SIPA SY BANDY

1. jon ( 23/09/2005 13:31)
ZA zany dia nanana sipa !
nifankatia izahay!tena tsy nifankafoy mihintsy!
avi teo de nisaraka!
niaraka t@ ny bandy hafa tao @ ny tanana izy !
fa izaho tsy mbola nitady sipa mihintsy !
afaka 6mois + dia nisaraka zareo !
izaho mbola hirery!
voatery tafaraka ndreka zahay roa!
tiko be nohon'ny fahazarana izy satra tami'izahay roa nisarka de sahirana be mihintsy izaho isak'ny mifanena aminy indrindra moa rehefa zareo ro no mampiaraka!
ka amin'izahay roa tafaverina izo de lasa tsy finaritra mihintsy izaho miaraka aminy ;nefa izaho tsy mahafoy, tsy mahasaraka azy;tsy finaritra izaho, satria menatra aho rehefa mifanena amin'ilay bandy sipany io, sy amin'ireo mpiara-monina ! indrindra fa rehefa izahay roa miaraka mitsangatsangana!
ka inona no tokony ho ataoko!
répondu par jajaf401 le 26/09/2005 10:30
2. hesham ( 23/09/2005 13:41)
Fazahoako azy , mety efa tsy tia azy ohatra ny taloha intsony ianao fa otran`ny entin`ny fahazarana fotsiny sady e izy efa niaraka tamina bandy hafa izany . Ahoana anefa ny fihetsiny aminao mbola ohatra ny taloha sa aona .:(:(
3. deghany ( 23/09/2005 13:53)
de refa tsy mety @ sain'la de firo izy kou!!! hehehehe
4. vale ( 23/09/2005 15:26)
Aleo miaraka @ olona tena tina! Tena tinao io olona io matoa ianao tsy mety mahafoy an'azy! AZA RARAHIANA izay fiheveran'ny olona any! Ny olona samy manana ny filazany ! Izay no safidin'ny "fo-nao" ka ny tsara d ny mihaino azy (fo)! satria ny tsy mahafinaritra anao d ny fijerin'ny olona sy ilay "bandy"! Fa ianao mbola tia an'io olona io!Satria raha hiaraka amin'olon-kafa tsy tena safidinao ianao ...aleo tsy atao ka!
5. fasaly ( 23/09/2005 15:54)
fomban'ny fiainana izany fa aza atao mahamenatra e!
aleo hikoraika izay te hikoraika fa refa mifankatia de izay no zava-dehibe sa ahoana???
6. kafmalbar ( 23/09/2005 16:54)
Efa dia vendrana mihitsy ialahy raha mbola hiandry ny sisan'ny hafa eo,ataony fanalana azy ialahy raha mbola miverina azy
7. fasaly ( 23/09/2005 18:08)
oadray! aza malaky mitsara zany kosa fa raha izany ve ny lahatra de ahoana??? misy anie ny mandalo amizany e! fa mifankatia ihany avy eo de lasa mpîvady, ny fitiavana no zava-dehibe
8. Herimiafina ( 23/09/2005 18:27)
Nisy zavatra romantika be mahintsiny tamin'ilay fiarahanareo voalohany de tadidinao foana iny de tsy mety afaka ao antainao de zay no nahatonga anao mbola tia an'ile rasipa foana na dia taty aoriana aza. Ke demandé de plus e.
9. fasaly ( 23/09/2005 18:34)
plus ké parfait:wink:
10. Herimiafina ( 23/09/2005 18:45)
F'hita wa ry fasaly. Za zô no teo amin,ny plsin'i ra-jon an. Tonga de lafatra, setiem siel e.:-D:-D:-D:-D
11. maditra ( 23/09/2005 23:53)
jon> Raha zah alou tamin'ny toeran'la dia efa tsy ho azy intsony zah e. Fa raha hitan'la fa mbola mahafinaritra an'la izy dia tsy olana izay vavan'olona any, fa raha hitan'la fa fahafaham-baraka sy efa tsy mahafinaritra anao intsony, tsy misy raison tokony hijanonao aminy. Mitady rangah fa moramora amin'la ny manadino azy raha ohatra ka miaraka amin'olona hafa enao.
12. lilbon ( 24/09/2005 04:06)
izao fotsiny less !
refa tia de tia !
de refa tsy tia ela de izay zany !mba ela indray no miala !
tandremo sao ddiso safidy e!:):)
13. Herimiafina ( 24/09/2005 04:18)
Tena amouré be lery e,:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 24/09/2005 04:30)
de in ny mampime an'zany
15. fijo ( 24/09/2005 04:30)
ra jon an,ataovy fanalana azy fotsiny izy dia vita e,aza mifikitra amin'izay baolina pasipasy izany fa reraka eo.
16. cutie ( 24/09/2005 04:33)
andray kou ty fijo
17. fijo ( 24/09/2005 04:40)
ka izy aza efa mahamenatra ny mitarika azy ko inona indray ary
18. lilbon ( 24/09/2005 04:55)
fijo mety efa tsy de tafalatsaka tsony kou lery no marina e!
raha tena tin'lery io tssss !
vavan'oul ve tsy hitiavako sipa kle ?tsssss
19. Herimiafina ( 24/09/2005 05:07)
cutie:

de in ny mampime an'zany


Le fitiavan pura be tsy ôtsan'ny an'i cutie. hihihihihihihihihi:-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 24/09/2005 10:26)
fijo:
resaka baolina ndray ngah le izy? raha noana de pompéna ve???
libon:
f'ita wa! tiana foana iny refa tena tiana, na efa avy niteny ny teritoara rehetra aza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.739