Tsy porofom-pitiavana ny sexe,satria ny lehilahy mahazo...
1. cristal
(
01/09/2005 13:13)
(l)Aleo ato ndray ary no ilazako fa ny olona roa zay mifankatia no tokony samy manolotra ny porofom-pitiavany avy fa tsy ny vehivavy fotsiny!Nahoana ny rap-sexuel dia tsy mahafaty antoka na miteraka vokatra ratsy ho any lehila fa ny vehivavy ihany no mitondra ny tsy eran'ny aina ,oh:raha bevohoka razazavavy dia mitsoaka ny lhilahy,na miteny izy hoe esory fa mbola tsy vonona ny hitaiza aho,zany hoe tsy mametraka isika hoe ka raha ataony ny soratra sy ny sisa ???Mbola miteraka zavatra ratsy koa anie ny fanambadiana maika e!OH;tsy mbola tomombana ny ao an-tonkatrano,zay vao tsy maintsy mitady ka na ny tanjona izay mba noeritreretina aza de tsy tanteraka,ka mety hifandatsa any aoriana ,ny tokony ho tsy hadinoina dia lay teny hoe:ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO,satria raha tokony efa nandroso lavitra teo @ fiainana ianao de mbola mitsabo aloha,vonona aho ny amaly raha misy fanontaniana avy amintsika mpiserasera,fa @ toetra matotra sy saina malalaka ny hifamaliana!AZA MAROFY DAHOLO FA ANDRIAMANITRA MIARO ANTSIKA ISAN'ANDRO FA ISIKA NO TSY MAMPANDROSO AZY AO AMPON-TSIKA.MBOLA TENA TANORA TSY MANAMBADY AHO NO MIZARA ZAY KELY MBA AZOKO ATOLOTRA HO ANTSIKA REHETRA E!
répondu par bainakely le 12/09/2005 10:00
2. zandrikely
(
01/09/2005 15:28)
io miankina @ izy roa e , na ho aiza ianao dia tsy maintsy misy resaka sex io fitiavana io , ary betsaka ny joba rehefa tsy afapo izy @ sex dia mitady any ankafa na tena lasa , nahoana satria ilainy io , toy izany ko ny bandy , fa ra ny hitako @ zao dia betsaka ny bandy no tia tena , iuo samy manana ny jeriny fa rehefa ny resaka no manjaka zany hoe rehefa misy tsy mety dia miresaka sy mifanakalo hevitra no tena tsara indrindra , manova ny tsy mety e
3. Veloo
(
01/09/2005 15:49)
ka dikan'ny io resaka io dia tokony tsy ho hisy ny fitiavan-tena rehefa manambady...
4. vivi
(
01/09/2005 19:36)
marina mihitsy ny voalazanao!,ny revy sami manao daholo na lahy na vavy fa raha vao vhv , d we cox na jiolambavy, aminizao taonjato izao aloha d tsy tokony hanana anizay fisainana izany intsony ny lhl na vhv satria zo tsika vhv ny manao izay tiana atao fa izany tsy midika akory we anaonao foana!,@ ankampobe manko raha ny lhl no solafaka d toa mora voavelany manodidina eloka fa raha vao vhv d we tsy faka vady ireny sns sns, nefa olombelona mitovy izao, nefa raha zohina anie tsika vhv no tena manan ny fahendrena sy ny fahaizana e! raha tsy misy ny vhv ny lhl d tena very!;amiko manokana aloha d tokony anao ny experience avokoa ny vhv na lhl na @ (resaka asa na resaka sexuel izany !, za manokana koa aloha mba fali ihany za mahita anireny vhv mampijaly lhl ireny fa tsy natao ho ani vhv irery ny fijaliana,ny filazako anizany akory tsy midika fankahalana lhl fa mba fanohanako ny hevitra nampetrak'ilay namana ato e!
5. fijo
(
01/09/2005 20:09)
vivi an,ka izao anie e,tsy mitovy ny bandy 1 manao amin'ny sipa 10,sy ny bandy 10 manao amin'ny sipa iray.sa mitovy ny fijerinareo azy??????
6. Herimiafina
(
01/09/2005 20:26)
cristal:
(l)Aleo ato ndray ary no ilazako fa ny olona roa zay mifankatia no tokony samy manolotra ny porofom-pitiavany avy fa tsy ny vehivavy fotsiny!Nahoana ny rap-sexuel dia tsy mahafaty antoka na miteraka vokatra ratsy ho any lehila fa ny vehivavy ihany no mitondra ny tsy eran'ny aina ,oh:raha bevohoka razazavavy dia mitsoaka ny lhilahy,na miteny izy hoe esory fa mbola tsy vonona ny hitaiza aho,zany hoe tsy mametraka isika hoe ka raha ataony ny soratra sy ny sisa ???Mbola miteraka zavatra ratsy koa anie ny fanambadiana maika e!OH;tsy mbola tomombana ny ao an-tonkatrano,zay vao tsy maintsy mitady ka na ny tanjona izay mba noeritreretina aza de tsy tanteraka,ka mety hifandatsa any aoriana ,ny tokony ho tsy hadinoina dia lay teny hoe:ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO,satria raha tokony efa nandroso lavitra teo @ fiainana ianao de mbola mitsabo aloha,vonona aho ny amaly raha misy fanontaniana avy amintsika mpiserasera,fa @ toetra matotra sy saina malalaka ny hifamaliana!AZA MAROFY DAHOLO FA ANDRIAMANITRA MIARO ANTSIKA ISAN'ANDRO FA ISIKA NO TSY MAMPANDROSO AZY AO AMPON-TSIKA.MBOLA TENA TANORA TSY MANAMBADY AHO NO MIZARA ZAY KELY MBA AZOKO ATOLOTRA HO ANTSIKA REHETRA E!
Mahafinaritra be anie izany manana zazà izany e.
8. Herimiafina
(
01/09/2005 22:25)
Za zao sainga hanambôtsa irery fa tsy mety mahintsiny. :-D:-D:-D:-D
9. loloniary
(
02/09/2005 05:00)
izao kosa e!
marina fa tsy porofom-pitiavana ny sexe anefa dia manan-danja eo amy fiainan,ny couple iray.
rehefa hiaraka ny olona 2 dia tsy maintsy misy rapport rehefa mifampatoky.io sexe io tsy porofo ary koa tsy io no tady famatorana ,fa kosa plaisir ifanomezana io. manome enao dia sitraponao tsy manome enao de ze tinao .fa raha eo amy couple no tsy manjary ny resaka sexe de tsy maintsy misaraka koa
sao de efa mivady vao sendra le oll figide reny na sendra ze oll impuisant. na koa marary,na koa sterile.

10. vivi
(
02/09/2005 10:28)
mamaly ny resafy fijo aho e,ilay izy kosa anie entina ampisainana fa tsy hoe entina hisehona milay e, rha ni hifaninana @ lhl indray ny tanjona @ resaka sex d lasa olona tsy ampiampi indray ilay sipa raha izany, fa raha entina @ fitiavana sy ny fahendrena ny fanaovana anilay sex d mino aho fa tsy tokony hipetraka ilay probleme we vhv maditra sns sns...
11. ravakamalala
(
02/09/2005 12:29)
Hoy i Herimiafina :
Mahafinaritra be anie izany manana zazà izany e.
Fa mba tsinjovina koa ilay zaza e! Ra tia ka tratra eo tokoa lé sipa d lasa ilay bandy d aona iny zaza iny, tsy nampaninn an i Herimiafina ve ra tsy nanana ray enao? Tsia??
Fijo > tsy hitako mits zé mahasamy hafa an izany, mitovy tanteraka. Fa izay anie lé lazain i Vivi we ny vhv no mbola manana fahendrena dia tsy manao izany izy.
Fa io teneninao io mits no tena mampiseho an ilya fisainan ny gasy oe ny lhl tsy maninn ra miodina, fa ny vhv tena maharikoriko.

12. cristal
(
02/09/2005 14:18)
Salama daholo ô!Mahafaly ny fahaizantsika mifanoro mba ahakely ny vehivavy hijaly noho ny fanaovany firaisana aloha ka tsy hasian'ny vadiny lanjany ntsony refa ao antokatrano!Marina daholo zay nolazaintsika rehetra tato,ary hisaorako an'izay nandray anjara satria nipetra teto ny tena ady hevitra,na ny loha-hevitra napetrako teo aloha aza;midera antsika aho noho izany!Mahaiza mandanjalanja ry tanora namana fa na iza nanaovanao soa na nanaovanao ratsy de tsy maintsy hizaka izany ianao na ny taranakao ao @ baiboly zany fa tsy tadidiko ny toko sy andininy,handeha hametra isika rehetra ny hoe ny favoazan'ny vehivavy ange ka mety ahazo ny anabavitsika e,ary ny vehivavy hilaza hoe;raha tsy nisy jesosy(lehilahy izy an!)zay nanao sorona ny tenany ho antsika de tsy nivelona malalaka tahak'izao isika.Koa aoka hifampintsinjo @ zay zavatra rehetra atao;indrindra fa ny aram-pitiavana,ho faranako ny teniko ka aza adino ny hoe:TODIM-PITIA FITIA(raha ratsy no nataonao dy fitia ratsy no hoazonao,raha tsara de ho tsara no azonao)Ary mahaiza mifanakalo hevitra @ olontianao rehefa misy mahatezitra fa tsy misy tsy voavahany fifampiresahana e!Maleova mahalasana daholo e!Samy ahita ny anjarany avy isika rehetra!
(l)(l)
(l)(l)
ravakamalala:
Hoy i Herimiafina :
Mahafinaritra be anie izany manana zazà izany e.
Fa mba tsinjovina koa ilay zaza e! Ra tia ka tratra eo tokoa lé sipa d lasa ilay bandy d aona iny zaza iny, tsy nampaninn an i Herimiafina ve ra tsy nanana ray enao? Tsia??
Fijo > tsy hitako mits zé mahasamy hafa an izany, mitovy tanteraka. Fa izay anie lé lazain i Vivi we ny vhv no mbola manana fahendrena dia tsy manao izany izy.
Fa io teneninao io mits no tena mampiseho an ilya fisainan ny gasy oe ny lhl tsy maninn ra miodina, fa ny vhv tena maharikoriko.
14. ralaisa
(
03/09/2005 12:13)
Ny vvavy any ampita ataoko fa mety misy lalàna miaro azy aminizany.Eto amitsika kosa dia problem hiainany vvavy betsaka io.Ny tena mampalahelo anefa dia tsapa fa ny llahy dia afakafaka fotsiny aminy tokony handraikiny,raha nabevohoka izy.Hita mivaingana fa mbola tsy ampy ny lalàna miaro ny zon`ny vvavy eto amitsika.
15. hangaroo
(
03/09/2005 13:16)
Lay fifankatiavana no mampisy andriamby mampifanatona de tena ekena fa ny an'nys asany ane tena obsession mitsy lay sex e!Io le zay voa manodidina
16. lilbon
(
07/09/2005 04:50)
izao anie ry zalahy no tsy fantatrareo e!
ho an'ny lehilahy ny rap-sexuel dia sahala amin'ny hoe manisy peratra amin'ny oll tiany !
izany hoe ho an'ny lehilahy rehefa le mbola tsy nanao rapport sexuel amy partenaire-ny izy an , de mbola matahotra foana we sao lasan'oll le partenaire

17. Herimiafina
(
07/09/2005 20:30)
Misy zavatra roa ireto mitranga rehefa be loatra ny rapports sexuels:
1- Donto ny nerfs any amin'ny fitaovampananahana ka lasa Frigide na lasa impuissant ny olona. Tsy mahataitra azy intsony ny méthode d'exitation madinika.
2- La toy ny drogue ka mitady foana. Asio foana anie ny divanareo dia mandehana mission elaela fa mibabaka irery ao antrano ao mihintsy ka lasan-dRafakitera e.
:-D:-D:-D:-D

18. deghany
(
08/09/2005 09:42)
Herimiafina:
Misy zavatra roa ireto mitranga rehefa be loatra ny rapports sexuels:
1- Donto ny nerfs any amin'ny fitaovampananahana ka lasa Frigide na lasa impuissant ny olona. Tsy mahataitra azy intsony ny méthode d'exitation madinika.
2- La toy ny drogue ka mitady foana. Asio foana anie ny divanareo dia mandehana mission elaela fa mibabaka irery ao antrano ao mihintsy ka lasan-dRafakitera e.
:-D:-D:-D:-D
de mihinana cola de manenjana foana iny kou!! heheheh
19. mandrindra
(
08/09/2005 10:30)
Ny fitiavana tsy mandeha raha tsy misy sexe. Cas extrême no raisin'i cristal ohatra, bikina ny sipa, fa firifiry moa ireo manao fitiavana, ary amin'ny olona maro samy hafa, izay vao manambady nefa mandeha tsara ny fiainany?