SIPA SY BANDY
22. cutie
(
24/09/2005 19:00)
Herimiafina [ Valio ] 24-09-2005 07:07:48
Lohateny : Re : SIPA SY BANDY
Hoy i cutie:
de in ny mampime an'zany
Le fitiavan pura be tsy ôtsan'ny an'i cutie. hihihihihihihihihi
fa in ny ahy lol
23. Herimiafina
(
26/09/2005 03:53)
Tsy fantatro kambony fa mba te-hanala anao fotsiny aho e.:-D
Tsy haiko akory raha tena olona manana fitiavana be mahintsiny kambony i cutie e. Sa tsy izany?:-@
Tsy haiko akory raha tena olona manana fitiavana be mahintsiny kambony i cutie e. Sa tsy izany?:-@
24. mandrindra
(
26/09/2005 09:48)
Ilay sipa no tsy mahafinaritra intsony sa ny vavambahoaka no tsy tanty ry nama a? raha ilay voalohany dia tonga dia hialao. Raha ilay faharoa indray dia resaky ny mpitazana ireny tsisy mitady izay ahaso anao izany fa mahaiza mandanjalanja.
25. jajaf401
(
26/09/2005 10:30)
iza aloha no niala t@ voalohany eh? ilay sipa sa ela ?? Raha ilay sipa manko no niala de raiso izy fa efa tsiarony ny tsy nety; fa raha ela kosa de mandefera amizay fa mbola tia izy!
Fa raha ny henatra kosa de esory fa baolina efa nodakan'olo jiaby no probable ho sendra anao refa miala avy eo eh; ka tsy aleo miverina amin'izay mba efa nodakadakaina ihany na dia efa miendrika pasipasy aza amizay mba tsy tampoka eo @ reception! :-D:-D:-D:-D