Inona ary izany ?
1. xxx
(
01/10/2005 13:38)
Inona ary ny valin'ity ankamantatra ity. Izao aloha an. Aza dia mandefa fisainana lavitra fa ataovy eo amorom-patana ihany e : "Nasehony ny azy, nosokafako ny ahy, nampidiriny ny azy, notsoahiny ny azy, nandeha rà ny ahy". Inona ary izany. Izay tena mahay aza mamaly mialoha, aleo aloha hirirarira eo e, kanefa izay ataonareo tsy maninona e.
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:25
2. essera
(
01/10/2005 14:06)
Zany ve tsy sarotra be fa mba teneno. Ra vao resaka ra ange de sôdé sida no iafaran'io. :evil:
3. xxx
(
01/10/2005 14:35)
hen!hen!tena marina zany tenen'i essera zany fa hiaafara @ izay io tatara io an
6. pissoa
(
01/10/2005 15:48)
sady borosy metalika mihitsy ngamba izany mampande-ra zany ... sa tsy ampy kalsiommm
9. xxx
(
01/10/2005 21:17)
izaho liay xxx nametraka fanontaniana e fa tsy ireo xxx ireo : ny an'i scorpion no marina fa ampio hoe ny alàna nify sy ny dentiste e. OK
15. sonwin
(
03/10/2005 20:52)
io indray veloo fa tsy maharaka valiny, efa nisy namaly eo ambony io:lol:
16. sonwin
(
03/10/2005 20:52)
io indray veloo fa tsy maharaka valiny, efa nisy namaly eo ambony io:lol:
17. Veloo
(
03/10/2005 21:21)
=))=))=))=)):-D:-D:-D
ka betsaka ny valiny ao knou tsy aiko intsony izay marina kle :-D:-D:-D
ka betsaka ny valiny ao knou tsy aiko intsony izay marina kle :-D:-D:-D
20. Veloo
(
04/10/2005 13:26)
mamzelkely a miciiiii aky a:-*:-*:-*:-* afa ihany njy...
sonwin :twisted:
sonwin :twisted: