rossy
1. mignone
(
28/09/2005 07:56)
tao tsy henoheno tsony ... hatraminizay e !
répondu par fiaritiana le 25/10/2005 18:47
2. xxx
(
28/09/2005 10:01)
Ka Ra-lery ve raha miditra eto amin'zao tsy tonga de mihina-mangahazo maina ary ambany antsinanana ary e! normal izy raha tsy henoheno!
3. bibilax
(
28/09/2005 11:37)
slt a anao fampisehona izy izao @ity volana oct ity eto france de any enao mijery azy raha mila sy te ahita azy e ok
5. rvoulah
(
28/09/2005 12:04)
vao iray volana zay zahay taty poitiers no nijery concert n'i rossy!
nahafinaritra ka !
nahafinaritra ka !
7. maditra
(
28/09/2005 15:43)
Fa marina ve fa tsy manao rasta intsony lery? Aza omehezana ry zalah fa izay ny honohono henoko talohan' zah niala an'Dago fa tsy nisy olona nahazoako fahafaham-po namaly izany. :)
8. Veloo
(
28/09/2005 16:02)
any ho any izy ry reto a , ny ahy ny sarinao ihany no tena tiko ny hirana :-D:-D:-D
12. chipie1
(
29/09/2005 13:43)
jooko > vao nifanena tamiko vao aingana izy ka fa tsy fantatro :lol:
13. fasaly
(
29/09/2005 14:20)
mlay rossy ka! mahay mampirevy vahoaka, soirée no tiko lazaina misy foana ny ambiansy, jusk'à loby lasa zao foana e!
16. fasaly
(
29/09/2005 15:38)
hay androky kou ry chipie dans le club an!
ary te hi fety be zà zany an!
ary te hi fety be zà zany an!
17. fasaly
(
29/09/2005 15:39)
fa veloo kou ve de tena very amy katesizy mintsy, e! tsy hainy dooly zao sy izao !amby aty akikinay aty fa aza mijanona irery any lavitra be any....
18. fijo
(
29/09/2005 19:54)
veloo an,rehefa le avy mandro iny,de lena le volo ao ananona ao,dia avela amin'izao,iny no atao hoe rasta
19. mabloo
(
01/10/2005 15:19)
Rossy, mpilalao mozika anisan'ny manana ny mahaizy azy izy.mahay mampirevy, tsara rindra raha ny lafiny aramozika,anisany mampiakatra avo dia avo ny kolotsaina malagasy . Ankehitriny izy mbola mampirevy ny Malagasy aty ivelany aty ary mbola manandratra hatrany ny haren'ny mozika malagasy.Tena Milay izy ka!!!
Mankalaza e!
Mankalaza e!