no nohenoiny kokoa.

De toy izany koa, tadidio fa ny mpanohitra anie no mitondra ny baolina fa tsy le tena eo amin'ny seza loatra e.

Ny mpanohitra no mba lobby any amintsika.

Ka raha mpanohitra manao sabotage de tsy hisy zavatra handroso eo.

10. miarina ( 15/10/2005 20:13)
Na aiza na aiza dia mitovy daholo fa tsy ny ao afrika ihany. Aza mba ambaniana toy izany ny firenena rehefa mahatra.

Iza no mitady hitondra ka tsy nisy eritreritra ny hanangona harena tao ambadika .. iza no firenena mpanakorontana retra2 tatya frique tsy ny firenena tatsinana daholo ...

Taiza ko ratsiraka no nanao belote teo ..
11. Herimiafina ( 15/10/2005 20:15)
hehehehehe. Manambany angaha ny miteny ny mety ho marina. eeeeeh, injisy mantsy ry Kamarady Miarina fa ireo daholo nefa no zava-mitranga.
12. hps ( 15/10/2005 20:15)
na misy na tsy misy ny mpanohitra tsy izay no mahamaika fa ny hialana @ izao fahoriana mianjady izao fa ny mpanohitra akory tsy hanome vary sy laoka ho antsika na mandray anjara na tsia:-w
13. Herimiafina ( 15/10/2005 20:20)
Eeeeh, ilaina ny dynamique socialy mba hisian'ny vary sy laoka bebe kokoa. Ka raha tsy teo ny mpanohitra de mety tsy niraharaha ze hanina hohanintsika izany ny mpitondra fa de tena naano danin'ny kibony tokoa toa an-dry Mobutu, sns.

Eeeeh mampanaelo, vokatry ny fanjanahantany daholo izany guerre de chef sy soif de pouvoara izany.

Raha mena pouvoir anefa de inona, handrava vevavy, hihinana, hanjakazaka, hiseho milay.

Tany dago tany zah, de izao foana no zavatra henoko isan'andro.

"Tsy fantatr'ialahy ngah zah"
"Elah ne coup de téléphone iray fotsiny de potika e"

Izany sy izany, bandy miseho azy ho deba de ambonin'ny lalàna, majakazaka aminay madinika mba manohitra ny tsy manjary mianjady aminay.

Eeeh, soif de pouvoara tsy misy farany, zanak,ianona deban'izao sy deban'izao, Havan'ny depioté atsy sy aroa, sns.

Mitovy ny hitako tany Rwanda, mitovy ny hitako tany Togo, mitovy ny hitako tany Cote d'ivoara, eeeeh
Ry zanatany frantsay isany.
14. hps ( 15/10/2005 20:27)
fa izy ity ve hatao resak'olona mahita hohanina eh!dia atao izay ampandrina adrisa ny vahk fotsiny ny tsara aloha amiko dia manaraka ny pôlitikan-drisareraka Meditation de ampy:evil:
15. Herimiafina ( 15/10/2005 20:29)
eeeeeh, mety tsy de ilaina koa ny politika be fa resaka tsotra de miravona ny olana isankarazany.

Zao rangahy ka hanolo zaza avy de efa asian'ny sasny politika fototra isankarazany tsisy ilavanazy akory.
16. hps ( 15/10/2005 20:37)
le hanolo zaza ve lay hoe raha lahy de atao vavy eh?
17. Herimiafina ( 15/10/2005 20:40)
eeeh zay indrindra, hehehehe, marché public hatramin,ny asa antrano any aoriana any klé. hehehehe:-D
18. hps ( 15/10/2005 20:50)
misy tôtsa an:-$
19. Herimiafina ( 15/10/2005 21:21)
Ie, kelikely, hehehehe:-D
20. estine ( 17/10/2005 06:33)
marihana fa tsy proRa8 aho ary tsy miandany @ankilany fa miezaka manao vision objective ny zava-misy eto dago.
- ny mpanohitra rehetra dia pelaka dôly ,fa tsy tena lela nosorandreniny mena,transition fona,manongana fona,matahotra DEMOCRATIE ,ra lela ireo miandry fifidiana vao be vava .
-tahotra ny fifidianana dôly io firaisankinam-pirenena io,fanonganana konikonina @meetting ary politika hanaovana propagandy sahady io noho ny tahotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2756