Raha tafita tsy voatery manindry foana.
23. Herimiafina
(
21/09/2005 19:53)
Njainjay ané manahitrana be le miresaka aman'olona e, tsy aleo ve mianatra miresaka amin'ny tenantsika kely, valabla tsara ho an'ny vehivavy bevohoka miresaka aminjananay ao ankibony koa izany.:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina
(
22/09/2005 03:48)
Fa aiza fijo zany ry Veloo sa mila mijery any ambonimbony any koa za?
Fa maninona alou i toi raha mba manindry kely jeren'ny bandy raha norma na tsia e. De avy eo mena point be mahintsiny de lany hahazo ny prix nobel du fanindrina. :-D:-D:-D:-D:-D
Fa maninona alou i toi raha mba manindry kely jeren'ny bandy raha norma na tsia e. De avy eo mena point be mahintsiny de lany hahazo ny prix nobel du fanindrina. :-D:-D:-D:-D:-D
26. Veloo
(
22/09/2005 17:08)
odray tsy i fijo mantsy a azafady indrindra fijo a ikala hery no tiako lazaina io narciste io.. jereo ty lazainy. mirediredy be :twisted:
tsy aleo ve mianatra miresaka amin'ny tenantsika kely
27. Herimiafina
(
22/09/2005 18:11)
Bandy milay koa i ra-Narsisy ka. Tsy aleonao ve mba mianatra miresaka amin'ny tenanao e. Mba fantaro ze momba azy, ze tiany sy ze mahafinaritra azy.
Tsika mantsy vô mijery fitaratra de kivy be de zavatra ratsy foana no heritreretina, ohatra hoe:
- Tena tsy tiako zany oroko izany fa petaka loatra.
- Tena mbola tsara no zaho kay ra Stéphanie le rafivaviki.
- Tena nihamatavy za zany, sns.
Satria ny tenantsika de tsy hitan'ny masontsika eo amin'ny fiainana andavan'andro fa ny tenan'ny olonkafa no hitantsika de manjary tsy mahay mi-apprécier le mba caractèere favy be ao amintsika tsika.:-D:-D:-D:-D