fa maninona ny lehilahy no tia tena

21. mandrindra ( 27/09/2005 09:10)
ka ny an'i mamzelkely anie izany tsy caprice e. Andeha hidongy aiza aloha ?
22. Nananie ( 27/09/2005 09:33)
Io samy tia tena daholo na lahy na vavy koa. Fa tokony mba misy dôziny fotsiny.:lol:
23. zakony ( 27/09/2005 11:10)
tena marina ny an'i Herimiafina

ny lhl rah tsy manao izay tiany ilay vehivavy tsy dia asiany blem loatra (za alou tsy mbola nila vaniny tamin'ny vevavy izany), fa ny sipa raha vao misy tsy tanteraka eo ny sitrapony (inona mo no tsy tanteraka eo fa tsimaintsy tanteraka iny na ela na aingana raha mbola te ho velona koa ela) dia avy ny filambaniny isankarazany
24. Nananie ( 27/09/2005 11:20)
Andray kosany! aza atao généralité ôtr'izany izy 'ty e!
25. Herimiafina ( 27/09/2005 15:17)
Tezitsa be njay Nananie an?
26. lilbon ( 28/09/2005 04:46)
hay tia tena ny lehilahy satria tia tena daholo ny olona !
de tia tena ny lehilahy par experience refa voadona de efa mailo de tsy manome plus no ny vevavy!

de izao koa AZAFADY AMY VEVAVY!
FETSY be ny vevavy!satria nahoana ?
TADIDIO:
fa raha vevavy no mifanehatra amy lelahy ka mitomany ny vevavy de diso avy hatrany ny lelahy.
raha lelahy no mitomany de angamba fimehezana !
fa resim-bavy!
journée mondiale de la femme! hi hi h i kou raha tsy any arabie saoudite tsika retra ko!
fanaka malemy hono ny vevavy eken'ny vevavy io in11 refa misy tadiavinyamin'ny lelahy
ny lelahy hono tsy mba ratsy ??? zany we matetika de ny vevavy no tokony hoaingona tsara foana !fa izy sao de ratsy ??
GENERALITES FOTSINY RENY AN FA MISY VEVAVY KOU tsy mametsifetsy an !
27. deghany ( 28/09/2005 14:44)
mahafaty zany lesona ato zany klé!!!! hehehehehe
28. Nananie ( 28/09/2005 15:35)
Lilbon:-D
29. lilbon ( 30/09/2005 04:54)
nananie :-D:-D
30. vahiny2004 ( 30/09/2005 13:30)
misy resaka psikolojika kely io, afaka manampy ilay namana mahay psikolojia iray ato:

ny lehilahy dia tsy afaka mieritreritra zavatra miohatra ny 1 @ fotoana iray , dia izay no tsy hieritreretany hoe mila sasana ny vilia ohatra raha mijery baolina @ TV izy fa lasa ao @ baolina daholo ny sainy, dia io no raisin'ny vehivavy hoe fitiava-tena

Misy boky hoe "les hommes viennent de mars, les femmes de venus" manazava azy tsara

Tsy manakana ny fisian'ny vitsivitsy tia tena sy manararaotra nefa izany
31. fredo ( 20/10/2005 18:19)
Fa iza no tsy tia ny tenany e!Ny tsy ampy fitiavana kosa angamba no betsaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1856