lainga
1. diamondra27
(
16/08/2005 19:19)
iza no mbola tsy nandainga? Dia ahoana no ahafantarana fa mandainga ny olona 1 en face-nao? misy karazany firy ny lainga?
répondu par fijo le 01/09/2005 21:14
3. vancleef
(
16/08/2005 19:30)
Izaho tsy mandainga faha tsy miteny ny marina indraindray
Entre époux on ne doit pas dire la vérité, entre amis on ne doit pas mentir.

4. fijo
(
16/08/2005 21:30)
ny ahy aloha vandivandy kely eny matetika e.fa tsy mba mandainga izany aho an
5. zefalah
(
16/08/2005 21:31)
aleo hony mifanena @ mpamosavy toizay mifanena aminy mpandainga..hiresaka laingapitiavana sika.
ny olona ray dia mandaiga....ary ainao foana ny fomba fiteniny refa mandainga izy...tsara lahatra sy be problemme...voaloany io...refa aty aorina @zay izy mitady zavatra maro aminao...tantarainy anao daholo zaho tantara niainany zao..sy e..ery e..
efa ao le lainga tsara lahatra @io.
le hoe misy karazany firy ny lainga..satria mantsy ny tena mpandainga dia tsy mantsy mahay an'lay karazana..misy karazany bedabe ny lainga.
lainga tsaralahatra...lainga fataorana..lainga te ho dokafana..lainga te halaza..lainga te ho ita sy ahazo voninahitra..lainga masina..lainga fitiavana..:-D lainga an'zefalah...lainga politika sy ny fikafika..maro e...fa arakara'lay fitenin'lay olona foana no ahaizanao fa mandainga izy.
oka zay

7. akamatiana
(
17/08/2005 03:09)
zah tsy mandainga , fa ra misy zvt mbo tsy tiako fantarinao v d ho lazaiko anao :wink:, zany we manafina fotsiny zah zany an:-P
tsy haiko we misy karazany firy ny lainga fa zah tsinn tsy mpandainga kou:)
ny oul mandainga njay refa en-facenao an , ny efa hitako klou ,d eo izy miodikodim-piteny d miovaova l zvt lazainy d memezana :-D:-D fotsiny izy refaveo:-D, d izy kou tsy mahajery anao an

9. diamondra27
(
17/08/2005 13:15)
tena tiko be ny valinteninareo rehetra fa ny an'i zefalah no tena mampme sy mahatonga fisainana.
De misaotra anareo fa hanomboka hanao test a zany afantarako an'ireo de lazaiko eto ny tohiny
De mbola mandray antanana izay te-hanoratra eto sy misaotra mialoha

10. CONAN
(
17/08/2005 13:51)
Tsotra be chérie a! Ny olona rehetra mandainga daholo eny na dia i Mompera aza. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia izao ratsy ny lainga ary tsy tokony atao rehefa manimba olona iray.Alohan'ny handangainao izany dia aza hadino foana no mametraka fanontaniana hoe manimba ny hafa ve izay laingako izay sa tsia.@ izay fotoana izay raha fantatr'ilay olona izay handangainao aza ny lainga izay ataonao dia tsy misy ny olona raha toa ka resinao lahatra tsara izy fa tsy manimba azy velively fa aucontraire mahasoa azy ny lainga izay ataonao.Tandremo anefa fa ny fahamarinana izay takatrin' ny sainao dia tsy voatery ho vérité absolue.Raha misy tsy azonao dia hapetraho afaka mametra fanontaniana ianao.
11. CONAN
(
17/08/2005 14:02)

12. fasaly
(
17/08/2005 16:08)
misy karazany roa alony zao ny lainga fantako hatramzao e!
-lainga masina
-lainga tsara lahatra.
-lainga masina
-lainga tsara lahatra.
14. fasaly
(
17/08/2005 18:23)
conan;
kanefa tsarovy, ny marina rehetra tsy mba filàza ka manadainga ihany izany...
zama:
izay zao de efa lainga tsara lahatra.

15. jajaf401
(
17/08/2005 19:06)
Mavandy aloha raha mbola tsy nandainga fa ny miaina amin'ny lainga fotsiny no fadio. Iray foana ny lainga fa tsisy ny hafa io, raha vao lainga dia lainga (any @ tanjona no maha iray azy = fitaka):-@:-@
18. zama91
(
18/08/2005 14:27)
iza no mbola tsy nandainga isika ato amin'ny serasera,izaho aloha efa nandainga fa sarotra ny mandainga eh,atao fotsiny hoe mandainga tsy handratra olona ny lainga lazainao