tena tia

21. sweetia ( 08/09/2005 12:44)
sur za fa miombo-kevitra am cristal na de ts namaky aza fa ny an palince no tena lava be... hihihi!!!
enfait hitako we normal le izy satri ny lhl ndraindray ts de mampiseho fitiavana fa matahotra sô de latsaka lalina lôtra fa tadidio fa reo lhl reo no tena marary refa misy problème entre couple satri izy ts mi-exterioriser ny sentiment...
22. momona ( 08/09/2005 16:49)
deraiko manokana i cristal,fa zany ka tena lehilahy
ts misy ampina sady ts misy analana
23. Veloo ( 08/09/2005 17:28)
momona a fa inn no lazaina tao? :-D:-D:-D lava lotra knou :-D:-D:-D
24. sweetia ( 09/09/2005 08:31)
za ko ry veloo de ts haiko zay nolazainy fa lava lôtra le iz ra mba mis afaka manome résumé kely!!:-D:-D
25. xxx ( 09/09/2005 15:00)
vivi:

rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d toa ny tsy mivakiloa , indrindra moa fa rehefa azony ilay sipa , ahoana no atao mba ahatonga ilay fitiavana hitovy tatana? sy hifandaja?

slt enao ! arakaraky ny fitondranareo hatramin'ny voalohany ihany io ;

26. zandrikely ( 11/09/2005 08:12)
tsy ny vavy fona no mijaly fa ny bandy ko tena mijaly fa azay tsy mampiseho hoe mijaly ra tsy tena grave ny olana , eny e nareo joba aloha rehefa tia dia tena tia e , tsara ilay izy fa mila tena mahazo ny dikany zay bandy , io anie blem fona fa rehefa samy mifampy comprendre dia tsy misy ny olana e
27. cocorie ( 12/09/2005 13:24)
:roll: tsy haiko intsony izy zany ka samy ampijalian'ny fitiavana doly e!
28. lilbon ( 14/09/2005 10:43)
izay le cause commune an'le vevavy zay !
vivi! izao fotsiny io na vevavy na lelahy de samy mijaly fa zao no maha samy hafa azy!:idea:8)
ny vevavy raha mijaly donc nampijalin'ny lhl, fa
ny lhl raha mijaly de sarim-bavy ,resim-bavy,tsy manana hazon-damosina :roll::twisted::o^^
ary ny vehivavy refa miss zavatra de asiany le moud mitomany kely de matahotra zahay lhl.
fa raha lhl no mitomany de tondroin'ny olona molotra
:-o:(
de sanatria ve de ny lhl no toony hitaraina ?tsy mitaraina vokatry ny hambo fotsiny .fa mba mandre marary ihany
:evil::evil::evil:
29. fasaly ( 20/09/2005 20:07)
ndriiiiy! ao fa tsaboina ary e!
30. Veloo ( 21/09/2005 17:20)
inn no tsaboina ry fasaly?
31. Herimiafina ( 21/09/2005 17:45)
Je vous kiff kiff kiff kiff :-D:-D:-D:-Dtous et toutes.
32. Veloo ( 21/09/2005 18:33)
inn ko zany kiff zany?:roll::roll:
33. fasaly ( 21/09/2005 18:55)
veloo ;
kou lay marary hono kou!
veloo: tsy maharaka mintsy nge ndry e! kiff kou!
34. valie ( 27/09/2005 09:46)


Mitovy hvt aminao mitsy za vivi.
Tsy hoe manisy anareo lhl fa tena zan no zvmisy.
Ny vhv b fitiavana kokoa noho nareo bandy.
Tsy tena iainanareo bandy le fitiavana.
Tia nareo d tia fa mihamihena sananjosansnjo le iz. Aiza koa refa tena lasa pivady elaela d adino dôôl ny fombafomba kely fanao taloha.:*:*:*sns; lasa tsy tia manao bizou b reny tsony fa le mipetaka indray d vita.:lol::lol:
Asa aloha fa samy manana ny fahitany ny ol e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1145