Mila manankarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sip

21. fasaly ( 23/08/2005 22:20)
:lol::lol::lol: mizarazara be mahintsiny an!
aleo hitandrina raha izany ny fandehany knou!
22. fijo ( 23/08/2005 22:34)
le izy koa aloha tsy atao imasony,fa ny sipa matetika manao io toetra io,dia le sipa tsy nianatra firy,nefa te hanana tampoka ireny e.ary haraky ny karana sy ny sinoa koa io,dia atony baolina fotsiny eo le sipa.
23. Veloo ( 24/08/2005 16:35)
ayayaya ratsy ndray zany ry fijo...Tena mampalahelo kle
24. fijo ( 24/08/2005 21:34)
hitako tany mada izany.ary dia nampalahelo ahy tokoa
25. Ralipo ( 25/08/2005 05:52)
Azonareo ihany ny tiako lazaina e! Ny tsy feno ihany hoa no mitobaka! Ary misy fiteny nadka malalaka zay hoe : "Na ny vahivavy tsara tarehy indrindra ary tsy afaka manime afatsy ze ananany", de ze ananany no ampiasainy e! tsisy blem!
26. deghany ( 25/08/2005 10:58)
dakoma:

Mila manakarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sipa gasy manja ireny?
Tsikaritro mantsy e,fa ny bandy ankehitriny toa tsy misy mijery intsony raha tsy metimety ara-bola. Toa ohatran'ny tsy dia asian'ny olona sira intsony ilay hoe bandy hendry ê!
Toa ry zalahy ilay mpanankarena avy any Ilakaka(safira) no tena ifampitadiavan'ny sipa. Izay ilay hendry kely manao dekônina isakin'ny Alahady tsy mba misy manome tompi-maso akory.



mety dôly ka!! mila tsy maty biby alou!! :P:-D
27. stephan ( 25/08/2005 13:42)
ohatran'ny hoe aleo asiana voaly mihitsy ve ny vehivavy aloha? tahaka ny any arabia?
28. Veloo ( 25/08/2005 16:06)
stephan, tssssssss iza ko no hanao voaly... tena manambany vevavy mihitsy io
29. Herimiafina ( 25/08/2005 16:09)
Tsara anie ny voaly e. Ilay endrika avoakany no tena ankafizana azy fa tsy le dikany loatra.
30. fijo ( 25/08/2005 23:03)
ny sipa koa misy mitady vola fotsiny ko
31. Veloo ( 26/08/2005 15:57)
herimiafina, tsssssss voaly inn aloha e? ilay mainty be ireny ve? sa voaly transparent? Na ny bikan'ilay kaly ary tsy ho hitanao ao @ voaly mainty ao knou.. sa tiana izany? :-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 26/08/2005 16:24)
Ka izay ilay surprise kou. Aleo rakofana voaly toy ny cadeau d'aniversera dia surprise be mahintsiny bakeo.
Amin'izao fotoana izao mantsy efa aseho daholo izay nafenina rehetra tany aloha tany, hita daholo ny masokoditra rehetra. Dia efa tsy mahataitra intsony zany mahita ranjo, faladia, soroka izany.
Ny sasany aza moa efa tsy taitra intsony mahita sipa miboridana satria efa kobo daholo e. Moa en plus n'izay na ny bandy hafa koa aza efa mba nahita koa.
Lasa fananan'ny daholobe, lasa bien public, fananan'ny Commune Urbaine,
Fa raha misy voaly kosa an. Favy.
33. dakoma ( 26/08/2005 18:13)
Aiza mo reto bandy no mba hisy pitia.Itanareo ami-zoa ary koh.Tsimba misy le coool,sexy,romantika sns...Fa na te hoderaina,na piatsara velatsia,na de tena kondrana fotsiny zao.
34. Herimiafina ( 26/08/2005 18:34)
Mpanohana tourisma sexuelle ary ve ianao?
35. Herimiafina ( 26/08/2005 18:49)
Ka le bandy otranay koa anie tsy mila tiavin'izany sexy sy cool sy romantika zany e. tsy miady amin,ny piesinay izany fa fananambahoaka.
36. Herimiafina ( 28/08/2005 23:25)
Retour au départ: tsy misy olona naufragé volontaire izany eo fa samy miheritreritra ny haha-manja ny lavie daholo ka tsy afaka amnome tsiny ze interessista za, fa na za koa aza toa interessista ihany ko. Iza koa no andeha hiaina eny anjaoridira eo k'lé.
37. deghany ( 29/08/2005 08:41)
dakoma:

Aiza mo reto bandy no mba hisy pitia.Itanareo ami-zoa ary koh.Tsimba misy le coool,sexy,romantika sns...Fa na te hoderaina,na piatsara velatsia,na de tena kondrana fotsiny zao.


marina zany môpera a!! :°)
38. Veloo ( 29/08/2005 16:20)
ary to lasa mopera? :-D:-D:-D:-D
39. fijo ( 05/09/2005 04:25)
mopera,mpanimba zazalahy kely ireny ka
40. ralaisa ( 06/09/2005 14:00)
Raha afaka misafidy kosa ve tsy aleo mba mifidy izay tena lafatra. Sady mpanakarena,cool,romantique sns...
Fa nainga indrisy mantsy,toa vitsy ihany ny olona tena lafatra toy izany.
Dakoma irery izao hatramizao no anteniko fa manana io caractère io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3731