akondro...
1. sweetia
(
15/09/2005 09:26)
nisy lelà iray zany niakatra nande train, nitondra siramamy 1kg izy de akondro 5kg.
nandrtra le lalana zany izy de maka akondro iray de atsobony ao anaty le siramamy de jereny de aveo ariny le akondro... de zay fôna jusqu'à l'arrivée...de gaga le olona niaraka taminy farany ka nanotany we
"fa manin kay no arinao fôna le ankondro avy asinao siramamy"
de namaly tsotra ity ranamana:
"satria za tsy tia akondro sy siramamy...":^)

répondu par Veloo le 17/10/2005 16:50
8. nenisoa
(
15/09/2005 12:17)
vendrana marina k'ty. Ndapo rankizy hivavaka ho anazy mba ho tia akondro izy an, am'zay tsy very ny siramamy miraikitra amin'ny akondro, hihihihi
13. Veloo
(
15/09/2005 16:49)
sweetia a tsy ratsy kle... mampalahelo ilay oul tsy tia akondro nefa io no voakazo number 1 eto @ zao tontolo izao... mino ve nareo? zay alehanareo dia misy akondro doly mba diniho tsara anie e...:wink:
ny siramamy lkosa aloha tsy tsara eeeeee raha be lotra an :-D:-D
ny siramamy lkosa aloha tsy tsara eeeeee raha be lotra an :-D:-D
15. dadabe
(
16/09/2005 12:54)
:@:@:@:@aza malaky mitsoaka ny kilonga jiaby fa efa tonga zaaaaaaaaaaaaaaaa eeee
:@:@:@:@:@:@
:@:@:@:@:@:@