Saika vita omaly ny fara-fitondran-dRa8

1. Solitikabe ( 13/10/2005 00:01)
Tena nidiran'andro Ra8, ka dia efa saika faly be ny mpanohitra. Fa nidofotra ilay Helico tany Fandriana.
répondu par jentilisa le 04/11/2005 07:10
2. Herimiafina ( 13/10/2005 00:59)
Eeeeeeh, mbola be foana ny faly amin'ny loza manjo ny sasany ra-Solitikabe an.
Tsy mahagaga zany refa dinihina ny mombamomba azy mpanohitra ireo. Hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. pika ( 13/10/2005 05:14)
zany a
4. Herimiafina ( 13/10/2005 05:36)
Maninn zao raha mody mihatsara velatsihy kely hoe malahelo zahay mpanohitra,

tsy adala ze namorona an'io teny hoe "mihatsaravelatsihy " io, ça existe an. hehehehe:-D
5. estine ( 13/10/2005 06:25)
"mandia tany tsy maintsy solafaka,miloloa lanitra tsy maintsy lena de ampiko hoe izay mande elikopitera mety henjera":?::!::idea: nieren-doza izy e:!: funeraille nationale monquée" :lol: quelle domage:!::?: ho an'ny mpanohitra io nefa tsy marina fona izany satria ny malagasy tsy miady amam-paty.
6. totakely ( 13/10/2005 06:58)

tena notahin'Atra RA8
7. ravatorano ( 13/10/2005 08:17)
marina fa tsy miady amam paty ny malagasy fa misy marina olona mbola faly amin ny fahafatesan'ny sasany
manarak 'izany dia teny Imerin'Imady ilay helikopitera no nisy fahvoazana ka nahatonga ilay loza fa tsy tany Fandriana akory.Mifanalavitra ireo toerana roa ireo na dia samy ao amin ny faritr'i Amoron 'i Mania aza.
Arahabaina aloha I Ravalo sy ny vadiny ary ny mpiara dia aminy fa tafavoaka soa amantsara tamin iny loza iny ary hafaliana tokoa no nandrenesana fa tsy naninn izy.
8. Herimiafina ( 13/10/2005 10:04)
Iza hono le pilôty sao de tokony soloinay fa tsy nanao checklist tsara, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. pika ( 13/10/2005 10:49)
manao ny tsara aza moa ianao misy ihany ny faly @fahavoazana maika moa raha sendra nisy tsy nety nataonao
10. Herytae ( 13/10/2005 10:53)
Loza ôtran'ny loza rehetra ireny e! rehefa ho avy de tsy mifidy, Fa notahian'Atra aloha izy e!
11. kitjo ( 13/10/2005 10:59)
Le mpanohitra ange nandra e...tsy mba mihatsara ivelatsihy farafaharatsiny fa vao mainka mampiseho hoe faly
izy tsy sahy nilaza fts hoe ten atokony maty lery nefa vao mainka mampidina ny score-ny zay..lol

sady wen b ny sasany fa aveo lery mbola nandray helico ndray...courage b lo iny e...lainga lainga
12. Herimiafina ( 13/10/2005 11:46)
Te-hitondra helico tampoka teo njay izaho zany klé.

Aiza misy fa za manana PP/IFR. heheheheh
13. zandikely ( 13/10/2005 12:48)

Momba iny loza iny dia tena hita fa an'ny pilote ny fahadisoana, ahoana tsy hahafahany hahafantatra dy distance ilaina mba tsy hanao hikasika aminy anakiray, sady amin'izany andro mazava be.




14. Veloo ( 13/10/2005 13:23)
sabotage ndray zany? rehefa tonga ny fotona ahafaty an-ndra8 dia ho tonga e dikan'izany mbola tsy avelan'Antra ho faty izy...:wink:
15. Levy ( 13/10/2005 15:56)
Saika nivoaka celebre Imady le !
16. Herimiafina ( 14/10/2005 02:01)
Sarotra ne ry reto io mitondra helico io e, tsy voafehin'i raKomanda Takaka zay ny Collective de ni-decroche le fika be, tsssss, harerahana no mahatonga an'izany, efa niainan'ilay bandy akamako zay ny otsan'izany fa saika hipisy akilaoty mintsy lery vao tafapetraka. hehehehe :-D:-D:-D
17. fasaly ( 14/10/2005 04:08)
mbola tsy androny matoa tsy naninona izy e!
fomban-javatra ihany zany.
18. ratole ( 14/10/2005 06:53)
MBola nomen'Atra andro izy hiatrehana an'i Mailhol @ 2007 e!
19. tafita ( 14/10/2005 09:47)
Ny nampanahy ahy fotsiny de hoe : sao de nahazo kely avy any fandriana tany ilay pilaoty , fa any mantsy misy ambodivoara tena milay be , satria avy any Fandriana ry zareo no iny saika niharan'ny lalana tany Imady iny . asa moa.............
20. tafita ( 14/10/2005 09:48)
Veloo:

sabotage ndray zany? rehefa tonga ny fotona ahafaty an-ndra8 dia ho tonga e dikan'izany mbola tsy avelan'Antra ho faty izy...:wink:



Raha mba hitan'i veloo aza moa ilay carukatur iny hoe : Incaoyable Ra 8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549