tsy lasa intsony ity democratie ity

1. kafmalbar ( 30/09/2005 18:06)
Tsy mandeha intsony ity democratie ity ka tokony mba hovaina amin'izay ny fomba fitantanana an'i madagasikara.
1)Tokony ho hamboarina aloha ny rova
2°)hatsangana haverina indray ny andron'i Ranavalona
3)Ny premier minisitra no hitantana an'i Madagasikara
sao ahoana hoy ianareo
répondu par pika le 12/10/2005 10:46
2. vancleef ( 30/09/2005 18:32)
Any Angletera misy rova mitsangana, ny premier ministre noho mitantana an'i Royaume Uni ary misy mpanjaka vavy nefa démocratie ka dia ahaona izany ?
3. vancleef ( 30/09/2005 18:37)
Sady nosy ahoatranin'i Madagasikara ary tsy mety miteny afatsin'ny teny anglisy sahala @'ny gasy sasany eto @ serasera tsy mety miteny afatsin'ny eny gasy nefa démocratie !
4. Herimiafina ( 30/09/2005 18:45)
Ilay demokrasia mihintsy no tsy azon'ny malagasy ny tena dikany.

"L'abus d'une pratique n'est pas un bon argument contre son usage" Rev. Thomas Robert Malthus (1798).
5. maditra ( 30/09/2005 21:34)
kafmalbar> Dia ahoana ny hananganana mpanjaka eo? AMin'ny alalan'ny fifidianana sa tondroina sa ahoana? Dia inona koa ny hidiran'ny rova amin'ny resaka demokrasia?
6. jentilisa ( 01/10/2005 07:18)
Sao dia izay ary no nolazain'ilay rangahy iry hoe Satana no mitondra eto satria demony-koa-raha-tia?
7. pitchou ( 02/10/2005 16:49)
ary tô niseho ho tsy mpanavaka anefa ary ty kafmalbar ary ambadika ary kay .... :evil: be!
8. Herimiafina ( 03/10/2005 23:31)
Inn no dikan'ilay " :twisted: " ry pitchou fa mba tiako ho fantatra hianarako.ehhehehehehe:-D
9. LazaRandri ( 04/10/2005 04:44)
Jentilisa,

Demoncratie ?
10. pitchou ( 04/10/2005 08:30)
Heri> devoly
11. Herimiafina ( 04/10/2005 13:14)
Tiatia devoly akou nareo zany an.hehe:-D
12. kafmalbar ( 06/10/2005 17:00)
Tsy misy resaka fanavakavahana izany eo e,hatsangano ny rova dia hapetraka indray Ranavalona faha efatra dia mandry tany,atao premier ministre toa ny any le pays de vache folle
13. hps ( 06/10/2005 17:47)
toa ny democratie ndray no asiana resaka rehefa ho tohana ny fitondran-dra-8 eh!aty dago aza na ny omby be ronono efa mahazaka ny democratie raha tsy zany ve miroborobo fatratra ny fidirany eto Dago eh!fa raha isika vahoak. indray dia zao aloha angamba no sahaza antsika :idea:
14. fijo ( 06/10/2005 21:28)
ny fananganana mpanjaka anie tsy misakana ny demokrasia e.
misy karazany roa ny fitondrana misy mpanjaka dia ,
-ny fitondrana mpanjaka tanteraka"oh:arabi saodita"
-ny fitondrana mpanjaka "entimbahoaka"izay ny praiminisitra no tena tompon'ny fahefana.(oh:angletra)
ity faharoa ity dia tena demokratika,fa mariky ny firaisana ny mpanjaka.
tadidio,fa tamin'ny andron'i radama I sy II dia neken'ny 2/3n'ny madagasikara,fa izy ireo no mpanjakan'ny madagasikara.
ary ny fitondrana avy aty ampita koa tamin'izany dia nanoratra hoan'ny "king of madagascar"
tsetsatsetsa tsy aritra:
raha misy mahay piano;ka mahay mamaky solfejy dia manana hira noforonin'i radama II aho,ka afaka homeko.
15. pitchou ( 07/10/2005 14:02)
andefaso ny namana ary e! tena serieux zany
16. Herimiafina ( 07/10/2005 16:43)
Da omeo tokotrany zany solfezy zany fa ilain'ny tenanay, raha misy solfa vao maika favy. hehe:-D
17. pika ( 08/10/2005 04:26)
mba omeo ary ry fijo a
raha ny eto @ tanana dia sarintsarina démocratie no eto fa tsy tena izy
ao ny sasany diso manararaotra ka mandeha any @tsy izy
ao koa anefa ny tsy manaja ny fahalalahana fa mitady ny mbola hanao didy jadona sy tiankano tsy tiankano
18. Herimiafina ( 08/10/2005 15:50)
Inn kay zany demokrasia zany ry zareo an. hehehe:-D
19. pika ( 12/10/2005 10:46)
aza manatsafa raherimiafina ny hafa noho izany ambaranareo :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3592