anamboatra indray aho
1. manampy
(
01/10/2005 07:58)
tao anaty train no niseho ny tantara :samy jenitra mandinika ny lalana eo izy roa lahy (Randria sy benja) sendra tafaraka mipetraka tao anaty train no taitra tampoka benja sady niondrika no nitady ka nitady zavatra toa very tao ambany seza toa nangaina fa very zavatra mba nantenaina ,dia niteny i Randria fa inonana no latsaka ry ngahy hifanampiana ny mitady azy? dia hoy Benja namaly azy hoe "o!latsaka teo" dia samy niondrika nitady izy roa lahy ,Randria mba nitady koa fa saingy maminany fontsiny zay zavatra nilatsaka saingy tsy nahita inoninona nilatsaka ka namerina ny fanontaniany oe fa inona e? dia namaly Benja ka niteny hoe ao fa anamboatra indray aho fa tsy maninona e! gaga i Randria
fa hay taindelo nolalaovina taminy tanana nato boule kely no nilatsaka tampoka
fa hay taindelo nolalaovina taminy tanana nato boule kely no nilatsaka tampoka
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:25
8. sasa
(
04/10/2005 07:25)
ari.malala mihomehy indray fa tsy beurk intsony manaraka an'izy 2 vavy=))=))=))=))=))=))=))