Vaovaom-piangonana
1. LazaRandri
(
29/09/2005 06:46)
Tetsy sy teroa any am-piangonana:
- Antsan-tononkira amin'ny Alahady hariva eto am-piangonana, ilay vavahady lehibe idirana
- Tongava manampy ireo tafika masina, ento ny kilalao sy hatsikana mampifalifaly hanalana azy
- Noho ny tsy fahampian'ny fotoana dia nangataka fialan-tsasatra i pasitera, mba ahafahany misahana ny asa aman-draharaha iandraiketany.
- Aza hadino fa misy fiaraha-misotro ao amin'ny trano fisainana, aorian'ny fotoam-pivavahana
- Tohany ara-bola ny Ray aman-dReny ara-panahy.
hahaha!

répondu par Veloo le 20/10/2005 17:24
3. pika
(
29/09/2005 09:50)
ilay vavahady lehibe idirana masina hanalana azy fiaraha-misotro tohano ara-bola ny ara-panahy
ireo ve no tianao avoitra e
hay tsy izaho irery no mametraka ?????fa misy koa