tianareo ve raha...?

41. Nananie ( 28/09/2005 13:28)
hehehe angah???:-D
42. Herimiafina ( 28/09/2005 18:24)
Fa tsy mety kosa alou le samy manao ze tiany e. Manjary bordel be le tokantrano sa tsy zany hoy inao. efa naman'ny tsy manaja le samy mano ze reviny.
43. boubounezy ( 28/09/2005 23:26)
za dé anisany manaiky anizany nefa ra vo tsy milaza ny marina @ko dé efa tsy azo atokisana tsony. manomoka eo @ zay ny disadisa, fa aloko lavitra fantaro daholo fa ny heloka hibaboana hono mody rariny....

pika:

raha mahafaty tsy ambara vady hoy ny taolo
na izany aza dia tokony ho tsy misy izay tsy ho fantatra ataon'ny vady raha misy fifankazahoana ampo ao



44. Herimiafina ( 28/09/2005 23:45)
Efa henonareo ve le teny hoe: "diso fanantenana".

Anisan'ny mampisaraka io an.

Ka noho izany aza manao zavatra voatery hafenina any aoriana any mba tsy handiso fanantenana ilay olona tena tinao.

Raha toa ka efa nanao zany enao de jereo alou le fotoana mahamety ny hitenenana azy fa tsy tous le jours zao de fotoana mety foana hibaboana heloka.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.352