Tena fitiavana ve ?

1. lionbrun2004 ( 02/10/2005 13:39)
Nisy vehivavy iray nianarako "fitiavana" 24 taona t@'izay tena tsy aritro mihitsy ny tsy hahita azy in-1 andro.Efa tratrako vitan-dry zalahy anefa le zavatra , nisara-toerana izahay rehefa "vacance" ary lasa nifindra toeram-piasàna ny RAD le kala ka lasa koa izy . Tafaraka tamina sipa iray hafa koa zah taty aorina sipa izay avy nokotrohiko talohan'ny iray nisaraka tamiko . Tena mbola maimaika ery zah satria mbola vao 17 taona le kala sady mbola tsy nisy olon-kafa teo fa izaho no nanala ny kapsily voalohany .Nisaraka koa izahay rehefa avy niaraka nandritry ny 7 volana .T@ taona 2004 teo , dia samy tazako tany Mahajanga daholo izy roa , mbola samy tsy manam-bady fa le ray faharoa misy bandy miaraka aminy .Nilaza le sipa fa mbola tsy afa-po tamiko izy ,ary tsy ho afa-po aho hoy izy sns...Ilay taloha indray , dia nilaza fa tena tsy misy mampisalasala azy raha toa ka mbola vonona .Loza anefa fa dia samy tsy foiko avokoa izy roa satria samy manana ny tantarany izay miraikitra ato am-poko .Mipetraka ny fanontaniana hoe : asaiko mifandamina izy roa , fa iza no tena hatao vady-be ary iza no vady-kely : mety hanaiky ve izy reo, fa ny tena fantatra aloha dia efa samy mifankahalala izy roa ary tena tsy miady fa de mifampiarahaba tsara .TSY TIAKO HO VOTSOTRA ANEFA NY IRAY AMIN'IZY IREO . Asa amgamba inona no HEVITRA tokony hataoko ....
répondu par tapotafiry le 17/12/2005 07:39
2. xxx ( 02/10/2005 14:04)
lionbrun2004:

zany hoe ianao zany no tena miseho milay fa ra zaako ny @ toerana de tsy manaiky ah sady tsy mey tsony ko ;
ny teniko fotsiny de aza jiolahimboto , sy tia tena loatra ka sady mamy ny atsy no fy ny aroa .:oops:







Nisy vehivavy iray nianarako "fitiavana" 24 taona t@'izay tena tsy aritro mihitsy ny tsy hahita azy in-1 andro.Efa tratrako vitan-dry zalahy anefa le zavatra , nisara-toerana izahay rehefa "vacance" ary lasa nifindra toeram-piasàna ny RAD le kala ka lasa koa izy . Tafaraka tamina sipa iray hafa koa zah taty aorina sipa izay avy nokotrohiko talohan'ny iray nisaraka tamiko . Tena mbola maimaika ery zah satria mbola vao 17 taona le kala sady mbola tsy nisy olon-kafa teo fa izaho no nanala ny kapsily voalohany .Nisaraka koa izahay rehefa avy niaraka nandritry ny 7 volana .T@ taona 2004 teo , dia samy tazako tany Mahajanga daholo izy roa , mbola samy tsy manam-bady fa le ray faharoa misy bandy miaraka aminy .Nilaza le sipa fa mbola tsy afa-po tamiko izy ,ary tsy ho afa-po aho hoy izy sns...Ilay taloha indray , dia nilaza fa tena tsy misy mampisalasala azy raha toa ka mbola vonona .Loza anefa fa dia samy tsy foiko avokoa izy roa satria samy manana ny tantarany izay miraikitra ato am-poko .Mipetraka ny fanontaniana hoe : asaiko mifandamina izy roa , fa iza no tena hatao vady-be ary iza no vady-kely : mety hanaiky ve izy reo, fa ny tena fantatra aloha dia efa samy mifankahalala izy roa ary tena tsy miady fa de mifampiarahaba tsara .TSY TIAKO HO VOTSOTRA ANEFA NY IRAY AMIN'IZY IREO . Asa amgamba inona no HEVITRA tokony hataoko ....



3. vale ( 02/10/2005 14:13)
Miala tsiny raha midikiditra @ resa-delahy fa mba te hanome toro-hevitra kely, ka raha izaho manokana aloha dia izay "libre" erahina! Sady maninona moa ilay faharoa no tsy tonga dia misaraka @ izay olona erahany raha tena ianao no tiany? Sady ianao ihany no mametra-panontaniana eto hoe : tena fitiavana ve? Nefa ianao ihany no afaka mahalala izay mampety anao!
4. hesham ( 02/10/2005 14:46)
Raha fitiavana olona 2 samihafa zany dia tsy tena fitiavana fa tokony hisafidy 1 ianao , na ho ela na ho aingana tsy maintsy misy hiala anao tampoka ny 1 amin`izy 2 ary eo ianao vao harary fo . Asa aloha e , ianao angamba mety bogosy be sy be sosy dia tamana be le sipa 2 samy tsy te hiala na dia efa mifankalala zao fa ampirafesin`olona 1 izao .
5. xxx ( 03/10/2005 06:11)
Ahoana moa no hetezan'ny fifandaminan'izy roa vavy e! samy te-hiditra daholo. Ny tsara dia aleo maka olobnkafa mba tsy hisian'ny olana. Raha ny iray no alainao dia vao maika hiady tanteraka izy roa ary tsy fantatrao izay ho tohiny.
6. vivi ( 03/10/2005 11:40)
tsy aleo ve miverina ary tsaralalana ianao fa tena mbola zaza b
7. xxx ( 03/10/2005 14:26)
za alaina ê! :°):°)
8. menakely ( 03/10/2005 14:39)
tena resaka marina ve io sa ...
mampatsiahy tataran'ny CLO M/GA ianao zany (MAMANY TALOHANY ZANANY);aza apirafesina zany ny sipa fa mampalahelo, raha anambavinao no ataon'olona toy zany dia ahoana hoy enao
9. Herimiafina ( 04/10/2005 00:43)
Atao inn daôlo zany roa be zany e, zay zao libra fa alefaso aty ny iray e.
10. mandrindra ( 05/10/2005 15:31)
lionbrun2004, tonga dia iaraho daholo izy roa. Ambonin'izay tonga koa dia mitadiava N°3 fa raha roa monja mantsy mety ho very be ialahy raha midofotra ireo.
11. Herimiafina ( 10/10/2005 01:42)
Telo ve zaka maninn raha ato efatra raha izany, efatra mantsy mba isa tsy masina? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. mandrindra ( 10/10/2005 12:43)
tsy miady raha vao efatra fa mety mitapô tsiroaroa dia tonga dia very daholo.
13. cocorie ( 20/10/2005 13:49)
Fa de mangididy loatra ve no de manao an'izany e! marina ny any vivi hoe makanesas any tsaralalàna; any sady efa pro no mahazaka ampirafesina tsara
14. lilbon ( 21/10/2005 12:50)
leee ! io njay le resaka !hihihi
aleo wa zany ho anareo rery!
hiaraho daholo de ze tsy tinareo ve tsy ho afa-po eo ihany e!
15. Herimiafina ( 23/10/2005 02:52)
Eeeh, za mba meo e, za mba meo moa e, hehehehe:-D:-D
16. mandrindra ( 24/10/2005 13:27)
omena inona i herimiafina ?
17. ravakamalala ( 24/10/2005 14:08)
lionbrun2004>
asaiko mifandamina izy roa , fa iza no tena hatao vady-be ary iza no vady-kely :


enao marina!! favy be mits enao ty an!8)
18. Herimiafina ( 24/10/2005 17:43)
mandrindra:

omena inona i herimiafina ?



Za mba meo na de iray fotsiny amlé efatra fa aza alaina daholo, mba isao zah, hehehe:-D
19. ravakamalala ( 25/10/2005 07:52)
Fa maninona herimiafina no mitady sisa?
mangataha totohevitra any am lionbrun fa ny azy aza ny sipa asainy mifandamina fotsiny.:twisted:
20. mandrindra ( 25/10/2005 15:42)
ka ho alefako inona ary, colis express ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954