termometatra!
1. nanourand
(
31/08/2005 20:35)
tany @ dokotera hono lé ramatoa ray nizaha tena, kah nony rehefa nojeren'i dokotera izy dia hoy ny dokotera,
- tsimaintsy tsapaina ny mari-pana nao ramatoa, fa aiza no asiko ny terimometatra?
dia hozy ramatoa :
- aza atao any @ fitombenana fa tsy zakako, ... dia aza tsy ho ataoko ambava koa aloha fa zavatra maloto iny ve!!
- dia ahoana zany? hozy radoko
- aza atao @ helika koa fa zah sarokitikitika!
- tena any @ fôtra ihany zany sisa hozy radoko fa mety koa mantsy raha any!
- eny ary, hozy madama fa zao : piho ny jiro fa zah sarokenatra!
Nimpihana ny jiro
- eeeee! tsy any ambany any ny fôtrako! hozy madama nikikika
- aza matahoatra aza mataotra, fa tsy termometatra io!!!
:°)

répondu par Veloo le 06/09/2005 20:39
3. rijatsif
(
31/08/2005 23:19)
Tena gravy be koa ilay radoko k'le !!!! Dia firy hono ny mari-pana tao ?
9. Veloo
(
01/09/2005 17:08)
lanto a tsy ratsy iny question-njy iny tena hita fa hafa mihitsy ny fisainan'ny olona o? hihihi
15. bichette
(
05/09/2005 15:31)
tsy termometra fa glacon agamba matoa nikikika ilay ramatoa fa frizy be tampoka=))=))=))