Saika vita omaly ny fara-fitondran-dRa8

21. Veloo ( 14/10/2005 19:35)
tafita zany ve? tsy hitako aloha e..:wink:
fasaly sy ratola a ie marina mihitsy izany....:wink:
22. jentilisa ( 15/10/2005 10:34)
Tena tsy matahotra ny ho faty ilay rangahy sady tsy mba minomino foana sao maty eny an-danitra! efa akaiky ny "lanitra" tokoa angaha?
23. hps ( 15/10/2005 20:44)
ny tsy azontsika antsaina ange dia lery tsy mba nisaotra an'Atra vao nandray fitenenana taorian'ilay loza fa de mbola ilay hoe"faly aho,tena faly aho, misaotra anareo vah." Aiza ilay verse tanisana lava isakin'ny mihaona @ vahoaka=D
24. Herimiafina ( 15/10/2005 21:22)
Tadidinareo ve ny Pdt tsiranana fahiny? teniny voalohany raha nitontona kely ny helico: " saika latsaka ny t...-ko" hehehehe.
25. pitchou ( 16/10/2005 20:56)
taiza sy oviana ndray zany ry hery? :-D:-D
26. Herimiafina ( 16/10/2005 21:04)
Tany Tampoketsa tany e, nitontona le helico tonga de ozy izy hoe kasa latsaka ny taiko, teo ampikabariana io an.
27. mandrindra ( 17/10/2005 09:18)
Tsy tany amin'ny faritr'i Tsiroanomandidy ve iny ry herimiafiana, ilay hoe "Saiky naty ahi, saiky latsaka taiko" ?
28. pika ( 17/10/2005 09:50)
raha toa mivavaka tsy mihambahamba dia ny fisaorana an'Atra no tokony ho 1 araka ny tenin'i hps io
:-D:-D ho soloina vaovao hono iny fa aza malahelo e be ny vola ka
29. LazaRandri ( 17/10/2005 11:06)
Solitikabe:

Saika vita omaly ny fara-fitondran-dRa8

fa rahoviana indray hono?


30. Veloo ( 17/10/2005 20:05)
oy i hps oe :
ny tsy azontsika antsaina ange dia lery tsy mba nisaotra an'Atra vao nandray fitenenana taorian'ilay loza

aiza no ahafantaranao an'izay any am-pony? tsy anjaranao ny mitsara ooooo:roll:
31. Herimiafina ( 17/10/2005 20:57)
Tany ho any fa tsy tena haiko fa henoko tamin-drabaina be fotsiny le tantara e. hehehee:-D:-D:-D
32. kitjo ( 18/10/2005 09:11)
ny andry hps koa d mahita holazaina foana
mpanao gazety ao @ GDI ngah ise?

tafita: scha ny pilaoty ro mamo va fa ny taoko ro maheyr? hahahhaha:lol::lol:
33. Veloo ( 18/10/2005 16:59)
Kitjo ie wa lesy ry hps mahita ho lazaina foana.:^):^)
34. LazaRandri ( 18/10/2005 23:02)
Solitikabe,
tratran'ny delesitazy koa angaha r'ise ny angidim-by notaingenany?
35. nanourand ( 19/10/2005 12:24)
^:^ alawakbaralawakbar^:^
36. Veloo ( 19/10/2005 20:49)
:-D:-D:-D
37. Mafitoto ( 03/11/2005 12:43)
Aza mba faly amin'ny fahavoazan'ny sasany e! dia mbola tratrako mikakaka sy mifosa io, ny teny Gasy moa tsy tenenenina intsony, izay tena marina moa lazaina e! tsy hainay intsony hoe nirehitra sa nifampikasoka sa nianjera arak'ilay teny Malagasy hoe ny valala misy ny mpilaza mahay.
38. tangalamaitso ( 04/11/2005 06:43)
Na manao ahoana na manao ahoana mety ho fomba fandikan'ny tsirairay iny zava-nitranga iny, ny zava-dehibe dia hoe arahabaina ny Filoham-pirenena sy ireo niaraka taminy tsy maty fo aman'aina. y mahaliana izao dia hoe inona no valin'ny fanadihadiana nataon'ireo nampiandreketina izany? sao mba efa misy naheno ianareo?
39. jentilisa ( 04/11/2005 07:10)
natao hampanginana olona fotsiny ny filazna tahaka ireny ka! sa tsy fantatrao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506