Raha tafita tsy voatery manindry foana.
1. Herimiafina
(
09/09/2005 03:52)
Rehefa misy kofboay na sipa tafavoaka ka lasa baibla be dia tonga dia misy mialona tsotra izao tsy amin'antony.
Matetika anefa dia noho ny éducation azony dia tsy mba manana izany toetsaina manindry izany foana izy ireo.
Fa ny tena olana dia tsy ny olonkafa lavitra no mialona fa ny olona akaiky foana: havana, namana, sns.
Ary ianao tsy nanindry azy mihintsy fa nipetraka tsara tamin'ny toeranao, nefa dia mitsangana ho fahavalo tampoka eo ry zalahy manaratsy, sns.

répondu par Herimiafina le 22/09/2005 18:11
2. pika
(
09/09/2005 04:48)
bon matoa misy ny manenjika mahatsiaro tena fa ao afara izy izay, ary tsy misy mialona ny ratsy fa ny tsara no ialonana
tsy asiana olana izany tsy hamakiana loha
manaova ianao ny tsara foana dia ho tonga saina eo ihany ry zareo
tsy asiana olana izany tsy hamakiana loha
manaova ianao ny tsara foana dia ho tonga saina eo ihany ry zareo
3. Nickovy
(
09/09/2005 06:58)
Marina izany ry pika ah. Ao afara foana ny mpanenjika ary jeroa ange ny sarety eh. Ilay kivindro movovo dia ao afara foana . Toy izany koa ilay kivindro manenjika fiara.
4. palince
(
09/09/2005 08:59)
marina ny voalazanao matoa misy manenjika ny olona iray rehefa tafia dia ao raha. Nolazainao hoe izaho izay mipetraka tsara iny dia lasa nanenjika koa angamba tsy ahiko ny milaza fa matoa ny olona iray tezitra ka lasaz manenjika dia misy zavatra tsy norm ao izay. Kanefa matoa tafita ny olona iray dia no ho ny ezaka nataony ka adalan'izay mpanejika sy be fialonana fa ny avy ao aoriana dia voan'ny vovoka foanaeee.
5. pika
(
09/09/2005 09:54)
kivindro daholo zay manenjika a:-D:-D
na izany aza e raha tsy misy mikiritika sy tsy tia ianao tsy fantatrao izay hanitsiana ny lalanao koa dia misaora azy
na izany aza e raha tsy misy mikiritika sy tsy tia ianao tsy fantatrao izay hanitsiana ny lalanao koa dia misaora azy
6. Chuan
(
09/09/2005 10:49)
Raha ny marina , complexe no mahatonga an`izany . Ilay olona atao hoe mpanenjika dia manana complexe d`inferiorité . Mety tsy nisy nanambany an`azy teo fa ny eritreriny hoe ambany ny tenany dia lasa miharatsy ho azy ny eritreriny , mihafihafy izy amin`izay ataony rehetra , miteraka fialonana , ary ny zava-doza ary mety hiteraka famosaviana raha lasa lavitra loatra . Tsy azo adino koa anefa fa misy olona manana complexe de superiorité nohon`ny tombotsoa kely ihoarany amin`ny hafa ka manana tendance hanambany ny hafa indrai2 ary izany dia miteraka an`iry voalohany . Ny fahaizana mijoro amin`ny antonony sy voalanjalanja amiko no tena zava-dehibe na inona na inona toerana misy anao.
7. Herimiafina
(
09/09/2005 13:35)
Be loatra ny état d'insatisfaction eo amin'ny olona opressé lava (olona manana complexe d'infériorité).
Hany ka tsy mety afa-po amin'izay hananany mihintsy izy fa mampitovy tena amin'olonkafa foana dia manontany tena hoe: fa maninona aho no tsy toa an'iny?
ka rehefa hitany fa incapable ny hitovy amin'iny izy dia mialona ho azy na tonga dia mi-sabôty tsotra izao iny olona iny.
Misy karazany roa:
- Misy ireo izay efa tafita hatramin'izay: tsy dia raharahiana loatra ny momba n'iny na manana az ainy.
- Misy koa ireo mba nilahatra tamin'ny sarambabeby ary noho ny fiezahana dia tafita 'CLASSE EMERGENTE'
Io faharoa io no tena be mpanenjika, ary misy antony maro koa ny fanenjehana azy: na izy ni zesta dia lasa miavonavona, na nanambany, na nitsara hoe jereo izahay tafa fa nareo noho ny hakamoanareo dia mahantra eo foana.
Fa ny tena tsy azoko dia ity cas fahatelo ity: tafa ianao ary tsy nitsara, tsy nanindry, tsy nanao ninon'inona hanambaniana ny manodidina anao fa nitazona ny niveu de relation-nao tamin'izy ireo toy ny taloha ihany. Nefa dia mbola henjehina foana, tonga hatrany amin'ny fifosana hoe:
Matoa iny tafita dia satria nanao zavatra tsy dia marina loatra, sns, sipan'ilay deba ao amin'ny ..., izao antony ratsy isankarazany izao e.

8. pika
(
10/09/2005 04:22)
fa ny manana complexe de supérieurité koa ary anie no tena loza e
hany ka midera tena ohatra ny papelika
dia miseho manjakazaka ka tsy fantany akory hoe hatraiza ny tokony hataony lasa marary
hany ka midera tena ohatra ny papelika
dia miseho manjakazaka ka tsy fantany akory hoe hatraiza ny tokony hataony lasa marary
11. Herimiafina
(
14/09/2005 20:21)
pika:
fa ny manana complexe de supérieurité koa ary anie no tena loza e
hany ka midera tena ohatra ny papelika
dia miseho manjakazaka ka tsy fantany akory hoe hatraiza ny tokony hataony lasa marary
Ny fahalalako an'ireny tsy olona nanana complexe hatramin'ny voalohany fa ireo olona nanana complexe d'infériorité taloha ihany ireo no sendra nitsikin'ny vintana ka tafarina dia manao venzansa amin'ny fiaraha-monina.
13. Herimiafina
(
16/09/2005 00:31)
Tokony hahay hijery fitaratra ny olombelona rehetrarehetra dia mi-apprécier ny tenany fa tsy laozana mampitovy tena amin'ny hafa e.
''Penses pas comme ca, que les blancs sont les meilleurs parce que Tu ne seras jamais blanc'' hozy le fotsy akama izay.
''Penses pas comme ca, que les blancs sont les meilleurs parce que Tu ne seras jamais blanc'' hozy le fotsy akama izay.
15. Veloo
(
19/09/2005 19:01)
Heri a rehefa mahita ny tenany eo @ fitaratra anie dia tonga dia kivy e :-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
19/09/2005 20:26)
Veloo:
Heri a rehefa mahita ny tenany eo @ fitaratra anie dia tonga dia kivy e :-D:-D:-D
Ka zay mihintsy, efa variana nijery ny hafa foana dia mihevitra fa ny hafa favy be foana dia avy eo amin'izay rehefa mijery fitaratra dia mahita fa kay tsy mitovy amin'ny hafa mihintsy.
Mba fanatatrao moa fa vitsy izany olona mahita ny tenany hoe parfaite izany rehefa mijery fitaratra. Tsy maintsy misy tsy mahafampo kely foana.
Ndao mba hianarana indray ilay hafampo amin,ny sarin'ny tena eo amin'ny fitaratra e.
19. Herimiafina
(
19/09/2005 21:22)
self-confident koa e, dia aza adino koa ilay self-control izay tena important be mihintsy.8)8)8)8)
Exercice: atao au moins im-8 isan'andro.
- Makà fitaratra iray lehibe.
- Banjino elaela.
- Resaho ny sarinao.
- Torio fitiavana izy ary tena atovy sincere be fa jereo tsara fa tena betsaka ny mi-estimer anao koa avy eo, any ampiasana, any ampianarana, etc.
Je m'aime hoe.(l):*

20. Herimiafina
(
19/09/2005 21:23)
(tohiny) ataonao ahoana moa ny hitia olonkafa raha ny tenanao aza tsy hainao ny mitia azay na kely varaiventy aza.