Tratry ny taona e!

1. LazaRandri ( 06/10/2005 06:28)
Araka ny fanisana taona nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely dia nanomboka omaly 05 Octobre 2005 ny taona vaovao (Rosh Hashana) 5766.

répondu par Veloo le 18/10/2005 16:20
2. bichette ( 06/10/2005 06:47)


tratry ny taona daholo e !
3. jentilisa ( 06/10/2005 06:51)
Miarahaba ny jiosy izany ny jentilisa!
4. xxx ( 06/10/2005 07:18)
LazaRandri ngah mipetraka any Israely. Dia miarahaba ny jiosy zany ilau gasy miarahaba tratry ny taona 1 janvier kouh.
5. sonwin ( 06/10/2005 07:54)
Alakamisy androany, andro voalohany amin'ny herinandro amin'ny fanisana andro Malagasy,tratry ny taona ny jiosy zany dia bonne semaine ny gasy e:lol:
6. ari.malala ( 06/10/2005 07:58)
euh arabaina zany nareo mahalala zavatra ê!
7. mamzelkely ( 06/10/2005 08:05)
euhhhhhhhhhhhh... arabaina zay tokony arabaina zany kou..
8. xxx ( 06/10/2005 08:44)
tratry ny taona e, zahay mantsy taranaka jiosy :-D
9. Veloo ( 18/10/2005 16:20)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3215