tianareo ve raha...?
1. Kotity
(
10/09/2005 12:08)
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?
répondu par Herimiafina le 28/09/2005 23:45
2. xxx
(
10/09/2005 20:16)
Soa fa tsy tamin'ny andro nisamborana an'i Kotity fa saika tonga de noraisim-potsiny elaha ry ny akama a
3. Herimiafina
(
10/09/2005 20:49)
Manjary tsy misy surprise intsony kou. Aleo ihany afeniny any dia mianjera eo antampodohako ôtran'ny bôl aty aoriana. Favy iny an.
Il faut me surprendre!
Il faut me surprendre!
4. isrine
(
11/09/2005 13:55)
ampahafantaro azy daholo ry kotity fa izay no tena tin'ny lehilahy a. Ry zareo tia manafina fa kosa te-hahalala @ antsipirian'ny zava-misy ataon'ny vehivavy.
5. pika
(
12/09/2005 08:10)
raha mahafaty tsy ambara vady hoy ny taolo
na izany aza dia tokony ho tsy misy izay tsy ho fantatra ataon'ny vady raha misy fifankazahoana ampo ao

6. deghany
(
12/09/2005 10:44)
Kotity:
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?
tsy kouah!!!
9. Raiom
(
13/09/2005 15:16)
Ra amiko alou de zao fotsiny e!
Inona moa ny antony tokony hifanafenana zavatra?
Mety ho zavatra ratsy na mety ahasosotra ny olon-tinao matoa afeninao aminy. De zao anefa, inona moa no antony tokony hifanaovana mampalahelo na mahasosotra raha mifankatia? Tsy tokony atao arany ve zay mba hahatsara sy hapiraikitra tsara an lay fitiavana misy?
Nefany met misy kou zavatra mety tsy tianao lazaina n vadinao nefa tsy zavatra mampalahelo na mahasosotra an, ohatra oe nipipy kilaoty enao na tsy haiko e! hihihihihi

11. Veloo
(
14/09/2005 19:20)
inn aloha ny tokony afenina sy tsy tokony e?
ary inn no tianao lazaina oe antsipirihany daholo ny zavatra rehetra dans quel sens? tena global be anie io fanontaniana io e... mety ny sex, mety ny fomba fiteny, akanjo, etc..... sa ahona?

12. Herimiafina
(
14/09/2005 19:51)
Za manana zavatra be dia be afenina: inona ary o?
Tsy misy mahafantatra hoe firy ny isan'ny volondohako o! :-D:-D:-D:-D
Dia izao izany, zavatra tsy fantatra akory ve afenina e.

13. lilbon
(
15/09/2005 04:12)
Ny ahy alou tiako daholo raha fantako nu momba ny vadiko e!
politikan'ny autruches zany we asitrika ny loha rehefa misy ny olana.
za anefa tsy autruches!
fa aleo hita daholo ny ratsy sy tsara de amy zay fantatra zay atao .

14. Veloo
(
15/09/2005 17:34)
raha zavatra tsara kosa ve de afenina ry rahery aaa..
ity indray :
Lilbon a io retsy mi-dependre ny pivady a rehefa itan-njy fa sensible ny vadin-njy dia tsy lazaina na inn na inn fa ireny no tena manao valy faty an :-D:-D:-D
ity indray :
Tsy misy mahafantatra hoe firy ny isan'ny volondohako o!resaka utopika io Andriamanitra ihany no mahay manisa an'io.
Lilbon a io retsy mi-dependre ny pivady a rehefa itan-njy fa sensible ny vadin-njy dia tsy lazaina na inn na inn fa ireny no tena manao valy faty an :-D:-D:-D
15. Herimiafina
(
16/09/2005 02:53)
Tsy misy favy mihoatra an'ilay mahita volana alohan'ny biby ry zareo an.
Na hanafin'inona na hanafin'inona, vao mihetsika dia efa fantatr'i Herimiafina hoe ho aiza. Vao miteny dia efa fantatr'i Herimiafina hoe aiza no tiany hiaviana.
Vao mitantara dia hitan'i herimiafina hoe misy tsy miady izany tantara izany fa misy épisode nisaoty.
Iza no te-hianatra? manorata manokana aty amiko. he he:-D (zesta any izanyyyy) je m'aime.

17. Veloo
(
19/09/2005 19:21)
o ra hery a to lasa lavitra ndray enao zany kle tssssssss :twisted::twisted::twisted: aza dia midoka tena otran'io e ratsy zany....:evil:
18. Herimiafina
(
19/09/2005 20:38)
Eny ary e, tsy midoka tena fa misolo toerana ilay olona tena mahafinaritra izay e. Doubla personnalité.