PATSA RAY TSY OMBY VAVA SA VOKATRY NY TSY FITANDREMANA?????

21. fijo ( 22/08/2005 21:16)
voamadilo de mivalana avy eo e
22. ari.malala ( 25/08/2005 06:11)
veloo, ie za aky aty Dago hatr@ zay รข! :) ie tsara b mintsy! le alona @ siramamy na atao @ sira! mhhhh! feno ivy aby ao ambavako kle! :)


fa tena mahagaga tokoa fa vao nisy crash ndary tany Perou d nahafaty olona 40!
23. Veloo ( 25/08/2005 15:22)
o ry fijo a za mbola tsy nivalana t@ vomadilo. tssss
ari.malala a ie fanafodi'na vavono sy aty anie io. Ary tena mandaitra tsara...NY ahy miaraka @ siramamy no tiako ka :wink:
ny boeing 737 rehetra no mianjera satria efa antitre ka efa t@ 1987 aky ireny no natao aaaa.. ka raha mande any ivelan-njy dia jereo tsara ny avion ary aza mande B737 intsony an. :-*
24. fijo ( 25/08/2005 20:38)
veloo izany ve,nefa za vao mihinana an'io dia bezour ragaby.
25. Veloo ( 25/08/2005 21:03)
fijo a dia asivo kloty be zany ao aloha :-D:-D:-D:-D
26. fijo ( 27/08/2005 21:41)
aoka mo eee
27. Veloo ( 29/08/2005 14:25)
fijo =))=))=))=))
28. sonwin ( 29/08/2005 16:17)
dray marina Veloo , aza mihetsika amizao pozisio izao:-$ fa efa ho avy dadabe:@
29. Veloo ( 29/08/2005 16:35)
sonwin ledada tsy hita intsony knou :-D:-D:-D ka tsy mampime ve wa raha hanao kiloty be i fijo e :-D:-D:-D
30. fijo ( 04/09/2005 19:28)
veloo ledada izao no resaka fa tsy za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1395