kitro
22. pitchou
(
22/08/2005 17:45)
ko raha kiraro tsy hahavitany miseho @ mahaizy azy ko ny zavatra hafa tsy asa foana?
26. fijo
(
23/08/2005 22:13)
ka raha hindramina le kiraro,dia izay manao azy no arahan'ilay sipa ka;androany izany i x no manao ilay izy dia any aloha,rahampitso i cousin dia any indray koa
27. ari.malala
(
24/08/2005 12:03)
tena hafa be ko zany hoe mijery kiraro vao hoe hanaiky na tsia! :) tsy za zany kle! ny ahy refa tiko d tiko na hande tongotra aza le ol!:)
28. Veloo
(
24/08/2005 16:46)
aliotsy misaotra aky a za tsy mba mahay an'izany :-D:-D:-D.. ko tsy tena mahazo kala betsaka zany ny cousin-ko any kle :-D:-D:-D:-D
32. deghany
(
25/08/2005 10:35)
hercool:
:?::?::?:Salut! fa maninona kay ianareo vehivavy rehefa misy manapezy dia ny kitron'ilay kôf'boay foana no jerena mialoha, any angaha ny fitiavana?
jeren'ny tanan'là sao be kitro kou!! sao de mpanjaitra tanana 'là=))=))=))=))
34. avana
(
25/08/2005 13:23)
fijo:
marina kosa fa ny sipa any mada mahery amin'io fijerena kiraro io.satria lafo ny kiraro,ka raha tsara kiraro dia misy sosy izany
Zany an!
Nefa nenah nefa ny masony aloha, ny ratsam-batany aprés....
Kitro v no nde itiavana azy ts very eo! sady vulgaire b zany e!
35. Veloo
(
25/08/2005 15:55)
Dia tena gaga mihitsy aho, satria ilay bandy manao kiraro hafa dia tina? tena mivadika ny tany aman-danitra kle
39. selima
(
30/10/2005 11:28)
materialiste izy zany ko, famaninona ndray ary ny lehilahy vody foana no jereny?