PATSA RAY TSY OMBY VAVA SA VOKATRY NY TSY FITANDREMANA?????

1. ainaheri ( 17/08/2005 10:30)
Tato ho ato dia matetika mianjerazera ny fiaramanidina mpitatitr'olona ka tao anatin'ny 1 volana dia 3 be zao no nianjera zay t@ kompania samy hafa!!
répondu par fijo le 04/09/2005 19:28
2. fasaly ( 17/08/2005 10:40)
tena matahotsa be mintsy zà zao ry ainaheri a!
haka avion koa atsy ho atsy.
3. kally ( 17/08/2005 11:50)
Rehefa ho avy ny andro ve moa na teo an-tokotaninao aza ianao no nianjera mety ho faty, firifiry ny olona maty noho ny lozam-piarakodia nefa tsy misy matahotra ny tsy handeha fiara intsony.Izaho koa aza amin'ny herinandro mba handeha haka fiaramanidina koa dia tsy taitra aho fa izany ny fiainana.
Marina fa betsaka ihany izany 4 (mbakan'ilay an'i Air France)anatin'ny iray volana izany dia tsy handeha ve? Angaha tadidy akory ireny rehefa variana manamboatra valizy sy mampiseho pasipaoro eny @ aéroport e! avy eo reraka dia matory fotsiny eny ambony eny.
4. agoago ( 17/08/2005 12:18)
Efa nisy ny olona tratry ny lozampiaramanidina nefa dia tsy namoy ny ainy.Miankina @ anjara daholo izany sy ny fiantsoana Fa na matory eo ampandriana aza ianao rehefa tonga izay fiantsoana izaydia tsy maintsy mandeha, mandao ny tany io.
Ny avion no moyen de transport assuré indrindra hono, na izany aza tsy misakana azy ireny tsy ho tratry ny accidents ihany indraindray, noho ny erreur pilotage, ny mahazo ny appareil, ny toetry ny andro.
5. RockyMaivia ( 17/08/2005 12:21)
Patsa telo sotro aza omby ny vavako koa izay patsa iray ve?? :-D
6. fasaly ( 17/08/2005 15:57)
kally:
ary sao de ho ray avio aza tsika, zà lou mihidy e!
efa ataoko ny plan rehetra sanatria ka!
7. kally ( 17/08/2005 18:33)
fasaly> sao dia tafaraka marina tokoa isika roa?
Ny oxygène sintonina sy ny gilet de sauvetage ao ambany seza hihihi.Dia vonony akaiky ihany ny akanjo mafana e!

Sa inona ity plan nataondry? Sao kosa nametraka testament any @ notaire?

Kalma fotsiny ianao ra-Fasaly fa tsy misy an'izany eo a!
8. fasaly ( 17/08/2005 19:42)
(l)(l)
midobodoboka mintsy foko ko!
plan daholo zany e! de aiza loa ny gilet no sontomina sao tokoa ka ilaina! rehefa mikorapaka zay mantsy de na efa natoro teo aza de misavoritaka be ihany. efa atao tsara fipetraka daholo ny rehetra e!
tsy haiko fa tamin'ity zà matahotra be vao maheno vaovao etsy sy eroa, fa izà tsy mba mpatahotra zany.
de bon voyage ary amy semaine e! fa ndry aloha hianavaratra sa hianatsimo e!:-D:-D:-D
tsy tratra ny patsa ray tsy omby vava zany akia a!.
9. fijo ( 17/08/2005 20:21)
aza matahotra izany ry fasaly an.olona hanidina ko hatahotra?tsy maty raha tsy amin'ny androny e.dia soavadia mahereza e.aza hadino ny voan drivotra
10. kally ( 18/08/2005 07:09)
Ka na hisy gilet aza akia eo ry Fasaly tsy iny no hamonjy andry fa kalma, ny moron-dranomasina sy ny fifankahitana saintsainina.Izaho hianavaratra andrefana.
11. ainaheri ( 18/08/2005 08:25)
Mbola tsy tonga ny anjarany angamba??t@ lay avion nianjera farany teo nisy mpivady efa tokony andeha hiarahitsangatsanga t@ ireo namany niray kilasy taminy fahazaza,dia andro andanany narary mafy ny zanany voatery nahiditra hopital dia voatery nijanona izy 2,dia mbola nitombo ny andro hianany!!
12. fasaly ( 18/08/2005 08:43)
aoka re izay ry ainaheri a!
mankarary kibo zany.

kally: izaho koa hianavaratra any e! amorotsiraka de bon voyage njy aza e!
fijo:
merci e! ny voandrivotra ve tsy grave be zany hihihi!
13. kally ( 18/08/2005 09:39)
fasaly> Bon voyage njy dia itondray fasika fa izaho tsy ho any amoron-dranomasina kah!
14. booboo ( 18/08/2005 11:01)
kally, Fasaly > mbô itondrao fofona vacances virtoaly fotsiny zà refa miverina nareo dé bonnes vacances ihany
15. Veloo ( 18/08/2005 18:23)
ainaheri sy agoago a marina ny anareo rehefa tonga ny anjara dia tonga eny fona a ka aza mahotra ny ande avion eeeeeeee
16. fijo ( 18/08/2005 20:27)
ainaheri izany koa mihaino RMC an,
hitondrao avy any ry izy roa vavy an
17. fasaly ( 19/08/2005 07:56)
merci booboo a! hivavao mba tsy hidaboka e!
ny fofona vansy virotaly ndray tsy adino ny mandefa zy e!
fijo itondràna inona hoe njy!??, goavy ?,,,
18. booboo ( 19/08/2005 12:04)
:-D:-D
19. ari.malala ( 22/08/2005 09:49)
vômadilo ky fa zany zao no bdb aty â! :):-D
20. Veloo ( 22/08/2005 18:01)
ari.malala njy any dago? vomadilo zany zao tsara ery :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.485