Sary nataon'y Al-Akhbar (Egypt)

1. LazaRandri ( 25/08/2005 02:41)
répondu par Veloo le 06/09/2005 20:42
2. maditra ( 25/08/2005 03:46)
Tsy azoko na dia kely aza ny dikany sy ny maha hatsikana azy koh, azon'la azavaina hoe inona no representen'ireo sary ireo sy adika amin'ny fomba malalaka ny dikan'ny zavatra teneniny?:?:?:?:?:?
3. majakely ( 25/08/2005 07:00)
Zah indray mahita hoe ratsy be ilay sary !tsy mahafalifaly akory ny mijery azy fa mahasosotra !!!
4. LazaRandri ( 25/08/2005 07:03)
hahaha! hatsikana daholo marina izany ry Maditra an!

majakely an, manaova ohatr'ahy: tapeno ny maso! hahaha :)
5. jentilisa ( 25/08/2005 08:10)
Inona ary no lazain'ireo e? mba azavao tokoa moa e.
6. scorpion ( 25/08/2005 08:30)
Raha ny fijeriko azy, Laza ilay mitsangana, Randri ilay mipetraka, dia toa soavalin_dry zareo ilay fahatelo, miresaka momba ny forum ry zareo ireo:)
7. sasa ( 25/08/2005 10:33)
tsy azo, tsy mazava, tsy hay, tsy hay mamaky le teny arabon:evil::evil:
8. LazaRandri ( 25/08/2005 11:01)
ka zany efa azavain'i scorpion zany ry sasa an! hahaha.:)
9. nambix ( 25/08/2005 13:08)
raha ny fijeriko azy indray dia toa mananihany ilay sary sa ahoana hoy ianao?
fa saingy tsy azoko fatsiny ny tiany ho tenenina
mba azonareo ve?:*:*:*:*8O8O8O:?::?::?:
10. nambix ( 25/08/2005 13:16)
efa tsara kah!!!!!!!!!!!!=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
11. Kotity ( 25/08/2005 13:58)
ny tena mampmé @ le izy de nareo tezitra mijery azy:lol::lol::lol:
12. Veloo ( 25/08/2005 15:46)
Kotity a ie za ko lasa mime amin'ilay ry zareo tezitra..:-D:-D:-D:-D
13. zefalah ( 25/08/2005 18:27)
tsy mampime fa mampalaelo.
na lay teny aza tsy mampime akory
14. sasa ( 26/08/2005 10:03)
tsy mampmé, tsy mahafaly, tsy mampitsiky, tsy mampihozongozond-doha, fa mamp:evil::evil::twisted::twisted::evil:
15. Veloo ( 26/08/2005 15:12)
sasa:{:{:{:{
16. mishou ( 28/08/2005 21:51)
tsy miteny ratsy kalongany ve ilay soratra manao marche arrière io e:wink::-P
17. sasa ( 29/08/2005 04:13)
veloo
tsy mampa:{:{:{:{:{:{:{:{, masososotra ,mahasorena, mahakamo.
Mishou iza mahay fa mety tena teny ratsy mintsy io klé:-$
18. sonwin ( 29/08/2005 11:14)
aleo mihaino mozika kleo^o dia:@
19. Veloo ( 29/08/2005 20:20)
sasa otran'izao zany ? :^):^):twisted::twisted:8-)8-);-);-)^^^^:evil:
20. sasa ( 30/08/2005 03:59)
veloo=D:evil::evil::evil::evil:=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.433