fa maninona ny lehilahy no tia tena

1. xxx ( 25/09/2005 04:59)
efa toetra voajanahary ve sa........ny fitiavan-tenan'ny bandy ka na ao an-toka-tranony aza dia ampiariny izany????????
répondu par fredo le 20/10/2005 18:19
2. fasaly ( 25/09/2005 08:58)
sendra zay tia tena i xxx, fa misy ny lehilahy tsy tia tena ka! misy vehivavy tia tena kou! eo amy fiainana, hafatro kely aza manaiky hampiarin'ny fitiavantena fa mahaiza miady na hialao lavitra e!
3. zandrikely ( 25/09/2005 09:23)
marina zany ry fasaly a , samy tia tena daholo anie e , fa marina aloha fa nyt bandy somary tia tena e , fa ny fahaizana manova sy miala @zany no ilaina e
4. hesham ( 25/09/2005 13:16)
Za indray mahita fa tsika vehivavy no tena tia tena raha resaka fiainana andavanandro . Matetika isika vehivavy raha misy zavatra tintsika atao ka manda ilay lehilahy dia milongolongo isika . Amina fampirevena ambony fandrina anga in11 no ahita ny fitiavantenan`ny lehilahy . Za aloha dia mahatsiaro fa tia tena in11 e . Ny lehilahy matetika tsy dia manda raha fianana andavanadro raha mahay mampiresaka azy ny sipa , lelahy ange ry reto mora resahana fa mila hainao mampiresaka azy e , lehilahy no tena mora malemy raha resaka fitiavana zany . Ohatra izao te hangataka zavatra ianao ka mitady fika ianao angatahana iny zavatra iny dia efa fantatrao hoe inona zavatra tiany ( omeo izy e ) dia rehefa vita dia le mbola makamaka aina iny dia kozio fa 90 ny chance azahonao iny zavatra iny raha misy izy.Zany klou ny fikako ee fa andramo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. fasaly ( 25/09/2005 13:34)
hesham:
izany an!
lay longolongo anie tsy fitiavantena fa isika te hihantahanta zay sady be caprice e! de zay no antony, fa lay dony tapana handoha herany aloha iny efa hatrizay no efficace e!:wink:
6. cutie ( 25/09/2005 16:43)
hesham, hain-jy mitsy le fika :-D:-D:-D:-D
7. sonwin ( 25/09/2005 18:25)
:cool:
8. sonwin ( 25/09/2005 18:26)
:cool:
9. Herimiafina ( 26/09/2005 04:02)
Ehhhh, sendra bandy tsy izy mintsy enao ry le xxx ary amin'ny voalohany ery. tsy aleonao za an.:-D
10. pika ( 26/09/2005 04:50)
tsy tena tia izy izany
ny fitia mifamaly hono no maha tsara fihavanana raha manolotra ianao nefa izy tsy mba manome dia tsy izy izy izay
11. mandrindra ( 26/09/2005 09:35)
iza no tsy tia ny tenany alohan'ny hafa, na lahy na vavy ?
12. booboo ( 26/09/2005 10:46)
xxx> tia tena aôna klou ? ny oul aby aby samy tia tena mantsy
13. mamzelkely ( 26/09/2005 12:48)
sendr ny tia tena marina zany xxx, fa ny vhv matetika ts tia tena zany fa au contraire ary manome ny rht afany izy fa mihanta izy zay refa midongy refa ts mahazo zvt araky ny lazainy fasaly io e...:) :°)
14. mandrindra ( 26/09/2005 13:20)
le lazain'i fasaly hoe be caprice ve izany ry mamzelkely ? raha izay mantsy dia hividianana sodafruit anie izany dia vita e !! hihihi
15. pika ( 26/09/2005 13:23)
:-D:-D:-D
16. deghany ( 26/09/2005 15:29)
xxx:

efa toetra voajanahary ve sa........ny fitiavan-tenan'ny bandy ka na ao an-toka-tranony aza dia ampiariny izany????????


fona fona fona v??? heheheheh

17. Herimiafina ( 26/09/2005 16:51)
Tsy arako tsony le resaka k'lé.:?:
18. Veloo ( 26/09/2005 17:22)
Iza ny olona tsy ho tia tena eto an-tany? Mila mieritreritra fotsiny alohan'ny zavatra atao na mety na tsy mety. Za ko aloha mahita ny lahy ho tia-tena be :-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 26/09/2005 18:50)
Fa ny lehilahy koa tsy ampiseho anao ny tena heritreriny e. Ny fahitanao azy ivelany fotsiny no hahafahanao milaza fa tia tena izy.

Njainjay koa anie refa tsy manao ny sitrampion,ny sipa le bandy de lazaina fa tia tena e. Nefa ary le sipa no tia tena satria mitaky ny fanantanterahan'ilay bandy ny sitrampony fotsiny tsy miheritreritra hoe tena mety ain'ileiry ve zany.
20. mamzelkely ( 27/09/2005 07:31)
mandrindra< za zao ts tia soda fa fanta no tiko kouuuu.. ande hidongy za zany...:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4426