tena tia

1. vivi ( 07/09/2005 08:02)
rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d toa ny tsy mivakiloa , indrindra moa fa rehefa azony ilay sipa , ahoana no atao mba ahatonga ilay fitiavana hitovy tatana? sy hifandaja?
répondu par valie le 27/09/2005 09:46
2. zefalah ( 07/09/2005 08:59)
aza mena an'lay tovo-lahy avokoa ny fitiavanao.
de @zay mba misy asiny ny fitiavanany.
50pour zato menao azy...ataoko ngamba fa anome 40pour zato ho anao izy...de mba 90 pour zato e.
mifandanja izy @zay.
3. booboo ( 07/09/2005 09:16)
Vivi > tsy mahantaty inn @ fitiavana ny vevavy, tsy mivaky loha @ inn @ fitiavana ny lehilahy dé ampitoviana tantana aôna ny lafiny inn @ fitiavana ? tsy azo, tsy araka tsy mazava lé raha lazainao.
4. pika ( 07/09/2005 09:49)
ny mahavoa antsika vhv dia rehefa tia dia tsy afaka misaina intsony fa diso olon'ny fo loatra na efa darohana sy ampirafesina aza ny sasany dia manaraka azy eny foana
vahaolana aza manaiky ampifilafilain'ny lhl zany, sahia miteny hoe aoka izay rehefa hita fa tsy mety fa ho tonga saina izy, asehoy azy fa mba manakambo koa njy, aza mitomanimany eo imasony fa vao maika araraotiny, .... rehefa tsy eo izy alao ny halahelo
mihetsiketsehe koa e fa aza atao resin'ily ..., farany miasa na efa manakarena toy inona aza ny vady..

5. lilbon ( 07/09/2005 10:26)
lehilahy za!
milaza amy vehivavy fa tsy marina zany we ny vevavy foana no mijaly zany
ny lehilahy kou misy mijaly!de misy kou lehilahy maha karakara:evil::evil:
6. diamondra27 ( 07/09/2005 12:21)
marina zany ry lilbon a, misy aza ny lhl tena nitomany mihitsy ( tamiko manokana aloha io e! tsy indray mande fa matetika fony za mbola 20/22ans aloha zany an miala tsiny @ lhl, mbola tsy misy firaisana aranofo @ izany an!); en général aloha de ny vhv fona no mitomany sy malahelo fa misy ihany ny lhl tsara sy tia vhv , manaja
Zao e! aleo tiavin'olona toa izay mitia olona sa ahoana hoy nareo? @ izay de anjaranao ny mi-gérer sy mampifilafila . Choix atao io fa ze tianao ihany, fa refa tena tia ianao de mizaka e!miaritra ny trefle hoy ny fitenenana izay
7. cristal ( 07/09/2005 12:28)
(l)SALUT VIVI!ndeha hojerentsika miaraka ny atao hoe fitia mifandanja!Araho tsara an!Ny lehilahy refa mitory fitiavana @ vehivavy de ao ny antony,oh:tsara tarehy ny sipa,na bb entana,na manao fihetsika ahafantaran\'ilay lhla fa tia azy le sipa,de amoronany fa izy koa mba tia!ITY no tsarovy de porofoy ange raha tsy marina e!Ny lhla raha mitia de ny hoeny am-parafara no saininy mialoha tsy ny hoe ny rehetra fa ny 75°/.ny fisainany,fa ny vehivavy de ny 75°/.ndray de mieritreritra fa ho vadiny mandrakizay io lhlhy io.Ny vevavy refa tia de tena tia ary ity no loza;atolony hatramin\'ilay tena mamin\'ilay bandy de inona no vokany hoy i vivi;ny lhlhy mbola midina ndray ny salany fitiavany satria mangetaheta tsy misy farany izay tsy eo am-pelantanany ny lhlhy satria efa enony ny tsiron\'ilay miaraka aminy!Ny vevavy kosa vao maika mitombo ka ny loza dia tsy mahafoy satria oh;le bandy no divergé azy ka na inona na inona no ataon\'ilay bandy de miforitra satria adala;tsy hoe raha tsy manome firaisana ny vevavy de tsy tia;mba misaina @zay e!Fa laviko ny hoe;ny vevavy tsy matanty bleme,mitombona io raha mbola tsy mpivady,ny tokony atao mba am-pifandanja ny fitiavana dia:Manaja ny tenany aloha ny vevavy ,tsy misy ndray ny ilaza hoe ka izy anie tena tiako b e!Manaraka mifanakalo hevitra hatrany na inona mitranga na inona midona,de manokana alahady indraindray mba miaraka miangona,mifampitondra am-bavaka e!mifampilaza zay tiana na izay tsy tiana de mifanome tanana raha misy manjo na mbola mpisipa aza an!Ny tena lehibe indrindra akohatry ny mivavaka de ny mifandefitra,matetika mantsy de lay ataon\'ny vevavy ihany no mahatonga ny bandy ho tsy afaka hitia hatramin\'ny farany de lay manome sexe amboalohany io e!Lainga koa ny hoe tena tia be zany ny lhlhy fa ny azy de arakaraky ny eo ihany,de aza materialista be koa fa profite-ny bandy e!Tsy hoe tia lhlhy iray ianao de na eny imason\'olona aza de avela hosafosafony ny nononao sy horokorohany ianao,raha misy mahita ireny ka misaraka ianao sy le nanao zay de hoy le bandy ndray mandatsa hoe reny efa maty kapoka!tsarovy fa ny bandy raha hanotsana de tena record mintsy ndrindra fa efa vitany zay ny vevavy,tsy afenina zany satria marina,bandy aho no miteny ô!De mba manontany zay olona tena confident(e)nao e!De ianao no mandanjalanja fa ny sexe oa tsy porofom-pitiavana zany ka tsy mila dinihana hoe ka ahoana raha sarahany aho raha tsy manome azy zany de aza omena fa aleo handeha any fa misy olona anjaranao sy sahaza anao foana any,hitanao ny olona be diplomes be mpitia na ratsy tareha aza de ataovy toy ny diplome ambony indrindra ny mbola maha vierge fa hifandrombahan\'ny lehilahy nareo!Mazotoa daholo ary e!


8. cocorie ( 07/09/2005 13:55)
tsara le hevitra fa lava loatra, tsy maninona ary tena marina dahol zany
9. cutie ( 07/09/2005 13:59)
miombon-kevitra @ cristal
10. pika ( 07/09/2005 14:04)
toy ny toriteny lava loatra na tsara aza misy ny tsy mihaino :miam:
11. jos13 ( 07/09/2005 14:13)
tsy manaiky za ny we tj ny vhv foana no misy bleme na mandefitra foana , fa ny vhv milaza azy manana bleme mihitsy no tena danz!; tsy azoko ry cristal!, raha ohatra kosa efa azon'ilay bandy ilay firaisana d inona indray ny atao ? tsy anao intsony sa mahazo manao @izay? ,io koa anie tsy voatery @ sex foana ilay bleme koa e!,fa mety zavatra hafa mihitsy e!, fa ny mahavoa anareo vhv dia ny manao fitaovana anio sex io foana, rehefa misy ny fisarahana d lazaina foana we zay no nisarahany t@ko, satria efa azony ilai zavatra ,ianareo vhv koa anie tokony mba hivotra aminizay fisainana we lhl tsy mieritreritra raha tsy io foana !
12. palince ( 07/09/2005 14:22)
vivi:

rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d toa ny tsy mivakiloa , indrindra moa fa rehefa azony ilay sipa , ahoana no atao mba ahatonga ilay fitiavana hitovy tatana? sy hifandaja?



Ho an'i vivi :za kous tsa mba mba manaiky anizao hoe ny vahivavy ihany no mijaly , samy marary andoha any daholo fany lahilahy mody gisa de hoe tsary mivakiloha.







































































































































































































13. booboo ( 07/09/2005 16:41)
vivi > tokony hitovy ve zany ny fampisehoana ny fijaliana sa maninn nefa enao miteny oe ampitoviana tantana ny fitiavana ?
14. chipie1 ( 07/09/2005 17:35)
cristal > ary raha couple tsy mivavaka oatra de aona ??
15. Veloo ( 07/09/2005 19:00)
cocorie, cutie, za ko miombo hevitra aminareo... Za aky efa mijaly mamaky tena gasy nefa mbola lava be de tsy lasa mihitsy kle :-D:-D:-D
16. fijo ( 07/09/2005 20:29)
vivi an ,arakaraky ny fifandraisana ao ihany io e
17. TIAVAZO ( 08/09/2005 06:37)
refa mitia olona ianao dia tsy maintsy misy risque foana ( mety tsy ho tiany, mety hampirafesiny, sns) saingy hoe tsy maintsy alaina le rsik satria zay no fiainana
18. TIAVAZO ( 08/09/2005 06:41)
refa mitia olona ianao dia tsy maintsy misy risque foana ( mety tsy ho tiany, mety hampirafesiny, sns) saingy hoe tsy maintsy alaina le rsik satria zay no fiainana
19. deghany ( 08/09/2005 10:00)
diamondra27:

marina zany ry lilbon a, misy aza ny lhl tena nitomany mihitsy ( tamiko manokana aloha io e! tsy indray mande fa matetika fony za mbola 20/22ans aloha zany an miala tsiny @ lhl, mbola tsy misy firaisana aranofo @ izany an!); en général aloha de ny vhv fona no mitomany sy malahelo fa misy ihany ny lhl tsara sy tia vhv , manaja
Zao e! aleo tiavin'olona toa izay mitia olona sa ahoana hoy nareo? @ izay de anjaranao ny mi-gérer sy mampifilafila . Choix atao io fa ze tianao ihany, fa refa tena tia ianao de mizaka e!miaritra ny trefle hoy ny fitenenana izay


tsétséééé!!!! heheehe

20. mandrindra ( 08/09/2005 10:22)
raha vao mifanadanja dia lasa routine dia manakaleo. Ny déséquilibre no afo mampiredareda ny fitiavana, satria misy zavatra katsahina foana. Raha vao lafatra dia mandeha fotoana vitsy monja.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5788