Mila manankarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sip

1. dakoma ( 22/08/2005 20:53)
Mila manakarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sipa gasy manja ireny?
Tsikaritro mantsy e,fa ny bandy ankehitriny toa tsy misy mijery intsony raha tsy metimety ara-bola. Toa ohatran'ny tsy dia asian'ny olona sira intsony ilay hoe bandy hendry ê!
Toa ry zalahy ilay mpanankarena avy any Ilakaka(safira) no tena ifampitadiavan'ny sipa. Izay ilay hendry kely manao dekônina isakin'ny Alahady tsy mba misy manome tompi-maso akory.
répondu par bonaventure le 21/02/2006 16:05
2. Veloo ( 22/08/2005 21:27)
Angaha tsy loza e efa zany no generation ankehitriny ko.. Tena mampalahelo mihitsy tsy misy fitiavana intsony fa dia vola no hivadiany.. tsy gasy ihany ry reto fa ny rehetra aty aminay zany moa dia tena tsisy afa tsy io sis.. avy eo misaraka telo volana dia azon'ilay kala doly ny volan'ilay bandy... tena tssssssssss :twisted::twisted::twisted:
3. Ralay ( 22/08/2005 21:49)
Fa aiza ny any @ ndry veloo aloha e?
4. Ralipo ( 23/08/2005 06:18)
Normal be zany zama a! Ny finoana tsy arahan'asa de zava-poana, ary ny asa rehetra de vola, hoy ndray ny ntaolo hoe ny vola no maha rangahy! (fahagola zany lay eritreretina ho blem d'efa nipetraka),ary ankehitriny ny vehivavy fanaja ka raha fahananao vandro izy de ho raharaha nenao ko! Fehiny: Tokony mba mihetsikatsika ny lehilahy e! Ary tsy voatery hoe rehefa be vola nge de tsy ho dekônina e! Na hoe rehefa dekônina ve de tsy hanana safira.
5. stephan ( 23/08/2005 07:09)
Efa toe-tsaina mipetraka ihany koa io e! tsy te-hihafy fa te-hiadana! tsy mampaninona azy na dia manana sipa efatra na dimy aza izy fa rehefa mandeha ny vam-ny dia izay no tiany. Harena ho azy ny hatsara-tarehiny. Izao ary lasa rangitra mihitsy mahita hoe lasa ny vazaha foana no iarahan'ny sipa amin'izao fotoana izao...tsy fantany hoe mety ho vazaha reraka any aminy any anie io fa dia vazaha=vola no fantany.
6. xxx ( 23/08/2005 10:23)
stephan >> araka io lazainao io hoe vazaha no iarahan'ny sipa...tsy fantany hoe mety ho vazaha reraka...dia mampalahelo tokoa satria ny ankamaroan'ireny vazaha miarakaraka amin'ny sipa any amintsika ireny dia vazaha reraka tsy miasa aty fa mandray RMI fotsiny dia miseho azy tena ho izy rehefa tonga any Dago. Ary ny tena mandreraka sy mampalehelo be rehefa aty ka fantatry ny olona hoe gasy ny tena dia tsy misalasala intsony ny vazaha manontany hoe ary tena marina ve fa ny sipa gasy vao mahita vazaha + billets kely tonga dia manaraka :oops: ary tsy olona iray na roa no nanontany io ahy :oops:. Dia hitanareo amin'izany ary ny laza ratsin'ny sipa gasy.
7. xxx ( 23/08/2005 10:32)

8. xxx ( 23/08/2005 10:35)

9. fafa ( 23/08/2005 10:47)
Tsy te hihafy ntsony ny sipa @zao fotoana e! isika gasy no tiko lazaina eto an! tsy misy ntsony le hoe: ny fanambadiana hihafiana e! tonga de fiadanana be no antenaina ao anatiny! asa: ny hanambadian-kiadanana ngamba! de hoaiza le kôfa mahantra?
Malaza ratsy ny sipa gasy zao! zay no zava-misy e!
10. dakoma ( 23/08/2005 10:56)
Ralipo:

Normal be zany zama a! Ny finoana tsy arahan'asa de zava-poana, ary ny asa rehetra de vola, hoy ndray ny ntaolo hoe ny vola no maha rangahy! (fahagola zany lay eritreretina ho blem d'efa nipetraka),ary ankehitriny ny vehivavy fanaja ka raha fahananao vandro izy de ho raharaha nenao ko! Fehiny: Tokony mba mihetsikatsika ny lehilahy e! Ary tsy voatery hoe rehefa be vola nge de tsy ho dekônina e! Na hoe rehefa dekônina ve de tsy hanana safira.

Dakoma tsy manana safira,fa kosa mba metimety ra hoarina aminy ankamaroany bandy eto aminy tanàna.Nefa tena mbola ny karana,sinoa ,vazaha,safira no mifidy voalohany vao mahazo ny ambony.
11. dakoma ( 23/08/2005 11:01)
xxx:

stephan >> araka io lazainao io hoe vazaha no iarahan'ny sipa...tsy fantany hoe mety ho vazaha reraka...dia mampalahelo tokoa satria ny ankamaroan'ireny vazaha miarakaraka amin'ny sipa any amintsika ireny dia vazaha reraka tsy miasa aty fa mandray RMI fotsiny dia miseho azy tena ho izy rehefa tonga any Dago. Ary ny tena mandreraka sy mampalehelo be rehefa aty ka fantatry ny olona hoe gasy ny tena dia tsy misalasala intsony ny vazaha manontany hoe ary tena marina ve fa ny sipa gasy vao mahita vazaha + billets kely tonga dia manaraka :oops: ary tsy olona iray na roa no nanontany io ahy :oops:. Dia hitanareo amin'izany ary ny laza ratsin'ny sipa gasy.

Inona lo le RMI fa tsy hainay aty.Le sipa Gasy ve zany no tena manao ny bandy Gasy ho tsy alehany e?Mba efa mihetsika izahay fa tsy haiko eee.
12. naritsimba ( 23/08/2005 11:39)
dia aleo mionona dakoma a, ny kely anana no ahiratra ohatran'ny mason-tsokina e!
13. Ralipo ( 23/08/2005 13:11)
Tsy olana zany e! raha gasy ianao fa tsy dakôma de mino aho fa nosoran-dreninao menaka, ka inona no vatomisakana tsy hihoaranao ireo karazana olona tanisainao ireo, matoa ianao manaiky resy dia tsy ampy ny ezaka raha resy tsy miady moa vao maika ratsy be. Zao fotsiny e! Mbo fantaro ny fari-pahalalan sipa mampitaraina anareo io de mifalia fa tsy sendra azy ianao. Ny zava-misy ry zareo tsy atao mahamenatra a! Ny fihezahana haneho ny mifanohitra aminy no zava-dehibe Zay zany!
14. Veloo ( 23/08/2005 14:17)
Ralipo a ie marina ny anao.. tsy misy zavatra azo atao intsony mba hanavotana ny sipa kely rehetra... Efa andro farany.:cry:
15. fasaly ( 23/08/2005 16:20)
ralipo:
fangah amzao misy vehivavy fahanana fotsiny tsony na voandro aza hihihi!
mila miasa zao na lahy na ny vavy sinon tsy de mandroso ny tokantrano e! izaho aloha tsy hiandry fahanana zany na voandro na akondro na in zany e!
16. fasaly ( 23/08/2005 16:23)
stephan :
misy aloha ny vazaha reraka fa misy koa ny vazaha bokony e! fa attention fa ny lehilahy koa aza anie efa misy miaraka amy vazaha vavy e! fa tsy ni sipa ihany e!
17. Herimiafina ( 23/08/2005 19:46)
Ka raha efa baibl be ary ilay sipa de ahoana indray? Matetika sipa sahirana koa no tsy mijery bandikely fa ny sipa baibl efa ananany le fikabe dia tsy mivakl izy.
18. Herimiafina ( 23/08/2005 19:48)
Fa ny an'le sipa iray zay ndray alou de tena fika be fotsiny le hoe izaho tsy miaraka raha tsy bandy manankarena manana an'izao sy izao sy izao.
Taty aoriana vao kobiko ny dikany fa kay ilay harena resahany mety bika sy tarehy koa, na fahendrena, na fahaizana fa tsy voatery saosy.
Nomeny ny barrage kay ny tenanay araka izay zavatra hitany voalohany teny aminay satria ny tenanay tonga de mivatravatra be loatra ko.
19. fasaly ( 23/08/2005 20:03)
herimiafina:
in ndray zany sipa baibl zany e! sao manompa ny sipazany?
20. Herimiafina ( 23/08/2005 22:01)
Sipa tena tranona saosy sy revy zany sady mizarazara be mahintsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262