kitro
1. hercool
(
18/08/2005 12:20)
:?::?::?:Salut! fa maninona kay ianareo vehivavy rehefa misy manapezy dia ny kitron'ilay kôf'boay foana no jerena mialoha, any angaha ny fitiavana?
répondu par selima le 30/10/2005 11:28
2. lilbon
(
18/08/2005 13:00)
jerena alou kosa fa sao misy frômazy kou!hihihih:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
3. fasaly
(
18/08/2005 14:49)
efa tsatsa ngah toi! kou maninona raha lay sipa mijery ny kotron'i toi mintsy hanontaniana hoe ahafantarana azy?
4. kally
(
18/08/2005 14:59)
Sao ise tsy mahaborosy kitro ka hanahirana angamba koa! ny tapany ambony dôrizaka fa ny tapany ambany toa vizaka!!!
5. Chuan
(
18/08/2005 15:46)
:D:D:D ! zah aloha tsy hanisy commentaire fa aleo izy hijery kitro any raha izay no tiany fa tsy manova n`inn n`inn amin`ny tantara akory izany ! Matokisa koa letsy bogosité baina f`aza de mivaky la tete am`zany a ! hahaha ! R`efa reveny izay ialahy , fa na kapa pneu aza io tsisy koi . Fa r`efa tsy tiany kosa elah , na hanao santiag marque Joe Sanchez in-jato sy arivo aza ! sola am-pitoerana eo mieritreritra an`zany .
7. xxx
(
18/08/2005 16:09)
Mety ny haben'ny tongotr'elà ange no jereny e ! satria hono miakina amin'ny haben'io ny haben'ny maha lehilahy. Sa elà kosa kely pointura kely ...
8. fasaly
(
18/08/2005 16:32)
chuan:
marina ve zany? mino aho fa tsy marina fa raha bandy hanao kapa pneu zany tsy ho jeren'ny sipa e!
mba lazao kosa zay marina e!
oadray raha hanao santiag zany izy de ny sipa ndray angamba no hikoty azy, ny any madà io an!
zay ilay fisainana fa atao ahoana aza e! efa hatramin'izay mintsy anie io e! fa tsy vaovao akory.
marina ve zany? mino aho fa tsy marina fa raha bandy hanao kapa pneu zany tsy ho jeren'ny sipa e!
mba lazao kosa zay marina e!
oadray raha hanao santiag zany izy de ny sipa ndray angamba no hikoty azy, ny any madà io an!
zay ilay fisainana fa atao ahoana aza e! efa hatramin'izay mintsy anie io e! fa tsy vaovao akory.
10. sipagasy
(
18/08/2005 19:44)
fa tsy mazava amiko koa aloha e!!! raha tsy hoe nga ka atomboka any à tongotra ny fitiavana??? hihih
12. tafita
(
18/08/2005 20:15)
elaha isany de mahasosotra kou lé, efa hoe ny vehivavy ny anontaniana fa tsy nareo , izao de manjary tsy fantatra ny tena marina
13. fijo
(
18/08/2005 21:32)
marina kosa fa ny sipa any mada mahery amin'io fijerena kiraro io.satria lafo ny kiraro,ka raha tsara kiraro dia misy sosy izany
16. kally
(
19/08/2005 08:22)
Aleo hanao fa mbola ho sneran'ny kiraro nindramina vao hoe hy ifandimbisan'izy sy ny cousin-ny ilay kiraro, nitetika ambony amin'ny ambin-tsavony.
17. cocorie
(
19/08/2005 08:34)
De ahoana tokoa moa zany raha kiraro nindramina? Wain be refe hita eny an-tongotr'ilay olokafa iray le izy.ny aza voany r'sipa =))o^o
20. kally
(
19/08/2005 13:27)
majakely> Ka tsy ilay kiraro ampifanakalozina na nindramina no olana fa ilay olona diso fanantenana kah!:)