Tsy porofom-pitiavana ny sexe,satria ny lehilahy mahazo...

21. sweetia ( 09/09/2005 08:41)
za ko alo de manaiky ny lazain mandrindra io satria anisan zvt iray mi entretenir ny couple ny sexe anisany wa fa ts io kosa alo ny base e!! de ra mataotra ny ho bevoka de miarova tena na mitandrema fotsiny...:wink:
22. Herimiafina ( 09/09/2005 18:34)
Za alou tsy taitra mihintsy raha tsy ampifilafilaina kely e.
23. bainakely ( 12/09/2005 10:00)
fijo:

vivi an,ka izao anie e,tsy mitovy ny bandy 1 manao amin'ny sipa 10,sy ny bandy 10 manao amin'ny sipa iray.sa mitovy ny fijerinareo azy??????

hihihi kay lele:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055