Tena fitiavana ve ?
22. Herimiafina
(
25/10/2005 18:21)
Inn njay mou ty vocabla ampiasainao ty ry ravaka, ianao ngah "sisa" njay? Love kambony e, love:-D
mandrindra: alefaso aty io ravakamalala io.
mandrindra: alefaso aty io ravakamalala io.
24. mandrindra
(
26/10/2005 13:34)
herimiafina, aoka aloha ho anontaniako ny heviny satria tsy ahy anie izy e !!!
ravakamalala ô, te andeha ho any amin'i herimiafina ve ianao ô? any ange manao rakiafina foana hono e, fa izay boka aloha no tsy haiko e !!!!
ravakamalala ô, te andeha ho any amin'i herimiafina ve ianao ô? any ange manao rakiafina foana hono e, fa izay boka aloha no tsy haiko e !!!!
