Hi hi hi hi hi hi ! MOn Père sy Frère

1. xxx ( 12/10/2005 04:48)
Hi hi hi hoy izah eto ambony
Marina izany fa tsy vazivazy
Fa misy le olona tena mpanala azy
Ka ato amin'ny namana miserasera
De maro rey olona ireny mon-Pères
Raha izaho aloha de tsy nahalala
Hany ka nanao resaka , nisary adala
Rehefa ela anefa de hitako ihany
Hay izy ireny tena mpananihany
Fa mody lazainy fa vavy izy ao
Fa tena mon-Pères , ary lahy be izao
hi hi hi hi hoy ny tsy mahalala
ha ha ha ha , izany ka tsara
Fa mahafinaritra ny mahita an'ireny
Ao anatin'ny namana ombieny ombieny
Gaga aho mantsy fa hay koa ny mon Pères
De tena namana tsotra , ary mahay misera
Raha toa ka tsy mino enao ary mba te-hahita
Aza be teniteny fa ny eto samy isika
Fa milay be ny miresaka amin'ireny
Amin'ny fomba tsotra , ary hajaina ny fiteny
hi hi hi tsy nihomehy injay zah kou raha tsy tamin'ito
répondu par cutie le 31/12/2005 20:17
2. pika ( 12/10/2005 05:31)
fa angaha moa raha mopera
dia tsy afaka miserasera
mahay ianao raxxx a
@ fomba ahoana tokoa moa no hanitsiany ny lalan'ny ondriny raha tsy mihosina miaraka amin'izy ireo izy mahita ny tsy mety herenina
3. fasaly ( 12/10/2005 05:39)
fa aiza zany mon père zany e!
tsatsa tany nja ngah xxx! de ahoana hoy izy?
"hendre ianao ry zanako..." ve?????
4. xxx ( 12/10/2005 07:04)
mandehana aka aza manota intsony ve hoy izy.. izaho koa tsy manameloka anao.hiiiiiii
5. xxx ( 12/10/2005 08:04)
xxx:

mandehana aka aza manota intsony ve hoy izy.. izaho koa tsy manameloka anao.hiiiiiii



Ny enao mantsy ange nataonao xxx koa de tsy fantatra izao hoe iza ilay nanoratra voalohany io
Fa tsy izah nanao ratsy na nainon akory fa sendra mba nivazivazy kely tao fa noheveriko fa namana ankizivavy le izy hay M O N P E R E
hi hi hi hi hi hi
6. menakely ( 12/10/2005 08:28)
mangina ry xxx rehefa efa tsy mahita zavatra holazaina ,tsy aleo ve mamakia fotsiny ho fanalana andro? fa aza mba ny mon pere na ny frere no anaovana ny tsy fahaiza miaina fa sao de mba tafahoatra ny tokony ho izy.
7. xxx ( 12/10/2005 08:51)
raha mba fantatr'i xxx io mantsy fa ny admins eto dia mahita hoe iza ny xxx :-)
8. pika ( 12/10/2005 10:27)
raha mba fantatr'i xxx io mantsy fa ny admins eto dia mahita hoe iza ny xxx

aza matahotra anaka mampiseho ny maha izy anao :-D
9. sasa ( 12/10/2005 10:50)
marina ny tenin'i Pika io tsy tokony manao xxx fa maninona raha tonga d miseho e, ary na Mon Père na Frère aleo hiserasera daholo fa mahatsara zavatra izany kan.:D:D
10. xxx ( 12/10/2005 12:51)
menakely:

mangina ry xxx rehefa efa tsy mahita zavatra holazaina ,tsy aleo ve mamakia fotsiny ho fanalana andro? fa aza mba ny mon pere na ny frere no anaovana ny tsy fahaiza miaina fa sao de mba tafahoatra ny tokony ho izy.



Azafady ange ry menakely, fa izaho ange ka faly be nahita namana , de izany no nolazaiko fa tsy hoe manonononom-poana ny anaran'izy irenyizaho kou ,
O K
11. fasaly ( 12/10/2005 13:17)
mifankatiava ry zanako fa aza miady fa fandalovana fotsiny ny eto antany ...
12. sonwin ( 12/10/2005 13:36)
he he he
13. dadasy ( 12/10/2005 16:33)
=D tsy vao mainka aza ve mahafinaritra ny mahita azy ireny miserasera eto e, @ izay izy ireny de azontsika iresahana tsara fa tsy lasa fampanginana zaza mitabataba any am-piangonana fotsiny hoe mangina fa sao bedin'i Mompera eo an !
14. Herimiafina ( 12/10/2005 17:47)
Iza no lazain'i xxx, fa vehivavy? Bandy be ny aty raha mila enao. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
15. menakely ( 12/10/2005 17:55)
fasaly:

mifankatiava ry zanako fa aza miady fa fandalovana fotsiny ny eto antany ...


tsy henonareo angaha teniny Rainareo eo ambony io,
misotre!


16. cutie ( 12/10/2005 18:07)
dadasy [ Valio ] 12-10-2005 18:33:21
Lohateny : Re : Hi hi hi hi hi hi ! MOn Père sy Frère
tsy vao mainka aza ve mahafinaritra ny mahita azy ireny miserasera eto e, @ izay izy ireny de azontsika iresahana tsara fa tsy lasa fampanginana zaza mitabataba any am-piangonana fotsiny hoe mangina fa sao bedin'i Mompera eo an !

marina ny an'i dadasy :)
17. tafita ( 12/10/2005 20:00)
xxx:

raha mba fantatr'i xxx io mantsy fa ny admins eto dia mahita hoe iza ny xxx :-)



De manino anefa raha fantany e, tsy hitako anie izay ratsy amin'io tsianjery ben'i ra XXX io e
18. Herimiafina ( 12/10/2005 20:07)
Za nefa tsy admins nefa mahafantatra hoe iza i xxx. Ampitoviana amin,ny fomba fanoratr'ireo mpiserasera ato fotsiny dia hita foana na dia teboka iray ary amin'ny farany aza dia ampy hahafantarana ho iza i xxx. Fa mba fanajana azy de zah tsy hiteny, hehehehhehee:-D:-D:-D
19. cutie ( 12/10/2005 22:43)
ary nivadika zany resaka zany :roll:
20. Herimiafina ( 13/10/2005 00:56)
An, nivadika aiza? tsisy naratra? hehehehehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3588