Iza no mahatanty ? ...

1. Bocassa ( 26/08/2005 09:15)
Miarahaba antsika tompoko !
Toa lasa resaka be fotsiny ilay hoe: fampandrosoana haingana sy maharitra. Raha jerena anefa dia ohatran' ny tsy tanteraka akory ilay izy. Moa ve ny filoha no tena mpamitaka ? Sa ny mpitondra sasany no tsy mandray ny andraikiny?
Raha izao no mitohy dia mety hihafara amin'ny zavatra hafa ity raharaha politika ity. Lasa miakatra daholo ny vidin-javatra: vary, frais, PPN, sns.... Mihamitombo ny 4-mi. Tena mahantra ê !
Izaho tsy mpanohitra an ! Mpitsikera fotsiny. Anjarantsika ny mandinika ê! ...............
répondu par Veloo le 31/08/2005 18:49
2. pika ( 26/08/2005 10:21)
isika no mihaina eto dia miteny izany ry Bocassa fa ireo namana efa tafita angamba any andafindriaka sy ireo vitsi2 lasa2 eto an-toerana tsy mahita hafa tsy ny tenany
amiko ny biby tsy mandeha raha tsy misy lohany ary ny loha no mibaiko izay ataon'ny tena manontolo ka mazava ho azy izany
3. narima ( 26/08/2005 18:45)
Iarahana mizaka tokoa aloha ny sondrom-bidim-piainana e! nefa raha ny fiheverako azy toa lalana tsy maintsy ho diavina ihany izao. ny tsy azo hodiantsihita koa anie dia efa mba mipetraka daholo ny fototra hiaingana @fampandroana e!( fampianarana, lalana, fampandrosoana ny eny ambanivohitra, ady @ kolikoly...) ary izaho sahy milaza fa mbola hihamafy io ato anatin\'ny 5 taona eo ho eo, raha tsy hoe angaha hiditra trosa be indray ny fanjakana nefa amiko tsy dia tsara loatra izany. Fa ny mba hiderako ny mpitondra kosa, ary angatahiko izay mpitondra manaraka mba hanohy azy, dia ny fangaraharahana eo@ fitantanana, tohizo fa tsara e! tsy misy intsony ny tsimatimanota fa izay vandana dia kary... ka na mahantra aza aho rehefa voahaja ny zoko dia tsy malahelo loatra aho satria fantatro fa tsy haharitra izany ^:^
4. dakoma ( 26/08/2005 19:09)
Bocassa:

Miarahaba antsika tompoko !
Toa lasa resaka be fotsiny ilay hoe: fampandrosoana haingana sy maharitra. Raha jerena anefa dia ohatran' ny tsy tanteraka akory ilay izy. Moa ve ny filoha no tena mpamitaka ? Sa ny mpitondra sasany no tsy mandray ny andraikiny?
Raha izao no mitohy dia mety hihafara amin'ny zavatra hafa ity raharaha politika ity. Lasa miakatra daholo ny vidin-javatra: vary, frais, PPN, sns.... Mihamitombo ny 4-mi. Tena mahantra ê !
Izaho tsy mpanohitra an ! Mpitsikera fotsiny. Anjarantsika ny mandinika ê! ...............


tena mitapona tay ny masony ty.Taminy 1985 deh 30 us$ no vidiny barika solika.2005 60us$ no vidiny.Mety ho antony ve io?Eritrereto mora sao be loatra kah mipitika eo ny ati-doanao.Ndryyyyy bado.

5. hps ( 26/08/2005 19:25)
Ny zvt tsy tsapatsika aloha izao dia ilay fomba fitondrana manangeja ny mpiasa eo ambaniny @ pôlitikan'ny tain-dronono mandroatra,sa ve betsaka loatra ny omby be ronono nampidirina dia tsy hita intsony ny mandroatra sns...ary aoka aloha tsy mba hoenti-po ka hanopa sy ampiasa sandry,fa aminay aloha zany dia adin'ny kanosa tadidio fa saina nomiasa fa tsy sandry,pédagogie sy stratégie no tena miasa @ pôl.eritrereto tsara fa hoatr'izany fisainanareo izany ry Dakoma ny fisainan'ny mpitondra eto Dago fa saingy ataony ankolaka:-$
6. Veloo ( 26/08/2005 20:19)
o ry dakoma a raha olona endry sy manan-tsaina enao dia mba tokony hajainao sy manoratra am-pahendrena rehefa mamaly ny olona fa tsy miteny ratsy otran'io fona sy mi-considere an'ny olona rehetra ho dondrona sy bado..Manaja tena ry lety a
7. dakoma ( 26/08/2005 20:36)
Veloo:

o ry dakoma a raha olona endry sy manan-tsaina enao dia mba tokony hajainao sy manoratra am-pahendrena rehefa mamaly ny olona fa tsy miteny ratsy otran'io fona sy mi-considere an'ny olona rehetra ho dondrona sy bado..Manaja tena ry lety a


Mialatsiny......Ndray ndray koh ne le ol tsyyyyy.Ela mapianatra ahy ny halala fomba nefa miantso ahy lety.Fa inonao mo zah?
Zay le hoe tsy miady nefa kobay ankelika ihany.
8. Bocassa ( 27/08/2005 07:22)
dakoma > Misaotra anao tamin'ilay valinteny. Miangavy anao izahay mba tsy hiteniteny foana. Vao mainka mahafaly ahy na ompainao aza ny tenako. Fa ny zavatra teneninao dia maha-menatra, tsy fampiseho masoandro. Mba kristianina ihany ve enao dia tahak'izao no fomba fiteny? Sa izany no ampianarin'i Pasteur any aminareo any? Tsy fomban'ny Merina ny manao an'izany. Tazomy any aminareo any ny fombanareo fa aza entina aty. Aza mampiana-dratsy an! Mba manajà tena ry dakoma â! Misaotra anao
9. lidy ( 27/08/2005 11:15)
Bocassa:

Miarahaba antsika tompoko !
Toa lasa resaka be fotsiny ilay hoe: fampandrosoana haingana sy maharitra. Raha jerena anefa dia ohatran' ny tsy tanteraka akory ilay izy. Moa ve ny filoha no tena mpamitaka ? Sa ny mpitondra sasany no tsy mandray ny andraikiny?
Raha izao no mitohy dia mety hihafara amin'ny zavatra hafa ity raharaha politika ity. Lasa miakatra daholo ny vidin-javatra: vary, frais, PPN, sns.... Mihamitombo ny 4-mi. Tena mahantra ê !
Izaho tsy mpanohitra an ! Mpitsikera fotsiny. Anjarantsika ny mandinika ê! ...............


zao no mba fijeriko azy e,tokony tsy radidy na ra8 no ankafizina fa ra ts'izany dia lasa idolatrie ny kôzy rehetra zay miainga ka tonga dia voakitika ny fo.Aleo Gaskara no jerena dia mba misy hevitra (+) mitosaka fa holalaovin'ny olona ambony eo fotsiny ange sika e!Hataovy otran'ny hira mivôka io zay tsara dé tsara,zay nôfa dé nôfa, na zovy na avy aiza ny mpira azy, na vazo tranainy na hira vao.Asan'ny saina zany.

10. hps ( 27/08/2005 19:24)
Aoka aloha ry namana isany mba tsy hifanasa vangy an!mba manaova fo sportif eh! zany an=D
11. dakoma ( 27/08/2005 21:43)
Bocassa:

dakoma > Misaotra anao tamin'ilay valinteny. Miangavy anao izahay mba tsy hiteniteny foana. Vao mainka mahafaly ahy na ompainao aza ny tenako. Fa ny zavatra teneninao dia maha-menatra, tsy fampiseho masoandro. Mba kristianina ihany ve enao dia tahak'izao no fomba fiteny? Sa izany no ampianarin'i Pasteur any aminareo any? Tsy fomban'ny Merina ny manao an'izany. Tazomy any aminareo any ny fombanareo fa aza entina aty. Aza mampiana-dratsy an! Mba manajà tena ry dakoma â! Misaotra anao


Iza mo le IZAHAY eto? Fa nga efa nanangana antoko hifanohitra aminy Dakoma ianao?Katekista ny any aminay fatsy pastora.Napianariny izahay hamoaka ny ao am-ponay.Aza mitana hetotra hoy izy,sao miolan-tsinay eo,nde fotsiny mivoaka any alatrano.
12. fijo ( 27/08/2005 23:12)
izahay le izahay ka.ary izahay tsy mitovy aminareo.
13. dakoma ( 28/08/2005 10:12)
fijo:

izahay le izahay ka.ary izahay tsy mitovy aminareo.


Nareo tsinona mamadika koh.Aiza isika no hitovy.
14. Veloo ( 29/08/2005 16:51)
izahay ilay izahay mahay manaja ny olona miteny ato ry Dakoma a...
15. Bocassa ( 30/08/2005 07:24)
Veloo:

izahay ilay izahay mahay manaja ny olona miteny ato ry Dakoma a...



Marina izany. misaotra anao
16. deghany ( 30/08/2005 12:31)
=))=))=))
17. Veloo ( 30/08/2005 15:12)
Bocassa tsisy fisaorana lesy a :wink:
lozan'ny deghany mime fotsiny tssssss
18. ravakamalala ( 31/08/2005 17:38)
Efa mba niala tsiny re izy fa inn aza ty e!
Dakoma > Tandremo am sisa!!!
Deghany ty d deghany foana:-D:-D
19. Veloo ( 31/08/2005 18:49)
ravaka ie retsy a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7776