hiverina sa tsy hiverineeee????

1. ainaheri ( 19/08/2005 09:16)
araky ny voalazan'ny gazety 1; noho ny fanambaran'ny zanaky deba dia mbola tsy manampikasana ny hiverina any dago izany ideba,dia mivadika ndray ny rasa eto fa hoy ihany ny zanany fa vokatry ny fampiakarana ny sarandalana no nahatonga ny mpanao fanjakana andefa an'iny tsaho iny mba ho very any ny lohan'ny vah fa tsy ilay frais mba tsy hisian'ny grevy!!fa na izany na tsy izany mbola tsy maty voalavo ankibo ny forongondratsiraka raha mbola miteny an'zany fa tokony mody d mody fa tsy asina wawawa!!!
répondu par pika le 07/09/2005 04:30
2. majakely ( 19/08/2005 10:40)
Zany ve ?
3. deghany ( 19/08/2005 11:41)
4. hps ( 19/08/2005 20:49)
k'inona anefa ny olana eh! Lery anie any mamboly voky,tsy mamboly voky eh,sady deba koa ka "zanakin'ny efa mangotraka,tsy matahotra ny mangorom-bitsika",sady izy koa ange ka:"ampi-tafika tsy ampi-tafika",mbola manapitra ny congé fotsiny lery dia ty ny tamy avy eo! aza mikoropaka ry ainahery an(:-@)ka mba mailo ihany an!:-$
5. pablo ( 19/08/2005 20:50)
mbola hiverina zaho leroa fa mbola manangona tetika matipaika:evil:
6. ranga ( 20/08/2005 10:20)
na hiverina izy na tsy hiverina,tsy koà zany e,ny toe-pasalamany aza efa tena...tsy aleo koa ve izy haka retirety aty dago @ zay raha mahatsapa fa tsy nanao ratsy e.Ny haka pouvoir aloha tsisy tsony io,en raison de santé bien sur.
7. zama91 ( 20/08/2005 16:42)
araka ny hevitro aloha ts-y hiverina eo izany izy raha mbola ravalo no eo eh,mba resaka hampiadiana ny antsika eto
8. hps ( 20/08/2005 18:49)
zama91:

araka ny hevitro aloha ts-y hiverina eo izany izy raha mbola ravalo no eo eh,mba resaka hampiadiana ny antsika eto

aiz'izy zany ry zama an!sao dia mba diso fanantenana @ izany ka tora-kovitra,tsy ny hitondrany ny fanjakana ange no mahamaika eh! fa ny paik'ady ananany izay mety anohanana izay varatra be sy angovo ao ambadika ao,ary tsy misy atahorany an-dra-8 kosa aloha eh!ka na"varatra mipoapoaka aza ra-8,Deba koa vatolampy ampy andihizany":lol:


9. xxx ( 21/08/2005 12:15)
slt daholo nareo ve ry reto ahona sa tsy mieritreritra izy anie zony ny mipetraka any e , sady izy to manan a nationalite bediabe koa inona no olana @
10. fasaly ( 21/08/2005 12:48)
milamina fotsiny e! tsy misy mikorapaka eo e!
qui sera; sera!
11. zama91 ( 21/08/2005 20:13)
tsy misy tokony hatahorana ny deba izany ry hps an,soa heverinao vendrana ny vahoaka malagasy ka hanaiky mora an'izany hoe mbola hiverina eo ny ilay iraikalahy taloha,i sophie anie no tena bevinany eh fa tsy i lery eh sady henoko fa hoe marary hono deba aty
12. Veloo ( 22/08/2005 18:55)
iza kay zany deba zany ry reto e?
13. fijo ( 22/08/2005 22:15)
akaman'i veloo izany ka.
14. lidy ( 23/08/2005 08:27)
ainaheri:

araky ny voalazan'ny gazety 1; noho ny fanambaran'ny zanaky deba dia mbola tsy manampikasana ny hiverina any dago izany ideba,dia mivadika ndray ny rasa eto fa hoy ihany ny zanany fa vokatry ny fampiakarana ny sarandalana no nahatonga ny mpanao fanjakana andefa an'iny tsaho iny mba ho very any ny lohan'ny vah fa tsy ilay frais mba tsy hisian'ny grevy!!fa na izany na tsy izany mbola tsy maty voalavo ankibo ny forongondratsiraka raha mbola miteny an'zany fa tokony mody d mody fa tsy asina wawawa!!!


andao ry lay haterintsika eny an-tsasa-dàlana!
15. hps ( 23/08/2005 19:42)
Saory reto dia variana any ampita any nareo ka tsy mba mahita ilay fahorian'ny Gasy kely aty Dago intsony an! efa enjana be ange zao ny miaina aty eh!
Jirama etsy andaniny,ny vary efa ouf,ny rano indray zao vidina ariary ny 1 litre,ka tsy haiko aloha e!
16. fijo ( 23/08/2005 21:44)
hps an,samy sahirana isika ,na aty na any.fa mba resaka mandeha io,ka dia io aloha resahana
17. hps ( 26/08/2005 19:37)
Aza mba maniry ny ho sahirana hoatran'ny aty fijo an! enjana ange zany eh!raha tena sahirana ny any ,efa tafody taty daholo ny Gasy any na ny mitsoaka izany,na ireo miafina fotsiny tsotra izao.
18. pika ( 07/09/2005 04:30)
ny mahatra indrindra any ry fijo no mpanana aty a ny cadre aty anie aza mbola kely karama noho ny cuisinier oh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0812