Hi hi hi hi hi hi ! MOn Père sy Frère

41. xxx ( 15/10/2005 14:25)
Ka tsy manja ve izany miserasera amin'ny mompera sy masera ary frera sy pastera izany eh. Ny fifandraisana @ tanora ny anay no tanjona ka rahefa miserasera eto isika dia manampy anay hahafantatra bebe kokoa ny tanora sy ny olana ary ny zavatra mahasarika ny tanora ny resaka atao. Na dia somary sahirana kely aza dia tampenana amin'ny rantsana dimy ny maso roa dia mitsikilokely de.......... andao ary fa milay ny miresaka amin'ny tanora Malagasy ka Manja eh!!!!!
42. Herimiafina ( 15/10/2005 17:06)
Ny olana de misy mandray ny Mopera sy ny Masera ho toy Mpitondra fivavahana fotsiny ihany. Olomeblona mitovy amintsika sy ianao ihany izy ireny ary akama bonne ihany koa, miara milalao, mety azon'ny fankampanahy toy ny olona rehetra.
Hoy Frera Herimiafina.
43. menakely ( 17/10/2005 10:53)
Salut!
ovina ny ordination ry Herimiafina fa ho tonga za hanotrona ambavaka sy hihinana?
44. Herimiafina ( 17/10/2005 19:40)
Afaka 15 taona any angambany hehehehe:-D
45. cutie ( 17/10/2005 20:15)
za zany te hifandray @ mopera sy frere sy masera e lol
46. Herimiafina ( 17/10/2005 20:20)
Efa nifandray enao anaka fa aza mitady tsony, hehehehehehehhe:-D:-D:-D:-D
47. cutie ( 17/10/2005 23:22)
iza ??
48. Herimiafina ( 17/10/2005 23:35)
Zah ohatra, futur mopera, lol
49. cutie ( 17/10/2005 23:40)
hay de ndao aza hifanerasera zany ry futur mopera a lol
50. Herimiafina ( 17/10/2005 23:52)
hifanerasera manao ahoana moa no tinao tenenina ry zanako malala? hehehehe:-D:-D
51. cutie ( 17/10/2005 23:56)
mba zarao le fahendrena ananareo mopera e lol
52. Herimiafina ( 18/10/2005 00:06)
Tsy avy aty amiko io fahendrena io kah, lol
53. cutie ( 18/10/2005 00:08)
hay tsy ho futur mopera zany lollllllll
tsy mila ndray za raha zany lolllllll
54. Herimiafina ( 18/10/2005 00:11)
hehehe, mopera ihany zany no mba tinao an, hehehe:-D:-D:-D
55. cutie ( 18/10/2005 04:24)
hifanerasera wa lol
56. Veloo ( 18/10/2005 16:02)
o ry tafita inn oe e?:roll::roll::roll:
57. Herimiafina ( 18/10/2005 19:48)
Manja ny mopera sy masera ary ny sefrera kah, tena azo ataoa akama bonne be no mitovy amin,ny namanao tsara ihany fa tsy olombelona à part tsy akory.

Zah aza zao raha mba nanana possibilité de mba nanao mopera dioseziana angamba.
58. dizneff34 ( 21/10/2005 08:33)
fa diaspora ny inn reny ?
sa diaspora an'ilay nahary an-tsika eto an-tany ?
Tsy azoko ! :roll:
59. Nickovy ( 22/10/2005 07:26)
cutie:

za zany te hifandray @ mopera sy frere sy masera e lol



Raha izay foana ny manahirana anao dia inty aho eto vonona hanome fahafaham-po, tsy amin'ny lafiny rehetra fa amin'ny lafiny maro eh!!!!!!!!!!! Okay?
60. Herimiafina ( 22/10/2005 13:42)
Vas-y Nickovy an, demontrer-o kely aminy le zavatra fa izy tsy mety mino. hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6649