fantanina
1. zefalah
(
02/10/2005 14:20)
mialatsiny aloa,raha miditra ato aho.
satria moa izy ty natao ho resa-behivavy,nefa hidirako: tsy zany mantsy ry fanaka matandraka,fa misy fantanina tiako apetraka aminareo.
de ny hoe: Lehilahy manao ahoana no tena ankafizinareo,ary lehilahy manao ahoana no tena tsy tianareo?
mba valio e:-D

répondu par xxx le 26/12/2005 12:23
2. vale
(
02/10/2005 15:32)
Fa maninona izahay no ataonao hoe fanaka matandraka? Inona indray no dikan'izany? Ny lhl ankafizin'ny vhv ve? Io samy manana ny tiany fa ny ankapobeny ny vhv mila lhl tsy mitrerotrerona,tsy manao ny vhv ho "objet sexuel"fotsiny ,dia ilay mahatolotolotra kely (voninkazo ohatra de efa mety!),betsaka é,tsy mila lhl tsy mandray ravin-dena , @ izao efa miasa daoly na ny lahy na ny vavy ka ifarimbonana ny asa ao an-tokantrano (idd fa raha mipetraka ivelan'ny M/kara)! Lafo ny maka mpanampy manko raha tsy hoe angaha tsara situation be enareo roa ?
3. boubounezy
(
02/10/2005 16:29)
@ko alou ny toetra ny itiavana oula fa tsy ny psysique e! mahazo matoky enao fa ra tsy interêt fotsiny dé zay no tena idéaly @ vevay
zefalah:
mialatsiny aloa,raha miditra ato aho.
satria moa izy ty natao ho resa-behivavy,nefa hidirako: tsy zany mantsy ry fanaka matandraka,fa misy fantanina tiako apetraka aminareo.
de ny hoe: Lehilahy manao ahoana no tena ankafizinareo,ary lehilahy manao ahoana no tena tsy tianareo?
mba valio e:-D
5. pika
(
03/10/2005 05:13)
ny tiana hono mitombo tarehy, samy manana ny tiany hoy i vale
fa @ ankapobeany ny vhv tsy tia lhl diso bonaika be na pasitera latsaka kely nefa tsy tia ny diso degany loatra koa
mila olona mahay manambitamby sy mikarakara ary mampiseho fitiavana foana
fa @ ankapobeany ny vhv tsy tia lhl diso bonaika be na pasitera latsaka kely nefa tsy tia ny diso degany loatra koa
mila olona mahay manambitamby sy mikarakara ary mampiseho fitiavana foana
7. akamatiana
(
03/10/2005 09:13)
=))=))=)) ny toetra amam-panahy iany re ry zefalah no mitondra izany retsaretsa zany e, ho an'ny fanaka matandraka io kaiiiiiiileeeeeeeeee
11. xxx
(
03/10/2005 14:22)
pika:
fanaka matandraka ,,,,fanaka matanjaka,,,,fanaka malemy::roll:
fanaka mampitanjaka ,,, fanaka mampalemy ... sa ? :oops:
12. Herimiafina
(
03/10/2005 23:17)
Za lou raha za ny vevavy de za tsy tia lelahy sariny e. hehehehehe nefa za kou tsy tia lelahy degany be. hehehe:-D
Inona ary ny tena marina izany? Hay moa za lehilahy dia tsy dia haiko loatra le izy, heheheh
Inona ary ny tena marina izany? Hay moa za lehilahy dia tsy dia haiko loatra le izy, heheheh
13. xxx
(
04/10/2005 07:24)
lehilahy mandray andraikitra (responsable), mahakarakara anay vehivavy , fidèle (ahoana ny dikany @ teny gasy ?) , raha bôgôsy moa fanampiny dia tena mety (option io)
14. vegas
(
04/10/2005 07:43)
xxx> fidèle : tokampo.
Ngamba tsy ho mahakarakara anareo vehivavy no izy fa oe mahakarakara ny vadiny. Nga de ho karakaraina daolo kosa nareo vehivavy? Vao anakiroa aza no karakaraina defa otrireny inn reny ny lelanareo.
Ngamba tsy ho mahakarakara anareo vehivavy no izy fa oe mahakarakara ny vadiny. Nga de ho karakaraina daolo kosa nareo vehivavy? Vao anakiroa aza no karakaraina defa otrireny inn reny ny lelanareo.
15. xxx
(
04/10/2005 08:00)
vegas:
xxx> fidèle : tokampo.
Ngamba tsy ho mahakarakara anareo vehivavy no izy fa oe mahakarakara ny vadiny. Nga de ho karakaraina daolo kosa nareo vehivavy? Vao anakiroa aza no karakaraina defa otrireny inn reny ny lelanareo.
"attentioné" no tena tiako lazaina, dia ilay vehivaviny izany fa tsy izahay rehetra e
16. Herimiafina
(
04/10/2005 13:46)
Lehilahy soumis, devoué, mitolerer ny hadalambadiny retraretra, manaiky hampirafesina, sponsa be, izany ve no mety tian'ny vehivavy?:-D
18. Herimiafina
(
04/10/2005 14:51)
Ie, mety amin'i toi ve? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Raha mety amin'i Toi de vidio amin'i dadanay sy mamanay ary de atao ny mutation avy eo.hehehehe
Tsy te-hiadana?
Raha mety amin'i Toi de vidio amin'i dadanay sy mamanay ary de atao ny mutation avy eo.hehehehe
Tsy te-hiadana?
19. mamzelkely
(
05/10/2005 06:32)
lelà tsara fanahy, de manana sens de l'humour, de lelà responsable.... de bôgôsy ko alo ts ferana e...:) hay de saika adinoko lelà madio...:lol:
herimiafina < de rôvina ny mutation..:roll:
herimiafina < de rôvina ny mutation..:roll:
20. bichette
(
05/10/2005 08:16)
mamzelkely > marina nenjy, mila soritana tsara hoe lelà madio, ampiko kely, lelà mamany tsara anaty cuvette rehefa mamany dia mamafa raha sendra nandena fa misy manko ny ankabeazany feno ilay fipetrahana iny rehefa mamany ry zareo dia tsy mamafa akory tena degelassy.