fantanina
21. vahiny2004
(
05/10/2005 08:21)
bichette:
mamzelkely > marina nenjy, mila soritana tsara hoe lelà madio, ampiko kely, lelà mamany tsara anaty cuvette rehefa mamany dia mamafa raha sendra nandena fa misy manko ny ankabeazany feno ilay fipetrahana iny rehefa mamany ry zareo dia tsy mamafa akory tena degelassy.
hay tokoa nisy an'io problema oniversaly io :-D
22. Herimiafina
(
05/10/2005 14:23)
F'angaha ry tonaka tsy mba mampiakaytra lunette aloha vao mipisy fa tonga de bambaray tsotra izao? hehehehehe.
23. bichette
(
06/10/2005 09:16)
herimiafina > eeeeeeeeeeeeeee :-o:-o misy tsy mampiakatra lunette fa tonga dia kapo vavany be tsy maka fotoana akory mba mi verifier raha namela trace na tsia , manao economie de lumiere angaha ka tsy mampirehitra jiro dia izay alehany alehay rehefa fantatrra fotsiny fa hoe eto ho eto ny cible =))=))=))=))=))=))=))=)):evil: :-*:-*:-*
24. Herimiafina
(
06/10/2005 12:00)
Miantehitra amin'ilay fisiokany ve. Tsara ampianarina manao amin'ny pô kalongany izy raha izay. hehehehehe:-D
25. ari.malala
(
06/10/2005 14:07)
:-D:-D:-D herimiafina, fa manin no vidiana? :-D enao ty mahita sampona mintsy
26. Herimiafina
(
06/10/2005 20:11)
Mba vidinao amin'i Papa sy Maman fa nandaniana vola anie ny famelomana bandy ôtsanay izao e.
Tsy vôtery averinao ny vola lanindry zareo fa mba symbolique fotsiny e. Ohatra vola ariary zato taloha le misy ny sarin'i Rakoto Frah mitsoka sodina iny. hehehehe.
Aiza izany sampona hitako izany ry ari.malala, sampona manao ahoana, de aiza hoa aiza fa tsy tazako. hehehehe:-D

27. menakely
(
07/10/2005 09:41)
:-D:-D:-D:-D!
mahay raha nareo Gasy ireto raha nataoko ny fadinihana,
soa ihany zaho fa
tsy Gasy na dia mahay miteny sy manoratra kely fotsiny teny Gasy.
8)8)8)8)!
mahay raha nareo Gasy ireto raha nataoko ny fadinihana,
soa ihany zaho fa
tsy Gasy na dia mahay miteny sy manoratra kely fotsiny teny Gasy.
8)8)8)8)!
31. zefalah
(
10/10/2005 22:57)
za bandy bogosy sady be sosy e....mahay mikata sady zanaka pata...tsy be vinany sady misy kabary.
an-tany fitiavana @ zefalah ve? za no fitiavana r'zareo a:-D .
misy ery afa tsisy mpanana ....:D tonga de arosoy ny adresse anoratako zay mety e :-D
an-tany fitiavana @ zefalah ve? za no fitiavana r'zareo a:-D .
misy ery afa tsisy mpanana ....:D tonga de arosoy ny adresse anoratako zay mety e :-D
32. Herimiafina
(
10/10/2005 23:18)
Vas-y zefalah an. Sady tena pôety mahfatrampo mahintsiny. hehehe
Mba alefaso aty aminay ihany ze adiresy tsy anoratan'i zefalah mba ho anay e.hehehehehe:-D:-D:-D.
Mba alefaso aty aminay ihany ze adiresy tsy anoratan'i zefalah mba ho anay e.hehehehehe:-D:-D:-D.
33. mamzelkely
(
11/10/2005 06:24)
mety ho tsara zany zefalah, sô de ny mifanohitra amin'io no tena izy.. :roll::-D
34. mirabel
(
11/10/2005 16:34)
mahagaga ahy no mbola hitadiavan'i zefalah adresses hanoratana raha arak'ireo voalaza teo ambony tokony be dia be ange izao ny sipa manodidina anao raha bogosy sy be sosy ary zanaka pata sns tena ao aminao daholo h@ fitiavana !!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. fairylady
(
10/11/2005 22:51)
mijery anareo fa n ahy ny leilahy tiako de sady mahay mampirevy ..manao io an nn,,no mahay mitady vola fa tsy kamo2..za bandy tena bandy no tiako
40. Herimiafina
(
10/11/2005 22:52)
Ka le bandy tena bandy anie ry fairylady mamono refa mamo e, hehehehe:-D:-D