Mandray anjara ihany ny Mpanohitra

21. pika ( 17/10/2005 08:08)
ny fisian'ny mpanohitra sahy mitabataba dia marika fa misy tsy mandeha ny raharahampirenena, fantatr'izy ireo fa mijaly ny vahoaka ary misy koa ny te hitroatra ohatrazy fa tsy sahy sao alefandry zalahy ary .....
raha mandeha tsara ny fitondrana, tsy mijaly toy izao ny vahoka tsy havory olona ireo na kely aza
koa tokony hisaintsaina sy handinintena ihany ny fitondrana
22. Veloo ( 17/10/2005 20:07)
estine a=D=D=D=D
23. pika ( 18/10/2005 06:04)
ny vahoaka tsy miraharaha izay fifidianna na ireo no eo na tsia
fa ny fantany aloha dia te hikiaka izy ireo hoe tsy lasa intsony e raha tsy vita apetrao fa aza dia faly foana miteny hoe misy misabote no tsy mampandeha fa maninona raha ambaribary ny marina :lol:
24. kitjo ( 18/10/2005 09:17)
Ny mpanohitra ao amintsika tsy mahay politika....ny tena izy tokony miara-miasa ny mpanohitra sy ny Fanjakana ahitana izay fivoarana sy ny tsy mety

Fa ao amintsika raha vao hoe mpanohitra dia mpanongam-panjakana izay

Samy milaza azy hahavita daholo izay nanohitra h@ zay nefa izay tonga eo tsy hita akory

Marina kosa aloha ra ry Zafy no mbol aandeha hitondra eo tsy .....mmhh...mmhhh
25. pika ( 18/10/2005 09:59)
ekena tsy kianina ry kitjo saingy sarotra izany na ny ho an'ny andaniny na ny ho an'ny akilany
sady aiza moa no hafantaranao fa misy tsy mety ny ataonao raha tsy misy manakihana ka tokony ho handray lesona ihany ny fanjakana
26. Veloo ( 18/10/2005 17:00)
:-D:-D:-D:-D
27. pika ( 19/10/2005 09:45)
mbola mampihomehy ihany ve ry velo ny mahita ity fiainana eto dango ity a :roll:
28. SOLTAKER ( 21/10/2005 10:57)
De isika ve tsy mahavita mi-embaucher Premier ministre vazaha eh, de privatiser-na ny gouvernement! :-D:-D:-D:-D
29. jajaf401 ( 22/10/2005 02:52)
=))
=))
=))
=))
30. Herimiafina ( 22/10/2005 03:26)
Zao fotsiny ny zavatra tokony hotadidina. Tsy ny toerana filohampirenena tsy akory no hampandroso ny firenena.
Misy efa olona natao ho amin'izany fa tsy izao boto sy adala mahay miteny sy mahay mitarik'olona rehetra izao de maminavina ny hitondra firenena daholo.

Ny asa tokony hifaninanana de le asa tena mampandroso aty ambany, poste technique rehetra, ny sokajy sy ny ivotoerana rehetra.

Ny zava-misy enefa dia olona tokony hanao Maire amin'ny tanana iray de asana praiminisitra no tiany de tsy manaiky mihintsy izy.

Izay le hoe tsy ampy ny évaluation des compétences et de profil.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0836